Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ravoromanidina Thierra Bruno
1. RyAnona
(
13/08/2007 07:24)
Mba mangataka tononkiran'i Thierra Bruno ny lohateny Ravoromanidina. Misaotra anareo rehetra mialoha
répondu par RyAnona le 16/08/2007 17:35
2. Fiffi
(
13/08/2007 08:14)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=260 ao ve ?
ravoromanidina irony eh ! eh !
raha mba manan'elatra ianao ouu !
de mikopakopaka ohatrizanyyyy...
raha tsy ao de andraso kalou hadika...
ravoromanidina irony eh ! eh !
raha mba manan'elatra ianao ouu !
de mikopakopaka ohatrizanyyyy...
raha tsy ao de andraso kalou hadika...
3. RyAnona
(
14/08/2007 17:07)
Misaotra anao Fiffi fa dia miandry am-paharetana aho. Tena ilaiko maimaika ihany anefa ilay izy raha azonao atao ny mandika ny toniny. Misaotra mialoha e!
4. Fiffi
(
14/08/2007 17:31)
Ravoromanidina ireny e
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon'ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa
(efa nampidirina ao am tononkalo koh):)
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon'ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa trano feno fotaka ny lapa
(efa nampidirina ao am tononkalo koh):)
5. sitlo
(
14/08/2007 18:06)
*tononkira fa diso kely Fiffi
O RyAnona eh
O ry zazavavy
Raha tsy eo anilanao aho
Dia manavinavy
Ny vatako salama
Ny saiko koa tomady
Raha vao ilaozanao aho
Dia manavinavy :°)
Mifona akia malala o
Tsy hanao intsony
Tsy hifoka tsy higoka
Tsy ho alim-pody
Ny foko mbola tia ve
Dia ho sahin-dry
s'il te plait
ze tamp iry eh
s'il te plait
ze tamp iry eh
:* :-D
O RyAnona eh
O ry zazavavy
Raha tsy eo anilanao aho
Dia manavinavy
Ny vatako salama
Ny saiko koa tomady
Raha vao ilaozanao aho
Dia manavinavy :°)
Mifona akia malala o
Tsy hanao intsony
Tsy hifoka tsy higoka
Tsy ho alim-pody
Ny foko mbola tia ve
Dia ho sahin-dry
s'il te plait
ze tamp iry eh
s'il te plait
ze tamp iry eh
:* :-D
7. RyAnona
(
16/08/2007 17:35)
Misaotra misaotra misaotra anareo izahay
Fa sitraka sy telina tokoa
Ny valiny nalefanareo
Azonao ampidirina ato @ SERASERA koa anie ny tononkira Fiffi. Misaotr'e!
Fa sitraka sy telina tokoa
Ny valiny nalefanareo
Azonao ampidirina ato @ SERASERA koa anie ny tononkira Fiffi. Misaotr'e!
