Saison an'ny voankazo
1. ikaretsaka
(
05/08/2007 02:44)
Ahoana tokoa moa ny filahatry ny saison'any voankazo any madagasikara?
ohatra hoe volana inona no miakatra ny voankazo inona..
tsy haiko..
pokanel ohatra, mandarinina grefy, voasary, paoma, voaloboka, kaki, fraises, rotra voaroy, sns
ohatra hoe volana inona no miakatra ny voankazo inona..
tsy haiko..
pokanel ohatra, mandarinina grefy, voasary, paoma, voaloboka, kaki, fraises, rotra voaroy, sns
répondu par Jock le 28/08/2017 06:36
2. Fiffi
(
05/08/2007 05:58)
Ika: fanontaniana tena tsara fipetraka ny an'toi an ! tsara fantarina mintss zany ! :) de miandry an'zay mahafantatra zany....
6. simplex
(
05/08/2007 13:16)
* manga1, letchi,paiso: fin novembra, desambra, janoary
* paoma, poira: Febroary, martsa, aprily
* manga2, goavy, pibasy, kaki, voaloboka: aprily, may, debut jona. Cerise kou ngambany...
* voasary: may, jona, jolay
* mananasy, akondro: mandava-taona
* paoma, poira: Febroary, martsa, aprily
* manga2, goavy, pibasy, kaki, voaloboka: aprily, may, debut jona. Cerise kou ngambany...
* voasary: may, jona, jolay
* mananasy, akondro: mandava-taona
8. ikaretsaka
(
05/08/2007 16:12)
fiffi> misy cerises any (tany antsirabe aloha no nahitako e)
paiso voaloboka no ataon'ny gasy anarany..
simplex...misaotra ee
ary ny Paiso, Pokanel,votsinefy?
paiso voaloboka no ataon'ny gasy anarany..
simplex...misaotra ee
ary ny Paiso, Pokanel,votsinefy?
10. menalamba
(
05/08/2007 19:26)
Inona ity vorivorihazo? vorivorinkena no fantatro! Voaroy hazo angamba no tianao holazaina:roll::-D
11. cutie
(
05/08/2007 20:03)
ary ny Paiso, Pokanel,votsinefy?
paiso= dec
votsinefy ve mokonazy ?
mokonazy no haiko manomboka juin
12. Fiffi
(
05/08/2007 20:14)
menalamba:heu....le voankazo ohatran'mures aty ivelany io koh ! sa tsy zany ny anarany ? ary ny rotra ?
Inona ity vorivorihazo? vorivorinkena no fantatro! Voaroy hazo angamba no tianao holazaina:roll::-D
13. fasaly
(
05/08/2007 20:42)
ny manodidina ny decembre no rongatra ny karazana vokazo...voky tokoa moa ny kibo ô!:-P aza tratran'ny aretikibo sy fivalalanana fotsiny;....modéréo ihany:-D
15. Rasiligaoma
(
06/08/2007 05:04)
izaho tia mandarines, indrindra ilay grefy ohatran'ny poakaty ireny! ririnina ireny no vokatra
ny kaki koa volana jiona sy Jolay..
Ny zavoka manodidina ny Paka
ny kaki koa volana jiona sy Jolay..
Ny zavoka manodidina ny Paka
17. menalamba
(
06/08/2007 15:38)
Fiffi:
menalamba:heu....le voankazo ohatran'mures aty ivelany io koh ! sa tsy zany ny anarany ? ary ny rotra ?
Inona ity vorivorihazo? vorivorinkena no fantatro! Voaroy hazo angamba no tianao holazaina:roll::-D
Voaroy izany tianao holazaina izany Fiffi an!Ny rotra doa tsy misy n'aiza n'aiza eto an-tany afa tsy any amintsika :lol:
20. Herimiafina
(
07/08/2007 03:27)
Ary mba inona hono hoa ny anaran'ny ZAMBORIZÀNA amin'ny teny frantsay e, zah mantsy mitady fa te hanandrana! :@