Malemilemy hiran'i Jaojoby

1. RyAnona ( 21/08/2007 17:38)
Akory aby, mba misy afaka manoratra ho ahy ny tonokiran'i Jaojoby aro malemilemy ve azafady? Misaotra daholo.
répondu par Bita le 25/08/2007 08:48
2. SHOAN ( 24/08/2007 13:05)
Tsy misy angàha ao amy serasera ? :oops:
3. Bita ( 25/08/2007 08:48)
Any @ Dailymotion misy nyclip ka raha maharaka sy manam-potoana dia alaina ohatr'ireny @ cassette ireny ry Anona sy Shoan a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.149