zvt nahazo

1. kalina80 ( 28/08/2007 07:42)
Mba afaka mitantara eto ny zvt mnampihomehy nahazo teto andafy voalohany ve nareo kay? ny ana dia betsaka tokoa.Le mande éscalator t@ voalohany d saika hanjera foana fa tsy nis équilibre.Avy eo le nande tany@ Mac Do voalohany dia le nanontany hoe "eske je peu avoir une pipête svp?" gaga be sady niomehy ilay caissière fa paille kay no anarany aty:-D:-D:lol::lol::lol::lol:
répondu par kalina80 le 31/08/2007 17:13
2. Fiffi ( 28/08/2007 08:41)
ny ahy njay de ....inn moh ? :-D:-D:-D
3. Samoana ( 28/08/2007 08:58)
Ngômangôma manimanina ny tanàna t@ vao tonga. Mazotozoto ery manoratra taratasy ( tsy mbola nisy ny internet t@ andronay:D). Niditra ny paositra voalohany mbola sadaikadaikatra menamenatra: " S'il vous plait...euh...." ( fanina aho kle !!! masculin moa sa féminin ny "timbre"8O ). Nony niahakahana elaela de nahateny ihany: " Heuuu.... 2 timbres SVP"
Timbre tokana ihany anefa no saika novidiana saingy natahotra ny ho wain !!! Tss!!
4. Angolaina ( 28/08/2007 09:50)
:-D:-D:-D:-D ary ahoana le vao sambany hande avion ?
5. fahamarinana ( 28/08/2007 10:46)
:arrow::-D:-D:-D Ny ahy ndray ilay mandray metro dia eo amin'ny fidirana coincée tamin'ny varavaran misokatra sy mihidy ho azy iny e ,fa nampiditra ticket dia elabe vao niditra,narary aloha fa ohatran'ny tsy teo aho fa wain be!!!!
6. Rafotsy ( 28/08/2007 12:49)
:-D:-D:-D:-D
Zah hatramin'izao mbola miteny hoe "pipette " ! Taloha ny ankizy mi rectifi fa izao izy tsy miteny intsony !
7. majakely ( 28/08/2007 13:11)
ny anah nojerejeren'ny olona be mintsy za fa hiver satri tsy nanao kiraro adapté nefa nandeh tam lanezy ,,,de nizestzesta nanao kiraro mivoka tongotra ny été reny ty za...hihihihi...de ngoly be ny tongotra satri nisy masoandro tamizay no teo ihany ny lanezy de neveriko hoe tsy haninnn fa hozakako io hatsika io kay nataony hatsika maivoka beuhh :oops::-D hihihihihi
8. menalamba ( 28/08/2007 17:26)
Nandeha tongotra irery fa may hijery Tour eiffeligna sy arc de triomphe,nihihitra tsy nandeha bus fa vao nanontany ny frais dia mbola namadika izany t@ vola gasy dia nihemotra fa lafo bé hoe! Nandeha ka nandeha saiky tapaka ny ranjo,nahazo arabe misy arofanina vy,toa mijerijery ahy aby ny olona any anaty fiara,ary maninona ary aho ho aho no jerijeren-dreo?Fantany angamba fa vao tonga @ fiankanjoko vé?Laginina aho ny farany dia mba nivandraka izay mijery ahy koa,samby misy maso kà!Taty afara bé aho vao nahalala hay nandeha tongotra t@ sisina "autoroute" aho liakààà...:^):^):-D
9. naughtyboy ( 28/08/2007 18:39)
:-D:-Defa mbo zatra nanana namana bandy, sipa vaza namana ihany fa nony taty vao tonga saina fa tsy mbola nahita vaza b da b otrany zany atr'zay niainako:roll:
10. ikaretsaka ( 28/08/2007 18:48)
le angalisy dia manao conduite a droite sy mi serrer a gauche ary le mamindra vitesse @ tanana gauche no tena gravy koa..
2 volana vao zatra!

Nony nifindra Bekintana dia nifamadika aby indray, dia nanazatra koa!

ilay nandeha ascenceur koa dia mandeha miakatra amin'ilay trano avo be 60 etages ireny dia ilay ascenceur aty ivelany sady fitaratra be... tena :-/ be mihitsy le!

Dia ilay vazaha mandeha @ tapis roulany dia ianao mandeha tongotra dia tsy mahalala hoe mandeha @ tapis roulant le vazaha dia gaga be mihitsy avy eo fa nifanena t@ namany ilay vazaha dia ohatran'ny mandeha manao marche arriere nefa tsy mihetsika... eeela be vao kopy !
11. booboo ( 28/08/2007 23:43)
hihihihi
12. ikaretsaka ( 29/08/2007 00:27)
ary n'en'i booboo inona fa toa laozana mimeme eo fotsiny?
13. dadie ( 31/08/2007 11:50)
ny ahy dray tao paris vo tonga zany d nijery ty tourefel alavitra d tena tsara lé izy lol sns... ,ny ampitson'iny d noentin'ny zokiko teny aho fa nony tonga teo ambodin'ity tour ,d taitra b aho naita ny tongon'ity tour ny iray ery ny iray ary ny iray atsy d ny iray etsy fa nifanalavitra ,fa tena tsy oatran'izany ny eritreretako azy noeveriko fa mifanakaiky teo angabany lol....;-) somary d su iany alo za e ,oatran'ny ankizy notenenina oe tsy mi éxiste dadabnoely:evil:
14. ikaretsaka ( 31/08/2007 16:22)
Dia ilay vazaha mandeha @ tapis roulany dia ianao mandeha tongotra dia tsy mahalala hoe mandeha @ tapis roulant le vazaha dia gaga be mihitsy avy eo fa nifanena t@ namany ilay vazaha dia ohatran'ny mandeha manao marche arriere nefa tsy mihetsika... eeela be vao kopy !

sady t@ ireny nalaza ilay fandihin'i jackson ilay mody mandeha aloha lery nefa mihemotra iny .. dia tena nitanaka tokoa anie izany e!
15. mandrindra ( 31/08/2007 17:06)
ny ahy indray vao tonga dia nandeha nirôzy. tsy nahafanatatra n'iza n'iza fa dia lasa izao, nandeha irery. dia sady variana mitoditodika mahita ireto zavatra tsy fahita rehetra. dia iny ary aho fa tatitra tampoka nosady ohatran'ny faly kely anaty hoe toa ohatran'ny misy olona fantatro niserana fa aleo hanao tapody miverina kely. dia niverina 2 metatra haingana no sady nijery, saika hihoraka kay ahasosorana no hita tao. hay izy ity trano fitaratra ka ny sariko ihany no nanitona ahy :evil::evil::-D:-D
16. kalina80 ( 31/08/2007 17:13)
:lol::lol::lol::-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0375