rehefa manelingelina ny fivavahana

21. menalamba ( 03/08/2007 12:28)
ikaretsaka:

de mba misy amboansa ve anefa izany bal izany le?



Ko ny vovoka ary sorohina @ lapelina ao an-tenda @ izany ko!Mbola arahin'ny fofon'helika midofaka ko ambiansy inona:-/Ny hira disika iray na roa no mifamadibadika parainan'ny andro eo^^
22. ikaretsaka ( 03/08/2007 15:07)
aoka le... aleoko kosa sovaly de bois sy le mozikam-pamadihana ireny raha izany.. iny week end 1 fotsiny
23. fijo ( 03/08/2007 21:36)
le ambiansy letsy arakaraky ny mpijery io an.le izy aloha de "balim bovoka" mitorajofo hoy ry zalahy izay.za mpamonjy an'io taloha ,fony mbola ankizy tany.ary tena teratsemboka tokoa ialahy fa maraina amin'ny 5h30 ialahy vao mahita slow iray.
ka raha olona tsy lehibe tany dia ten atsy ahita fafiny mihintsy.ny zokiko izao tena alerjika an'io bal io mihintsy.le izy koa dia tabataba be,satria any tsararano aza maheno le bal eny marolaka.ohatry ny hoe bal eny amin'ny 67ha de heno any ambohijatovo.de diniho amin'izay .
fa iny alina.any moa ny olona alina vao mivoaka amin'ny hafanana.fa le lakolosy anie letsy ka vao maraina tsy misy hatoriana e.
24. menalamba ( 04/08/2007 07:39)
Enheen!!Lehibe sy teraka tany aho ry fijo fa tsy hitako izay fafiny @ ireny kan..!!
Ny hira motraka,managy tsisy,jofo manadary..!!Kôroko aî !Aleoko lavitra tairin'ny lakolosy maraina,iny mba vetivety:-D:-D
25. Fiffi ( 05/08/2007 06:38)
menalamba:

!Aleoko lavitra tairin'ny lakolosy maraina,iny mba vetivety:-D:-D
ny anaha njay de ahafantarako hoe am firy zao ?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1378