Te hanao fiaonana

1. xxx ( 04/08/2007 14:19)
Ra t anao fiaonana eto paris d aona no atao ry reto?
répondu par Fiffi le 08/08/2007 09:17
2. Fiffi ( 04/08/2007 14:29)
xxx:

Ra t anao fiaonana eto paris d aona no atao ry reto?
heu.....de aza miafina am xxx kalou :wink:


3. Fiffi ( 04/08/2007 14:29)
de arosoy ny hevitrao ........
4. booboo ( 04/08/2007 14:35)
-Tsy miafina ambadiky ny xxx : iza no hahatoky hoe sérieux enao sy ny pro. harosonao raha tsy fantatra akory hoe iza enao.

-Alefa ato @ forum soso-kevitrao momba ny daty, ny toerana, ny zavatra atao.

-Tsy adino ny manome num tél na ohatra² izany ahafana mi-contacter anao raha sendra very lalana ohatra rehefa tonga ilay fotoana.
5. Fiffi ( 04/08/2007 14:40)
booboo:

-Tsy miafina ambadiky ny xxx : iza no hahatoky hoe sérieux enao sy ny pro. harosonao raha tsy fantatra akory hoe iza enao.
zah mba gaga akia an ! :roll:


6. ravakamalala ( 05/08/2007 10:10)
fotoana : xxx 2007
toerana : xxx 75000 Paris
ora : xxxh xxxmn
olona ho avy ao : xxx, xxx, xxx, xxx, xxx, xxx, xxx, sy ny sisa tsy voatanisa.
7. lanto ( 05/08/2007 10:40)
Mety mbola faniriana re ny azy fa tsy mbola misy zavatra masaka e! Dia manao xxx aloha, makamaka rsgmts :wink:
xxx ve te hihaona sa te-hikarakara fihaonana ?
8. ravakamalala ( 05/08/2007 10:45)
marina izany fa mba mananihany e! :wink:

efa nisy proposition tatsy ambadika tatsy hoe hihaona any am parc, ny andro koa moa mbola fialantsasatra, no sady toa mba metimety ndray lé toetr andro eto frantsa!

fa arosoy ny hevitrao ry xxx d izay mahasaky volabe!!!!!
9. mandrindra ( 05/08/2007 11:09)
sao dia fihaonana x izany kle:-D:-D
10. ravakamalala ( 05/08/2007 11:17)
mipetra tsara ry mandrindra a!=))=))
11. mandrindra ( 05/08/2007 11:51)
zah ve asaian mipetraka fa ianao no ho any:wink::-D:-D
12. Fiffi ( 05/08/2007 12:01)
mandrindra:

sao dia fihaonana x izany kle:-D:-D
:-D:-D:-D:-D tsy zany kosa eh ! mbola mametraka fanontaniana ftsn hono izy....


13. mandrindra ( 05/08/2007 12:10)
mbola hono dahol zany eee
14. Fiffi ( 05/08/2007 12:57)
15. lanto ( 05/08/2007 13:46)
mandrindra:

zah ve asaian mipetraka fa ianao no ho any:wink::-D:-D

malahelo indray mandrindra raha tsy mankany :lol:


16. diamondra27 ( 05/08/2007 14:17)
Tairo rangah a!
le resaka fihaonana belote nge mbola tsy misy tokotaniny e
ny andro zao efa mihatsara , de ahoana, sa
fihaonana aquaboulevard ndray? de mba mahita ny sipa milomano (zazavavindrano) de za hanao volontaire hitaiza zaza fa tsy mandro, lol:-D:-D:-D

sa sortie ciné na mba hanao montgonlfière e!
za mbola atsy niaingina an'iny manko fa mitady namana hiaraka amiko.

aleo hanao resaka matotra fa sao de misy mananihany eo tokoa vao loza

raha fihaonana x aloha de tsy mety amiko fa aleo fihaonana vita pro tsara e!
ny ahy zao sabotsy la journée no mahafaka ahy raha hanao sortie @ity mois d'Août ity

17. Fiffi ( 05/08/2007 18:32)
miandry an'i xxx zany......
18. diamondra27 ( 06/08/2007 09:58)
ity misy hevitra hafa indray aroso ho an'izay mazoto

http://www.sobika.com/v2/soirees/pub_soirees/2007/pub_paserelle.htm

mazotoa mi-boum an!:-*:-*
19. Fiffi ( 07/08/2007 05:45)
aiza hiany xxx eh ?
20. diamondra27 ( 07/08/2007 11:43)
fiffi: lasa nitady an'i yyy ngamba izy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0637