tena fitiavan-tena marina ve?
1. Floffy
(
02/08/2007 11:36)
Miarahaba antsika rehetra,
Tsy aiko na eto no tokony asiako an'ito dinika ito fa dia izao ny olana misy amiko ka mba mangataka ny hevitrareo aho.
Raha niresaka t@ rahavaviko any dago aho ka ny voton-dresaka dia ny hilevenana rehefa rahatrizay.Nanontany ahy izy hoe aiza aho no hilevina rehefa rahatrizay,dia novaliako hoe aty frantsa hiany satria moa aty ny vadiko sy ny zanako rehetra.
Fitiavan-tena izany hoy izy,dia ahoana izany izahay?marina fa misy ny fasan-drazanay any an-toerana,fa kosa ve dia ahoana izany ny vady aman-janako?Rehefa nanimpy resaka t@ vadiko aho t@ io dia tsotra ihany ny navaliny ahy hoe:aty ianao no mipetraka,aty ny vady aman-janakao dia aty ianao izany no milevina.
Hatezerana ny an'ny fianakaviako raha nolazaiko an'io ka dia tezitra amiko ry zareo fa hoe tia tena loatra aho.Ka hoy aho hoe tena fitiavan-tena marina ve ny ahy raha hanaraka ny tenin'ny vadiko aho?
Misaotra anareo izay afaka manoro-hevitra ahy.
Flo

répondu par ikaretsaka le 06/08/2007 00:31
2. bozyboleta
(
02/08/2007 11:51)
Ny tsy hilevenanao an-tanindrazana ve no hanaovan-dry zareo hoe tia tena enao?
Safidinao io, enao no mahalala ny antony nakanao zay fanapahan-kevitra zay.
Raha kristiana enao sy ny fianakavianao de tokony ho tsy olana ze ilevenana zany, satria ny itoeran'ny fanahy no zavadehibe fa tsy ny nofo simba.

3. karinah
(
02/08/2007 12:13)
Floffy: sao dia mba ry zareo no tia tena @ izany? :-P
raha ny fomba malagasy sasany anie dia rehefa manam-bady ny vhv iray dia any @ tanindrazan'ny vadiny izy no milevina koh!..fa ny tsi1-1 afaka miteny izay tiany hilevenana. Dia aza atao mamaky loha be loatra izany raha zah ianao; fa na aiza ny vatanao no milevina ny fanahinao tsy maty fa manakaiky an-dry zareo eny ihany!(enfin, finoako alou izay ah!):wink:. mahereza!

4. kelly13
(
02/08/2007 12:53)
ary t@ ianao nanaraka ny vadinao nakaty v ono d fitiavan-tena iany kou?
5. mamzelkely
(
02/08/2007 13:14)
miala tsiny za milaza anao fa ny fianakavianao no tena tia tena choix anao io fa angah ry zareo no mandindy ny fiainanao?? 8O
6. soacool
(
02/08/2007 13:19)
Ehe inn koa no iraharahanao an'izany fa rehefa maty enao de ze ataon'ny zareo fa enao angaha mahafantatra inn intsony e. Ze anaovany anao eo ko inn indray e ? Azy sy ny vadinao na ny zanakao izany mbola velona eo no mifandamina @ zay fa aza miasa saina @ zany sady aza manasarotra fiainana @ zany e
7. menalamba
(
02/08/2007 13:37)
Ha ! ha!ha !Alahelo tsy hanao vary be menaka angaha hono ry zareo any aoriana?Valio @ resaka kivalavala hoe afarako aty andefasako billet tsirairay avy ianareo rehefa dangy aho hoe.Izay izany ve ranona no hatao handrera-tsaina an!Ny @ fianakaviana izay ataonao toa misy tsininy avokoa ko no!Mbola miaina aloha izao ry anona koa inona no hiraharahianao izay rehefa maty any an:^):^):-D
8. fasaly
(
02/08/2007 14:00)
resaka maty! resaka fahafatesana:-P:-P:-P
tsy tokony asiana fifandirana.....:-P
tsy tokony asiana fifandirana.....:-P
9. Fiffi
(
02/08/2007 14:06)
Floffy:heu.....de manin raha hanontaniana koh zareo hoe "raha ho lasa nareo de aiza no hilevina" ? :roll: de raha ohatra ka ny dago de lazao koh hoe fitiavan-tena koh zany ?
Fitiavan-tena izany hoy izy,dia ahoana izany izahay?marina fa misy ny fasan-drazanay any an-toerana,
fasaly: f'ita hoa akia an ! dien'mbola velona kalou de manararaotra miresaka velona fa rehefa maty anié inn moa fa de maty zany koh ! :roll:
10. diamondra27
(
02/08/2007 14:41)
velona misy blem maty misy blem
de samia manao ze mahafaly ny fony
za alou zao mbola tsy te haheno resaka faty zany
:cry::cry::cry::cry:
sao manjary miteniteny foana fa aleo aloha hangina
de samia manao ze mahafaly ny fony
za alou zao mbola tsy te haheno resaka faty zany
:cry::cry::cry::cry:
sao manjary miteniteny foana fa aleo aloha hangina
11. Herimiafina
(
02/08/2007 15:11)
Raha hanara-bady voahenjiky ny fianankams ho tia tena.
Raha hanaraka fianakams voahenjiky ny vady hoe tia tena.
si et seulman si:
Ny fianankaviana tia tena moa i toi koa tia tena, dônky, match nul izany! :@
Dônky, izay tian'ise ihany atao, dia reveo manja fa manaiky ho azy eo ny fianakams sy ny vady. :-w:@

13. meva2
(
03/08/2007 06:48)
Eny e!! Raha ny fahitako azy aloha dia misy ihany réaction vokatry ny fitiavana anao sy ny alahelo @ ilay hoe ianao lavitra sns, ka mety mal placée ilay expression nampiasainy fa mino aho fa tsy izay loatra ilay tiany ho lazaina.
Raha momban'ny fanontanianao aloha dia amiko tsy misy fitiavantena mihitsy d'autant plus que raha aty ny ny vadinao no milevina ( lugubre be le resaka !!!!!), nefa koa tsy fantatra ange ny fiainana ho avy e! aiza moa no hahafantaranareo hoe rehefa antitra ianareo mety handeha hipetraka any, na koa any antany hafa!!
Tsy fantatra izay mbola ho avy fa tsy aleo ve aloha mi apprécier ny ankehitriny e!
14. booboo
(
03/08/2007 08:51)
Ny vhv manara-bady refa dangy raha ny fantatro @ fomban'ny ankamaroan'ny malagasy.
Avy teo koa, ny ankohonany akaiky no afaka manao zay tiany hanaovana ilay razana avy teo raha sendra tsy namela hafatra fa tsy ny havana (hevitro manokana indray io)
Avy teo koa, ny ankohonany akaiky no afaka manao zay tiany hanaovana ilay razana avy teo raha sendra tsy namela hafatra fa tsy ny havana (hevitro manokana indray io)
15. Floffy
(
03/08/2007 14:12)
misaotra anareo rehetra aho!
ilay izy koa tsy noheveriko hisy hatezerana sy fitsarana hoe fitiavan-tena satria samy nanao ny tianay izahay ary tsy zà irery no mipetraka aty ivelany fa ny fianakaviako hafa aloha dia efa samy nilaza avokoa fa hampodiana rehefa rahatrizay dia izany angamba no nahatonga ny sasany hilaza fa fitiavan-tena ny ahy.Na izany aza dia misaotra anareo rehetra namaly ahy.:-*:-*:-*
Flo
za alou zao mbola tsy te haheno resaka faty zanyeny é!io resaka io aloha azo atao tsara ny tsy hiresahana azy,fa kosa rehefa lasa ilay izy dia tsy maintsy mamaly ny tena ka!
ilay izy koa tsy noheveriko hisy hatezerana sy fitsarana hoe fitiavan-tena satria samy nanao ny tianay izahay ary tsy zà irery no mipetraka aty ivelany fa ny fianakaviako hafa aloha dia efa samy nilaza avokoa fa hampodiana rehefa rahatrizay dia izany angamba no nahatonga ny sasany hilaza fa fitiavan-tena ny ahy.Na izany aza dia misaotra anareo rehetra namaly ahy.:-*:-*:-*
Flo
16. ravakamalala
(
03/08/2007 19:07)
ary maninn raha ilay handehanana aorianan ny fahafatesana no iadiana hevitra? 8O8O8O
17. Herimiafina
(
03/08/2007 21:16)
Iny tsy quoi kah, efa d'akaooro san pour san, fa ilay andehanana alohan'ny hahafatesana aloha izao no mametraka olana. :^):@
Raha izaho no tratry ny ohatr'izao dia milevina lena klou de rehefa maina hafindra, amin'izay samy mahazo kely daholo. :-/:@
Raha izaho no tratry ny ohatr'izao dia milevina lena klou de rehefa maina hafindra, amin'izay samy mahazo kely daholo. :-/:@
18. ravakamalala
(
05/08/2007 10:14)
herimiafina:
Iny tsy quoi kah, efa d'akaooro san pour san, fa ilay andehanana alohan'ny hahafatesana aloha izao no mametraka olana.
ho aiza ianao ao aorian'ny fahafatesana? alohan ny fahafatesana tsisy olana hoe aiza no aleha : misy 510066000 km2 midadasika be mbola azo tetezina, :-P
19. Herimiafina
(
05/08/2007 20:13)
Ie, misy 510.066.000 Km2 tokotrany saingy misy 17.000.000 hafa koa ao mitady izay alehany. De en plisy, mbola misy ampahany amin'io 510 ngazana tsy hita hanariana faty. :-D:@
20. niryna
(
06/08/2007 00:24)
bozyboleta:
Ny tsy hilevenanao an-tanindrazana ve no hanaovan-dry zareo hoe tia tena enao?
Safidinao io, enao no mahalala ny antony nakanao zay fanapahan-kevitra zay.
Raha kristiana enao sy ny fianakavianao de tokony ho tsy olana ze ilevenana zany, satria ny itoeran'ny fanahy no zavadehibe fa tsy ny nofo simba.
marina izany,hafahafa koa izany hoe tia tena izany,angaha koa moa ianao hiaraka amin-dry zareo intsony,raha vehivavy,raha lehilahy dia voa maika mitombo ny razana ao amin'ilay fasana koa tsy tokony ho faly ve ry zareo(somary ny lafin'ny isan'ny olona ao anaty fasana no tiako ho tenenina a:cry:)