Te hanao fiaonana

21. mandrindra ( 07/08/2007 12:42)
lanto:

mandrindra:

zah ve asaian mipetraka fa ianao no ho any:wink::-D:-D

malahelo indray mandrindra raha tsy mankany :lol:




tsy ny tsy mankany no alahelovako fa ny tsy nitsena an'i lanto teny amin'ny gara :lol::-D:-D

22. rush ( 07/08/2007 17:44)
23. diamondra27 ( 07/08/2007 17:46)
rush : eo ve no hihaona? de @ firy de oviana?
24. lanto ( 07/08/2007 18:27)
mandrindra:

tsy ny tsy mankany no alahelovako fa ny tsy nitsena an'i lanto teny amin'ny gara :lol::-D:-D




amin'ny manetsabe ho'a ;-) :-*


25. Fiffi ( 07/08/2007 19:26)
de mbola miandry an'i xxx hatrany.....
26. mandrindra ( 08/08/2007 06:48)
lanto, dia avy eo misy finjinjana sy ny tohiny konkou:wink::-D
27. Fiffi ( 08/08/2007 09:17)
tsy hita intsony xxx.....:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089