Mpihira GRAVY be!

1. tenagasy ( 24/08/2007 10:28)
Mankamamy ô!
Samia hoe mba miteny antony (critère)iray misarika ho tia mpihira na hira iray! De mba asiana fanazavàna kely fotsiny raha mety.
OH: ny ahy izao:
- ny fahaizan'ny mpihira mitazona ny feony: tsy dia mitombina amiko ilay hoe tsara sy ratsy feo, samy manana ny tiany rahateo, fa rehefa hainao ny mitazona ny tena feonao mandritra ny hira dia manintona avy hatrany ny hihaino azy.
Mirary soa!
répondu par nickie2 le 10/09/2007 13:22
2. SHOAN ( 24/08/2007 13:00)
Feeling fotsiny é !
Ne pas se compliquer la tête !
Feeling ... Feeliing ...=))=))=))=))=))=)):-@
3. cutie ( 24/08/2007 13:29)
Ny ahy indray
Ny feon-kira no tonga de manaitra ahy 1. Raha tsara @ sofiko ny feon-kira , tsy de mivaky loha loatra za na tsara feo le oul na ratsy:)
Raha jazz malagasy ndray , de ny feon'le oul mihira no henoko 1 indray . @io indray tsy de sarotra loatra fa samy tsara feo daholo ny mpihira jazz malagasy :)
4. tenagasy ( 24/08/2007 16:01)
SHOANnnnàààààààà! Tsy azoko ilay tianao ho lazaina amin'ilay hoe feeliiiiiiiing!

cutie! Mitovitovy hevitro sy ilay anao faharoa.
Fa ilay hoe feonkira ve mifandray @ firindrany sa ny karazan-java-maneno sa ny fahaizana milalao no tianao hambara?
5. cutie ( 24/08/2007 16:08)
Fa ilay hoe feonkira ve mifandray @ firindrany sa ny karazan-java-maneno sa ny fahaizana milalao no tianao hambara?

izy rehetra :)
Ohatra :Njava, gasymusic :)
6. tenagasy ( 24/08/2007 16:49)
De ahoana ary no misy mpilalao gaigilahy nefa tsy hay henoina ireny?
Ny sasany ekeko hoe mafy be fa dia korontam-pitaovana sisa re?
7. sonwin ( 24/08/2007 20:05)
rehefa sexy sy tsara feo! aoeee o^o
8. cutie ( 24/08/2007 20:08)
sonwin
jaojoby ve?
Mpandefa : tenagasy [ Valio ] 24-08-2007 18:49:42
Lohateny : Re : Mpihira GRAVY be!
De ahoana ary no misy mpilalao gaigilahy nefa tsy hay henoina ireny?
Ny sasany ekeko hoe mafy be fa dia korontam-pitaovana sisa re?

hard rock ve zany e :-D
9. sonwin ( 24/08/2007 20:14)
cutie> vavy 8)
10. cutie ( 24/08/2007 20:16)
iza zany :)
11. ratonga ( 24/08/2007 20:17)
zany vé tsy korotamboul:-D
12. sonwin ( 24/08/2007 20:17)
iza ahoana aza hihi
13. cutie ( 24/08/2007 20:19)
iza le mpihira sexy koa :lol:
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 24-08-2007 22:17:25
Lohateny : Re : Mpihira GRAVY be!
zany vé tsy korotamboul

tsy de mikorontana iny koa:-D
14. sonwin ( 24/08/2007 20:28)
bdb ny sexy e, i....ohatra:P
15. cutie ( 24/08/2007 20:29)
hay ve e :D
16. sonwin ( 24/08/2007 20:32)
ié :D
17. cutie ( 24/08/2007 20:34)
mihira koa nga le izy :-D
18. sonwin ( 24/08/2007 20:48)
oay aoka fotsiny!
19. cutie ( 24/08/2007 20:50)
Efa nahita sy naheno ve :-D
20. sonwin ( 24/08/2007 20:54)
efa naheno :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.185