vaky tratra
1. imeva
(
23/08/2007 19:59)
Rehefa ahoana kay ny zaza no atao hoe vaky tratra? Dia ahoana ny fomba fiarovana azy tsy ho voan'izany?
répondu par betty le 24/08/2007 14:13
3. cutie
(
23/08/2007 20:31)
de i sonwin t@ firy taona no vaky tratra:-D
Sao de vaky feo no lazain'i sonwin zany :roll:
Sao de vaky feo no lazain'i sonwin zany :roll:
4. sonwin
(
23/08/2007 20:34)
tena tsy tadidiko aloha e! fa ny azo antoka dia efa vakivaky daholo ny ahy
7. kally
(
24/08/2007 06:58)
Tsy ilay zaza mikohaka be maneno tratra be ireny ve no atao hoe vaky tratra sa diso ny fitadidiako?
8. betty
(
24/08/2007 14:12)
Izaho koa mihevitra fa le zaza misy quinte reny no atao oe vaky tratra. na koa le zaza tratran'ny bronchite asmatiforme !.....nefa tsy haiko njay zany :)
9. betty
(
24/08/2007 14:13)
Izaho koa mihevitra fa le zaza misy quinte reny no atao oe vaky tratra. na koa le zaza tratran'ny bronchite asmatiforme !.....nefa tsy haiko njay zany :)