nandalo teto ny eritreritro

1. johnnyandri ( 09/08/2007 17:58)
Nandalo fotsiny kah, tsy nijanona akory...:-D:-D:-D
répondu par lapino le 12/08/2007 00:06
2. Fiffi ( 09/08/2007 18:50)
fa de naninn no tsy nijanona ? :-D:-D:-D
3. SHOAN ( 09/08/2007 19:13)
Izay zany ilay tonga amin'ny fitenenana hoe "Malagasy sendra nandalo" é ! hihihi:*
Fiffi:

fa de naninn no tsy nijanona ? :-D:-D:-D



4. SHOAN ( 09/08/2007 19:14)
Izay zany ilay tonga amin'ny fitenenana hoe "Malagasy sendra nandalo" é ! hihihi:*
dia ampiana ilay hira hoe : "miverena ianao Miverena ianao , hoy ny antsoko" hihihi
iza moa no mpihira an'izy io ?:*:*:*
johnnyandri:

Nandalo fotsiny kah, tsy nijanona akory...:-D:-D:-D



5. kelly13 ( 09/08/2007 19:16)
tsy nisy feux de stop nga?
6. Fiffi ( 09/08/2007 19:24)
niritorito ve ? :-D:-D:-D
7. kelly13 ( 09/08/2007 19:25)
d tsy nahatsaky frein :-D:-D:-D:-D
8. ikaretsaka ( 09/08/2007 19:28)
hay ve nareo mba mieritreritra koa e!:wink:
9. ikaretsaka ( 09/08/2007 19:28)
nisy nampandalovina aza ko... ny sasany ny eritreriny "vonoiny"
10. Fiffi ( 09/08/2007 20:34)
ikaretsaka:

hay ve nareo mba mieritreritra koa e!:wink:
:roll: fa nahoana kosa akia ?


11. ikaretsaka ( 09/08/2007 21:05)
ka nieritreritra izy matoa nisy eritreriny nandalo teto ko
12. Fiffi ( 10/08/2007 05:38)
:-D:-D
13. mandrindra ( 10/08/2007 06:35)
hay va re ka ny eritreritra nandalo mamela hafatra koa e !!!!
14. johnnyandri ( 10/08/2007 09:58)
Ieh mba afaka mandalo eto amin'ny serasera ary koh. efa tsy afaka mandalo any Ivato ihany ve tsy aleo alefa hitsidika ny namana ato amin'ny serasera e.
Aleo asaina mijanona mametraka hafatra ary amin'ity e. Lasa hoah ny eritreritro hoe amintsika ato amin'ny serasera ato izao mety misy olona tena mifankahafantatra tsara mihitsy kanefa mety tsy mifankahalala solon'anarana dia mety mampiady hevitra fatratra mihitsy oh? Lasa ihany ny eritreritro e...
15. ikaretsaka ( 10/08/2007 13:11)
izy daholo izany, ary izany no isan'ny mahafinaritra aminy
16. Fiffi ( 10/08/2007 20:34)
17. mandrindra ( 11/08/2007 14:52)
dia izay ilay fifanakalozana madio tsy ankieritreritra hoe toy izao no fomba fijerin'izatsy na izaroa. samy mamoaka ny heviny araka izay tsapany.
18. Fiffi ( 11/08/2007 19:52)
19. lapino ( 12/08/2007 00:06)
nandalo teto ny eritreritro
... toa aloka niserana :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1098