ny fitiavako
1. xxx
(
28/08/2007 06:48)
Manaona daholo, erintaona latsaka angamba izay dia nizara olana t@nareo teto aho.Nitantara ny momba ahy sy ilay niaraka tamiko nefa manana ny sipany koa izy.Tsy itako izay natao t@izay satria mbola tsy nitia olona toy izany aho.Nis ny nanoro hvt ahy ny hiala aminy, nis ny nanoro hoe mijanona sns...3 vola taorianio dia blemhafa indray fa nody mandry ny reniko!!!!! olana tsisy otrizany ry reto, ny sipa tsy any tena irery , ny reny tiana nody mandry, ny tena irery aty antanin'olona, ny fianarana tsy mande @ ze laoniny.
@zao fotoana izao anefa dia mande tsara ny fiainako.7 vola aho izao no célibataire.Zay aho vao tsy nanao sipa izany ry reto an.Ny antony ve? Lasa nananki_po t@Atra aho.Lasa tia vavaka tokoa sy manao ny asany.Manoro lalana ahy isan'andro Izy ary mampianatra ahy ho patiente mandrakariva.Fantatro fa ho avy ny andro omeny oul sahaza ahy aho.Ary olona atsy hampijaly ahy intsony.
Zvt iray no mba tiko hampitaina, matetika tsika vehivavy indrindra2 dia mahatsiaro tena mijaly @ fitiavana,mahatsiario ho tsy tiany oul miaraka amintsika foana, Jesosy ry reto no tena fitiavana ary Izy te hitia antsika sy hotiavintsika tokoa.Mnana anjara tsara ho atsika izy, il nous faut être patient...mahereza daholo

répondu par reve le 03/09/2007 10:17
4. princesseN
(
28/08/2007 09:56)
ie!!! marina mintsy zany,tokony tsy hamoy fo zany ny olona eo @ fiainany e!:D:D:D
5. Angolaina
(
28/08/2007 10:22)
princesseN:
ie!!! marina mintsy zany,tokony tsy hamoy fo zany ny olona eo @ fiainany e!:D:D:D
marina mitsy aki zany a! za de gaga an'ireny olona mamono tena noho ny deception amoureuse ireny !
6. vivi
(
28/08/2007 11:51)
tsara mihintsy akia zao ataony xxx zao fa mba manampy @ fiainana , mahereza akia fa na d mamaky io aza za d efa mahery , Andriamanitra akia anampy antsika rehetra
7. diamondra27
(
28/08/2007 16:36)
mahareta hatr@ farany fa mbola lavitra ny lalan-kaleha;
Tsy mampaninona zany celibat zany fa Jesosy Kristy no tena namana tsy mba mamitaka sady fidèle ary tsy miova, azo iankinana à n'importe quel moment?

8. xxx
(
29/08/2007 06:21)
Marina mihitsy ny zvt teneninareo eto, indrindra ny ani xxx maniry ny ho tahaka anao aho.Izao rehefa tia dia tia tokoa mantsy ary na dia mapijaly aza izy dia hefiko eo foana.Te hiala aho izao fa mijaly fa tsy itako izay atao.Mivavaka aho fa ny ato ampoko ihany no jereko.Leo aho nefa tsy mety afaka.
9. Angolaina
(
29/08/2007 07:37)
[quote=xxx]
Marina mihitsy ny zvt teneninareo eto, indrindra ny ani xxx maniry ny ho tahaka anao aho.Izao rehefa tia dia tia tokoa mantsy ary na dia mapijaly aza izy dia hefiko eo foana.Te hiala aho izao fa mijaly fa tsy itako izay atao.Mivavaka aho fa ny ato ampoko ihany no jereko.Leo aho nefa tsy mety afaka.
Raha mbola ao ny fitiavana dia sarotra ny hialana ary eo fona ilay tahotra oe hanao ahoana ny fiainako raha tsy eo intsony ity olona ity ary mazàna ny mahatonga ny olona hiaritra foana dia noho izay tahotra izay, mazotoa mivavaka ary ankino lalandava @ Andriamanitra izay atao fa Izy irery ihany no mahalala izay mahasoa antsika eo @ fiainana. Aza kivy ihany koa fa rehefa tsy izy no anjaranao dia rava ho azy eo foana io.
Farany, raiso am-pitsikiana avokoa izay rehetra tonga eo @ fiainanao ary ataovy teny filamatra eo @ fiainanao ny hoe "Jehovah no mpiandry ahy, tsy manan-java-mahory aho" dia ho hitanao fa na eo aza ireo olana mitranga eo @ fiainana dia toa mandalo sy zaka ihany izany
Bon courage e:-*

10. bobone
(
29/08/2007 08:14)
samy manana ny filazany aloha e! fa ny tena be mpampiasa io cheri io ! malala an!, fa ny ahy izao an! de io cheri io no tena miasa ! hihihi de mampiasa koa hoe Dada an! Neny an! aoka re reolona fa hmmm !!! hihihi:D:D:D tena tsapanao fa iray tokoa e!
11. kalina80
(
29/08/2007 08:22)
bobone:
samy manana ny filazany aloha e! fa ny tena be mpampiasa io cheri io ! malala an!, fa ny ahy izao an! de io cheri io no tena miasa ! hihihi de mampiasa koa hoe Dada an! Neny an! aoka re reolona fa hmmm !!! hihihi:D:D:D tena tsapanao fa iray tokoa e!
diso ndray bobone t@iny an, tsy tokony eto io fa any @tiko enao
12. la
(
03/09/2007 07:07)
Ie marina zany ry xxx a! de mahereza de mazotoa mivavaka fa Anriamanitra tsy manary zay matoky azy.
Fa izay fiainana iainanao eo de ambohariny ho sahaza anao daholo.
Ny fitiavana koa tsara ra mifamaly fa tsy mande ila, de samy honnête sy sincère fa tsy mifamitaka de avy eo mantsy samy mandray ze decision mety amin'ny tsirairay.
Mahereza daholo e!!:):D

13. reve
(
03/09/2007 10:17)
maromaroa ny fijorona vavolombelona ho an'nI Jesoa Kristy sy ny asany fa de tena mahafinaritra e!
mazotoa ary mahereza amin'ny asan'ny tompo fa ny fiadanany anie efa ao amin-tsika tsi-1-1 avy e!fa asakasak'izay tsy mandray azy.:D:D:D