Fangatahana fanazavana sy hevitra

1. DJ ( 18/08/2007 14:29)
Manolotra ny arahaba!

Izao no resaka mba tiako atao kely, mahagaga fa rehefa manao recherche namana, tonga eo @ objet hoe namana tadiavina dia izao no matetika hita eo : mitady vady no atao eo fa ny olona mivoaka eo avy eo mitady namana tsotra no ary amin'ny objet. Misy erreur ve any ho any @ io sa ilay olona eto @ sera mihitsy no menatra milaza izay marina rehefa ary @ momba momba azy, ny objet karohina vady rehefa misokatra namana tsotra daholo no ao!

Ka heverina misy tsy fahasihiana ve sa ahoana ny amin'io! maro ny namana mahita izany fa tsy sahy nanotany inona anefa no olana raha miresaka sy milaza mazava izay objet!

Misaotra indrindra!
répondu par imeva le 22/08/2007 14:39
2. sipagasy ( 18/08/2007 15:18)
ianao izao inona no tadiavinao?? hihihi :-D
3. ropl ( 18/08/2007 15:23)
raha ny ahy dia fofony (l)no tadiaviko satria io no mahaory ahy
4. reve ( 21/08/2007 15:02)
inona no antony tsy ahatafidirako karajia intsony mba afaka misy mamaly ve?
5. imeva ( 22/08/2007 14:39)
reve: niteny ratsy angamba eh. http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46b053705c9e0
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4536