Ny loko sy ny heviny.......
1. Fiffi
(
09/08/2007 06:27)
Inona ny hevitrin'loko am Malagasy ? ohatra:
-Fotsy = fahadiovana
-Mainty = fisaonana (fisoanana ftsn ve ?)

répondu par mpisotrtoaka le 07/07/2015 11:05
3. Jessimi
(
09/08/2007 09:36)
Fiffi:
Inona ny hevitrin'loko am Malagasy ? ohatra:
-Fotsy = fahadiovana
Aleo dia ahitsiko tahaka ny nanitsian'ny mpampianatra malagasy anay tany am-pianarana fa ny loko fotsy dia loko "ratsy' amin'ny Malagasy.
Ohatra: fotsy varavarana ho an'ny olona mandao ny adidy ao an-tokantrano fa variana any ivelany, fotsy feo ilazana ny mpamalan-kira, ...
Io resaka hoe fotsy = fahadiovana io dia avy amin'ny kolotsaina vahiny fa tsy malagasy mihitsy.
4. Fiffi
(
09/08/2007 10:14)
de ahoana zany ny fanaovana akanjo fotsy am batisa na mariage ? indrindra ny batisan'zaza ?
5. xxx
(
09/08/2007 10:32)
Fiffi:
de ahoana zany ny fanaovana akanjo fotsy am batisa na mariage ? indrindra ny batisan'zaza ?
ka ny fivavahana anie avy @ vazaha e
6. booboo
(
09/08/2007 11:23)
re-
Aleo dia ahitsiko tahaka ny nanitsian'ny mpampianatra malagasy anay tany am-pianarana fa ny loko fotsy dia loko "ratsy' amin'ny Malagasy.
Ohatra: fotsy varavarana ho an'ny olona mandao ny adidy ao an-tokantrano fa variana any ivelany, fotsy feo ilazana ny mpamalan-kira, ...
Io resaka hoe fotsy = fahadiovana io dia avy amin'ny kolotsaina vahiny fa tsy malagasy mihitsy.
7. hery
(
09/08/2007 11:32)
Fiffi> marina io lazain'i Jessimi io. Raha hevitry ny loko amin'ny Malagasy no anontanianao (fa tsy amin'ny kristianina sns) dia
Fotsy = ratsy
Manga = tsara
Fotsy = ratsy
Manga = tsara
8. simplex
(
09/08/2007 11:39)
Jessimi:ngamba le hoe fotsy midika hoe tsy misy in in e. Tsy haiko alou na ratsy zany na tsara e. Miankina @ le mandinika azy. Misy miteny hoe hoe aleo tsy misy toy izay hanan-dratsy :-w
Aleo dia ahitsiko tahaka ny nanitsian'ny mpampianatra malagasy anay tany am-pianarana fa ny loko fotsy dia loko "ratsy' amin'ny Malagasy.
Ohatra: fotsy varavarana ho an'ny olona mandao ny adidy ao an-tokantrano fa variana any ivelany, fotsy feo ilazana ny mpamalan-kira, ...
Io resaka hoe fotsy = fahadiovana io dia avy amin'ny kolotsaina vahiny fa tsy malagasy mihitsy.
mainty: roka
mena: arema
:@
10. Fiffi
(
09/08/2007 14:21)
Jessimi:nefa noheveriko hoe tam fahiny ny olona mbola tena hendry lavitra ....efa tam ntaolo ve io ? hoe fotsy varavarana io ?
Ohatra: fotsy varavarana ho an'ny olona mandao ny adidy ao an-tokantrano fa variana any ivelany, fotsy feo ilazana ny mpamalan-kira, ...
12. Fiffi
(
09/08/2007 14:29)
simplex:simplex: inn akia le roka ?
mainty: roka
mena: arema
mena:arema ? :{:{:{ de ahoana zany le hoe "mena valala" ?
13. simplex
(
09/08/2007 16:05)
Fiffi::D karazana gadon-kira, ohatra hoe kiaka na ambondrona na green na mage4, dillie,...
simplex: inn akia le roka ?
Fiffi:valalan'amboa ihany no hitako menamena alou fa ny ankotr'zay tsy maintsy misy maintso foana na hoe gris na beige eee.
mena:arema ? :{:{:{ de ahoana zany le hoe "mena valala" ?
oe oe, oe oe ^:^^:^
15. ikaretsaka
(
09/08/2007 19:10)
Fiffi:
de ahoana zany ny fanaovana akanjo fotsy am batisa na mariage ? indrindra ny batisan'zaza ?
ka fombam-bazaha io ko!
Fa amiko ny manga aloha no hitako hoe misy heviny lehibe @ gasy e
manga feo, olo-manga, Hazomanga,
16. ikaretsaka
(
09/08/2007 19:13)
sady efa betsaka ange no tsy manao ilay akanjo mariazy sy batemy ireny ho fotsy ranoray e. Betsaka no manisy loko hafa fa tsy le fotsy de fotsy fotsiny.
ohatra hoe ny an'ny sasany ilay lamba landy tsy fotsy tsara fa ohatran'ny loko natoraly iny, misy koa manampy mavokely, manga tanora, gris.. sns

17. Fiffi
(
09/08/2007 19:20)
Ika: fa le fanaovana akanjo fotsy an'zaza am batemy ahoana io ? ndry ve manana doc momba an'io ? misaotra mialoha akia an ! :-*:-*
18. ikaretsaka
(
09/08/2007 21:00)
ny fotsy amin\'ny mariazy sy batemy dia fomba en general fotsiny ! nisy olona nanao sy nitarika dia lasa izay fotsiny, fa tsy misy didy aman-dalana mihitsy hoe rehefa batemy sy mariazy dia fotsy.
20. ikaretsaka
(
10/08/2007 05:55)
ny maintso hono manome zavatra mamokatra, dia izany no maha mariky ny fanantenana azy:
Mintso ririnina
Maintso ahitra, Tanora maintso volo
Ny Mena indray symbole ana rebellion fanoherana amin'ny gasy:
Menalamba (mpanohitra vazaha), Menabe (foko tao ambanin'ny sakalava saotsarotra t@ Andrianapoinimerina ny nandresy azy)
Ambohimena (ny mponina ao somary bebe doika izay)