fanodinana vola manakara
1. akama2006
(
23/08/2007 08:45)
tena marina fa tsy fanaratsiana kay ilay resaka hoe ranjeva no isany voarohirohy taminy ilay resaka halabola re etsy sy eroa efa volana maromaro izay!ary tena tsy mandainga ighany le telefonina andalambe an!:-D:-D
répondu par niainalynx le 12/10/2007 11:15
2. tafita
(
23/08/2007 09:10)
Raha vao misy resaka tahaka an'itony ka somary mitarozaka ny fikarohana sy ny raharaha momba azy dia fantaro fa misy olona ambonimbony ao izay , ... Malagasy tokoa isika eeee
3. menalamba
(
23/08/2007 12:02)
Mba homeo ny nahazahoanao ny loharanom-baovao hoe azafady raha tsy mahadiso!Ary nahoana ary izy no mbola tsy voasambotra?:-/
4. akama2006
(
23/08/2007 12:30)
menalamba> wanadoo.mg,le quotidien,tribune etc...!izay aloha no vaovao misy ilay izy fa ny tany aloha dia efa ela no nisy namoka i gazty ny grande ile fa noheverina ho fanaratsiana olona fotsiny ihany ilay izy tamin'izany kinanjo matoa noresahiny filoha ampahibemaso aminy fmi(mety ny inverse koa ny marina,iznay hoe ny fmi no nangataka ny fivoahany vola mazava ka tsy mainsty nanao carte sur table i sefo)
lalina ihany ry zareo ity fitiavambola tafahoatra ity a!sa ve tanana efa zatra mitsotra dia tsy tafa intsony!
zavatra iray no tena manitikitika ahy ary tsy matiko lolo aminy ity toejavatra ity,ka asa izay afaka hifamitafa ny amin'io amiko,dia ity:
maninona no tsy i filoha toa ny fanaony mahazatra (na mety na tsia izay fombany izay tsy olana )no manome baiko mazava ny bianco satria efa ela no nisiany ilay resaka (2006),hanao ny famotorana sy ny fitazomana ireo olona ireo(3 no isany);fa efa lasa nilefa izay vao tadiavina,manaraka izany misy zavtra tsy mazava angamba entre ny filoha sy io olona na ny havany ilay ranjeva naka vola io ka mahatonga any sefo tsy sahy mitondra ny resaka mivantana fa ataony ankolaka ;azavaiko,ny fmfi no ataony filoha pretexte hanazavana ny halatra nisy,izay fiseho vaovao mbola tsy nitranga hatramin'izay nitondrany,ka na iray misy fanereny fmi ny aminy ampamoka ao,na misy resaka "levier" eo amindry zareo eo aminy fitondrana !betsaka ihany angamba ny zavatra miafina aminy resaka 2002 sy ny fitondrana ao !ary amiko tsy kisendrasendra no nahatongavany zokiny ity ranjeva ity any tana ao anatiny fotona nivoahany io resaka io aminy fomba ofisialy!ambonin'izany dia nanao valandresaka taminy gazety izy ary tsy misy afatsy fanondrahana menaka sy fanamboniana ity zokiny no tafa tao!tsy misy resaka mivaingana fa ohatrany fanazavana cv no antony!mazava ho azy fa dotandroka avokoa izany,isika malagasy rahateo ao anaty ny vakoka maha gasy antsika ilay fianakaviambe ka lasa hoe:"ratsy tarehy mangatabady ka ny anaran-dray no entina mangataka",izany hoe tsy ny vokatra nentiny sy porofo hita nampandroso no hitsarana ny olona sy hanondratana azy fa ny anarana sy ny vola ho entiny,misy moa atsy aminy wanadoo dia mavatra (eny mety ho havany angamba ireny) mandoka hoe grande famille tsy mikatsaka afa tsy ny hanasoa any madagasikara fa sty mila tambiny :-D:-D:-D

5. fijo
(
23/08/2007 20:17)
aza afangaro ny anarana.marina tokoa fa ranjeva le izy,fa ranjeva iza????misy teo lahy ry ranjeva no fantatra.ny minisitra,ny mpahay lalana ary ilay mpiasan'ny banky.mpirahalahy izy ireo.ary ilay zandriny indrindra no nanao io zavatra io.vao niantomboka ilay resaka dia efa fantatr'i ravalo hoe iza no nanao azy.ary efa nampanalaina tany,saingy efa tafandositra izy.namitaka ny rahalahiny aza izy no nialany tao,satria mody hoe hanao hiraka hoany amin'ny FMI kay nilentika.
rehefa miresaka aza afangaro toa io ny anaran'olona fa avao tsara sao hanimba ny vaovao

7. Jeankely
(
24/08/2007 05:40)
Anisany tsy nampandroso haingana ny tany mahantra rehetra ny resaka halatra ataon'ny tompon'andraikitra. Ho ahy manokana aloha na iza na iza manao ny tsy mety dia mendrika ho azy ny migadra ary mamerina ny vola naodiny. Tsy ankanavaka io amiko. Izaho tsy mahalala na marina izany na diso noho izany tsy miaro ary tsy mandetika ny zavatra tsy fantatro aho fa kosa izay manao ratsy ho ahy na tapahana aza ny lohany tsy olana.
8. LazaDaddy
(
24/08/2007 05:57)
JeanKely:Raha ampiharina tokoa izany dia tsy hisy tavela @ toerany ireo mpitondra antsika ireo. Izay vao afaka andrandraina ny tanora :)
Ho ahy manokana aloha na iza na iza manao ny tsy mety dia mendrika ho azy ny migadra ary mamerina ny vola naodiny. Tsy ankanavaka io amiko.
9. Jeankely
(
24/08/2007 06:33)
Ny fiarovana ny ratsy no nahatonga izao laharan'ny Malagasy izao. Rehefa sahy ny tanora azo atao na tapahana aza ny lohan'izay tratra tsy olana io. Ilay havako sy namako ity ihany no fototra. Rehefa samy vonona ny hanafoana ny tsy mety dia tsy misy havana fa tapa-doha rehefa diso. Raha sahy dia anisany vonona amin'izany izahay satria mahatoky ny tenanay fa tsy manao ny ratsy. Izay mbola tsy sahy mahina amin'ny ataony na ny ataon'ny havany. Izay tratra ampodio any anaty rangolahy.
10. menalamba
(
24/08/2007 07:42)
Marina mihintsy ny tenin'i fijo,fa izao maraina izao aho vao nahita vaovao fa hay ilay Luis no tafiditra t@ io afera maizina io,gaga mantsy aho hoe raha ilay iraika teo @ fitondrana ve tsy efa ela no voabeda.Fa ahoana ary no tsy ahafahana mbola misambotra ilay nilefa io anefa fantatra ny tany nandosirany?:-/
11. akama2006
(
24/08/2007 17:09)
ho any fijo!
angamba tsy novakiana tsara ny voalazako fa mazava no nolazaiko hoe banky any manakara tsy nilaza ilay juriste aho ary le minisitra moa tsy nasiako teny mihintsy,ka aza afangaro ny resaka fa mandreraka be! ary tsy hoe rehefa mba fantatr'olona ilay anarana dia tsy tokony ho kritikena ,rehefa kary dia kary !ny mafy kokoa aza no sahaza ny tahaka ireny satria mpamosavy malemy ka ny ao antrano na haripaka.Izaho manokana aloha tsy te ahalala izay ra-iza sy ra-iza fa ny hoe nanao inona sy naninona,io kitranoantrano io ihany no tsy mahatafita antsika malagasy,izay mba mahay kely midedaka ohatrany tsy hikasintany ny tsy mahita rirany moa tsy miteny na a aza fa manambany tena, avy eo ataony vahiny tsy karana sy sinoa tsy zaponey,ny vaza mangony fotsiny,tohatra fiakarana,dia afenina aminy hoe mahay mandray vahiny sy legendaire hospitalité malagasy nefa ny maha kerisay tsy fahaizana mamaly sy miteny non no marina.
Amiko tsy mitobmona mihintsy ny filazana fa hoa raha tsy i miniistra i anona no teo efa ramandriaka no nitranga ka zara aza izy no eo,mba misy anie no atao hoe etika e,raha fifampitoizampahefana angaha ilay izy dia tsy olana loatra fa raha toa ka defense ianao no lasa raharahambahiny tsy lozika iznay fa poste politika;tsy dia atao mahagaga aloha izany satria izay no rafitra misy eo aminy fiaraha-monina malagasy, ny seho ivelany no manaraka fomba vahiny hoe moderna fa ny atiny mbola fomba fitondra taminy taonjato faha 19!
:-D:-D:-D:-D:-D

12. nanas
(
24/08/2007 21:05)
Zako manokana aloha tsy dia pour amin ilay zavatra lazain i menalamba ery ambony hoe helokin ny zandriny sa ny zokiny izy teo tsy elokin ny zandriny, amin-tsika malagasy ny fitaizana azon ny zazam-piraitampo dia mitovy, ary matetika aza mifananatra amin ny tsy mety atao, tsy mbola nisy angamba mpirai-tampo nifambosy hoe " angalaro lesy fa tsy maninona an" toy zay manko io ataon-DRanjeva io, mahagaga ahy oe maninona izy no mangina fotsiny amin zao, maninona raha izy tenany mintsy no mitady ilay rahalahiny dia vita ny resa-be de toute facon izy membren ny fitondrana tsy vao maika ve zany manimba ny reputationy sy ny fitondrana misy azy? Ny fahendrena koa satria famille-ny no concernee amin ilay resaka dia tokony izy au moins manao fialatsiny @ vahoaka
13. akama2006
(
25/08/2007 08:04)
nanas>tena miombonkevitra aminao mihintsy aho amin'izany!aminy fomba ahoana moa aminy zavtra niseho tsy mitsahatra no ahasahiany nangalatra?resaka cheky sans provision aza mampigadra tsy minisitra io tsy députe tsy olontsotra tsy chieff of staff(lollll)zaza vice pm etc....!
matoa sahy izy dia efa olona azony antoka ny hanohana azy na miaro azy.amiko aloha tsy misy zavtra tonga tonga ho azy izany e!matoa ireto rahalahy tsy manao resaka mazava mikasika io dia ao raha! fa ny tena mahavariana koa dia ny fiheverany olona sasany aminy forum(tsy eto akory fa wanadoo ohatra) milaza hoe juriste ilay iray ka matahotra ny fitondrana dia tsy sahy mano ny fanaony????
efa zatra kitranoantrano mantsy dia mihevitra fa raha juriste dia tokony atahorana,tsy fantandry zalahy angamba ny fahefany juriste fa heveriny fa ohatrany mpanjaka!lolllllllllllllllllllllllllll aiza moa no tsy mora ampitahorina saga a!i le io aza mbola hitoboka raha voaporofo fa misy fidirany tao ,aza mora rebirebena ry zareo fa rehefa voaporofo fa alika le olona dia omena ny taolana sahaza azy fa tsy ampidirina avokoa ity maha andriana,merina,fahaizana,vola,finoana etc.... ity rehefa tampidalankalehy!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D

14. menalamba
(
25/08/2007 08:14)
Ö ry nanas manja kely an,jereo tsara aloha izay nanoratra fa tsy nilaza izany aho an!Fa na dia izany aza aloha dia kianiko kely ny teninao satria izao;eo anatrehan'ny lalana dia tompon'andraikitra ny nataony ny olona iray feno taona @ izay nataony fa tsy ny fianakaviana iray manontolo akory,ary mba vakio tsara moa izay lazain'ny olona fa tsy tonga dia masiaka bé ohatran'io retsy an:°):°)
15. daomania
(
25/08/2007 09:56)
1) tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra : izay izao no mihatra @ fianakaviana Ranjeva. Tsy afa-bela @ anarana iraisana nefa tsy midika avy hatrany izany (raha tsy voaporofo) fa miray tsikombakomba. Aoka isika samy handini-tena ary hiaiky fa na fitaizana mitovy izao aza no azo, rehefa samy mivoaka ny ankohona\'ny raiamandreny dia samy hafa ny fomba fiaina ary indraindray aza miteraka olana satria samy manana ny toetrany manokana na dia kibo iray ihany aza no nivoahana fa tsy clones akory.
2) ny adalan\'ny olona aza omen-damba koa mainka ny an\'ny tena : na eo aza ny toetra sy fiaina tsy mitovy, raha solafaka ny mpiray tam-po na tratran\'ny patsa iray tsy omby vava dia manana adidy hananatra sy hanitsy ary hampahery rehefa mihatra ny sazy na dia noho ny nahitana masoandro iraisana fotsiny aza (personne n\'est infaillible même le pape)
3) na amboako na amboan\'olona rehefa manaikitra akifika ary rehefa vandana dia kary : na dia maharary aza ny hoe voaoso-potaka ny anarana iraisana, vao mainka mandoto tanteraka ny fanarontsaronana ny adalana ataon\'ny iray. @ sehon-javatra toy izao indrindra no anaporofoana fa mananana ny fahamendrehana sahaza azy ny anarana ka ijoroana @ rariny sy ny hitsiny ary fanekena ny fampiharana ny lalàna mifehy ny fiaraha-monina.
4) ny ankohonana no fototry ny firenena, manantena isika fa ho hain\'ity fianakaviana ity ny hiatrika amim-pahamendrehana ny vokatr\'izao adalana izao.

16. akama2006
(
25/08/2007 13:52)
domania> eka ozy!fa hatramin'izao aloha sady tsy hita hoe inona ny nataony fianakams le louis de gonzage fa toa ohatrany be sozy aza(le zokiny)milaza fa mandinika ny raharahampirenena akaiky!raha mba te hanome voninahitra ny anarana nolavainy ilay io tokony nanome fanazavana na fitsipahana ny resaka momba ity rahalahy fa tsy miedinedina manaraka raharahampirenena nefa ny raharahampianakaviana aza tsy voajery,vao juriste aza izany fa raha toerana tena ambony (filohana onu na tahaka iznay )angamba dia efa asa ny nolazaina,tsy hiako aloha ny fomba fandehany fangalana olona mpitsara any lahaye fa tokony mba jerenea koa ny maha pedagogue sy profile psy ,personnalité,ny candidat fa tsy vitany diplaoma ny compétence!:oops::oops::oops:
17. akama2006
(
25/08/2007 13:57)

18. Jeankely
(
27/08/2007 02:07)
Ny ahy dia averiko ary hamafisiko. Tsy mankasitraka ny fiarovana ny ratsy aho na iza izy na iza. Koa rehefa samy vonona ny rehetra fa tokony omena ny sahaza azy ny mpanao ratsy rehetra na faratampony aza tsy maintsy mbola ahazo ny sahaza azy. Tsy foana ny dahalo satria tsy olana avy any @ planeta hafa no manao izany fa ny fianakaviana ihany ary miezaka ny hanampy sy hanarotsarona ny havany. Rehefa tena maharary kosa ka samy vonona dia ny fahafatesana no sahaza ny dahalobe. Tsy ankanavaka io. Samia mijoro @'izany ny tanora vao misandratra fa mivoatra haingana i Madagasikara raha ringana ireo zatra ny lalan-dririnina hatramin'izay. Taona maro nifanesy ny nanaovany ny tsy mety fa tsy vao izao.
20. Jeankely
(
27/08/2007 13:10)
Resabe natao hankarary fo ny tsy mankavana ambony fotsiny raha tsy misy mahazo mafy ny mpanao vinany. Matoa tavela ireny dia be ny mpiaro ary midika izany fa mpiray petsapetsa rehefa miaro ny tsy mety.