rehefa manelingelina ny fivavahana

1. fijo ( 01/08/2007 20:55)
za moa tany mada teo dia tany mahajanga.ka dia tao mahabibo eo ampitan'ny fiangonana katolika(akaikin'ny polisy) io no nipetrahana.hoan'izay mahalala an'ny mahajanga io.
ny loza dia ity.isaky ny maraina amin'ny 5h30 dia maneno aloha ny lakolosy ny katolika,ary io tena mafy faneno mihintsy an.vao vita kely iny dia avy indray ny allah akbar ny silamo fa 100m avy eo koa ny moske ny mahabibo.tena mahakirizy satria ianao tsy tafatory aloha amin'ny hafanana.nefa vao mangiran dratsy dia efa tairin'ny tsy mahita atao.maninoan kay raha mifampilaza ny mpino dia vita ny fotoana fa tsy manadala ny sasany.tsy voatery hifoa hoany daholo anie ny olona e.:^):^):^):^)
répondu par Fiffi le 05/08/2007 06:38
2. ikaretsaka ( 01/08/2007 21:08)
ny Indray mandeha tany Bosnia namangy bandy akama tany aza letsy no tsy hitan'ialahy ry Fijo
Atsy maneno ny reveil militaire
atsy ny lakolosim-piangonana
Atsy ny gong an'ilay monastera
atsy ny sirene an'ny mpiasa miditra vao maraina
atsy ny alah akbar...
atsy koa maneno ny polisy sy ny pompiers...


Tsy mety amin'ialahy ny mipetraka any New York City raha izany le.. any 24/24 sirene foana!
3. fijo ( 01/08/2007 21:11)
za letsy tsy manome tsiny ny mpino hivavaka na hiangona vao maraina,fa tena tsy manaja ny hafa mihintsy le izy.izany anie letsi aka hoatry ny hoe eo ambaravarankely no maneno le lakolosy e,le akbar moa asa na amplifiena hoatry ny inona fa tena manindrona sofina mihintsy
4. ikaretsaka ( 01/08/2007 21:17)
dia ilay marasil manao reveil vao maraina miaraka @ le trompetra mivalana aza no tena tsy tanty ko!
5. boraingy ( 01/08/2007 21:23)
indice manaraka: 15 aout
6. ainga ( 01/08/2007 21:44)
aiza moa ny sasany tsy hitory ilay akoholahy mpitabataba vao maraina :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. LazaDaddy ( 02/08/2007 00:11)
fijo> tena mitovy hevitra aminao tanteraka aho eto. Raha mpino tokoa maninona no mila tairina @ lakolosy sy ny allah akbar sns...?

Ampitovio @ mpankafy lalao baolina kitra anie e! Tsy misy lakolosy akory dia efa milahatra @ 4 ora maraina ry zalahy hijery baolina @ 2 ora tolakandro.
8. ikaretsaka ( 02/08/2007 00:37)
dein! tsy mijery lavitra!
tahaky ny inona ary ny piblisité rehefa @ baolina ko...
manoatra nohon'ny lakolosy sy ny allah akbar. tsy sonnerie isan'andro fa afisy e, radio e.. tel ee, oy aho oy e!

sady ilaina le tairina ry fijo sy Laza an..
ny akoholahy aza misaina sy mahalala izany! dia manao ny adidiny!
dia laisany ve dia hanaiky hisaina ambany nohon'ny atidohan'Akoho?
aoka le!
9. niryna ( 02/08/2007 05:12)
fijo:

za letsy tsy manome tsiny ny mpino hivavaka na hiangona vao maraina,fa tena tsy manaja ny hafa mihintsy le izy.izany anie letsi aka hoatry ny hoe eo ambaravarankely no maneno le lakolosy e,le akbar moa asa na amplifiena hoatry ny inona fa tena manindrona sofina mihintsy

Ary angaha hadinonao ilay lakolosy ao soanierana izany,mitalaho mafy

10. Rasiligaoma ( 02/08/2007 05:23)
fijo> aleoko aloha mihaino ilay lakolosin'i soanierana, na ny alah akbat.. toy izay ilay ialahy miherotra be e! ny an' ialahy alina 1 manontolo fa ilay lakolosy sy alah akbar mba amin'ny 5 sasany ka hatramin'ny 6 fotsiny.
11. ikaretsaka ( 02/08/2007 06:59)
ssssssssssss!
:roll:
12. menalamba ( 02/08/2007 08:49)
Ary tsy mba hitan'i Fijo angaha ilay ataon-dry zareo any hoe "bal ny zaza-mainty" na koa ilay hoe "bal poussière"!!?:twisted: Manomboka @ dimy hariva h@ 6h maraina isan'andro!Eo Ambovohalanana,eo Marovato misy azy.Izaho anefa @ io eo @ Jardin Cayla no nipetraka tao @ ilay dadatoako!Fa tena gliiindindiin..gloondondon,tsisy farany para-parainan'ny andro eo apoto-tsofinao eo!!Vaky tady nipetraka tany @ hotely aho ny farany !Asa mba iza no manome fahazoan-dalana azy ireo hanao izany,dia tsisy mitaraina ve ireo olona manodidina sa efa zatra:roll:
13. Fiffi ( 02/08/2007 14:18)
nefa zah njay zareo de tsy mampaninona anaha mintss ny maheno le lakolosim-piangonana an ! ohatran'tiako aza..ohatran'hoe manomé repère anaha zany le izy....
14. ikaretsaka ( 02/08/2007 15:54)
mitovy fijery @ fiffi!
15. boraingy ( 02/08/2007 16:02)
Mitomany Tokoa I Dada mijery an'ireny!

Hira: Ry Tompo Andriamanitra Andriananahary
16. booboo ( 02/08/2007 16:12)
ny ahy ny lakolosim-pg ahafantarako fotsiny hoe @ firy zay. Ny ankoatra zay mitovy hevitra @ Fijo zà ...
17. ikaretsaka ( 02/08/2007 16:16)
boraingy: "fantatry ny Ray ka entiny ao am-pony"
18. Fiffi ( 02/08/2007 16:33)
imaginéo kely ohatra hoe sempotra enao au milieu d'une foule goavana beeeeee.....tampoka be teo de maneno le lakilosim-piangonana....marina raha tsy tondé ny heritreritro de hoe: misy fiangonana tsy lavitra eto de avotra hiany zah zany fa tsy ho sempotra eo...(nefa tsy io lakolosy io no hanavotra ahy an !)
19. fijo ( 02/08/2007 21:23)
menalamba tena sendra an'ireny mihintsy anie fa tamin'izahay tany de nisy fetin'ny miaramila koa e.de iny alina tontolo.le bal eo ambovalana koa nisy fa efa tsy dia le maneno be hoatry ny taloha intsony.fa iny anie alian fety e,fa ity lakolosy ve vao maraina tsy mbola mitsidika akory ny masoandro defa midaondaona mankarenina.le antso silamo koa vao vita kely le lakolosy defa injay fa re.mahakamo sady toa misy hendrika fanerena ka tsy voako
20. ikaretsaka ( 02/08/2007 22:14)
de mba misy amboansa ve anefa izany bal izany le?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2978