ireo mpilatsaka @ 23 sept

1. ronaldo09 ( 31/08/2007 15:47)
Sao dia mba misy mahalala ny SITE ahalalana ireo mpilatsaka amin'ny 23/09/07 isika ato?
novalian'i Jeankely ny 10/09/2007 03:25
2. Solitikabe ( 31/08/2007 16:05)
Ronaldo, ireto no lisitry ny olona fidiana ary eh
Aza fady fa lava loatra ilay izy ka jereo ity ireto lahatra ireto
Actualités
E R R A T A à l’arrêt n°02-HCC/AR
Arrêt n°02-HCC/AR du 23 Août 2007
Arrêt n°02-HCC/AR du 23 Août 2007(Suite)
ao amin'ny
http://www.simicro.mg/hcc/
3. Jeankely ( 01/09/2007 02:41)
Araho tsara ry solitika fa tsy mahazo an'io intsony nareo an =))=))=)).Bye Bye
4. Fiffi ( 01/09/2007 05:43)
http://www.madagascar.gov.mg/
5. Solitikabe ( 01/09/2007 11:19)
Mba fanampiana an-Dronald fotsiny io fa tsy hoe fanarahana ny fahavoazana akory, fa adin'ombalahin'ny mpianakavy io eh. Tsy ilaozan'ny tsy hiaona eo am-pihinanana koa
6. Jeankely ( 05/09/2007 07:11)
Dia mahaiza miara-mihinana ny omby maty ary e=))=))
7. Solitikabe ( 06/09/2007 03:29)
Somary asiana classica kely io an
8. Jeankely ( 06/09/2007 04:47)
Na asiana Vodikoa sa moa Vodka tsy haiko tsy maninona
=))=))=))
9. Solitikabe ( 07/09/2007 00:37)
Le sikidy mantsy mila toaka kely fa tsy vitan'ny hena maty fotsiny eh
10. Jeankely ( 07/09/2007 04:56)
Izay ilay fahendrena resahin'ny namanao anananareo ry solataka be nahatapaka sakala.
11. ronaldo09 ( 07/09/2007 16:55)
Masaka raha Vodka ,za vonona!
12. Solitikabe ( 07/09/2007 18:20)
Jeankely:

Izay ilay fahendrena resahin'ny namanao anananareo ry solataka be nahatapaka sakala.

Ntso tezitsenao dia nanopa, aza tezitsa ho'a fa mbola ho tezitsa noho izao ianao
13. zamanoro ( 08/09/2007 04:21)
Nga eto azo anompana eh
14. tsoraka ( 08/09/2007 04:38)
Filalaovana ve eto?
15. menalamba ( 08/09/2007 20:58)
Efa nitombo fahendrena ra zankely tato ho ato izay an...:-/
16. Jeankely ( 10/09/2007 03:25)
Tsy misy mitomany ho hendry taminao koa eo.=))=))=)). Raha mikitikitika an'i Madagasikara dia sahala izay ataonay monamonaina=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0825