misy namana mankorotana eo amin'ny fitiavako
1. faniriantsoa
(
31/07/2007 12:35)
miarahaba anareo rehetra mpamaky
tena mifankatia izahay sy ilay olon-tiko ,nefa indrisy fa dia misy namany anakiray tsapako fa manome hevitra azy ary miteraka korontana eo amin'ny fiainam-pitiavanay . Tsy haiko izay tena dikany anakorontanany an'ilay namany anay , izaho anefa tena tsy mila ady aminy ilay namany , misy fetrany anefa ny fandeferana ka indray andro dia tena sendaotra aho ary niteny t@ ilay olon-tiko ary tena niteraka ady teo aminay , efa in-2 moa izy efa noteneniko taminy fifandraisan'izireo dia mba nijanona izy , taty aoriana anefa dia niverina indray , refa niady izahay dia tena namoaka vava be tamiko ilay olontiko nefa tsy fombany mihitsy izany , ary na izaho aza tena gaga, fantatro avy hatrany nefa fa io namany io no tena manome hevitra azy mihitsy , tsapako mantsy fa olon-tsotra tokoa io olon-tiko io fa noho ilay namany io no tena manome hevitra azy . Ilay namany io nefa dia efa manambady ary efa miteraka mihitsy , ary ry zareo nefa tsy hoe mpinamana hoe mifankatia ambadika fa mpinamana tsotra , ary efa nolazainy ilay olontiko nefa dia hoe efa mpitantara olana aminy hono io namany , tsy dia nahoako moa izay finamànany ry zareo any fa ny tena tsy tantiko dia ry zareo mitsikera ny fiainako , ary ny mampalahelo ahy moa dia ilay olontiko mintatara izay zava-miseho eo amin'ny fiarahanay roa (ohatra miady kely ireny zahay) . Tena hitako mahazo loha amin'io namany io mihitsy ilay olon-tiko ary tena manome olana eo amin'ny fiarahany , tena hitako mamparary ny fok mihitsy aloha ilay izy e! tsitako mihitsy izay hatao , zaho nefa dia efa miezaka foana ny mba hanao izay hampifaly azy , aho moa aza dia miteny aminy hoe raha misy zavatra tsy tantinao hoy aho hataoko dia teneno amiko fa aza ny olona any ivelany no ilazana azy ,satria hoy aho zaran'ny olona ngeh isika hikorantana e!
Dia tsy hitako re rey olona izay hatao aminy an! ????......

répondu par la le 07/08/2007 15:18
3. kosy
(
31/07/2007 13:55)
tena mampalahelo b enao kanefa na izany aza aza kivy ampahalalao azy fa ny namana mahatoky indrindra no tena mpivadika efa mpiseho teo @tokatranoko ko zany fa tsapanle vadiko ihany fa tsy mitovy daholo ny tokatrano rehetranony farany tsy fantatra ihany ko nefa na mety ho enao mintsy no ankahalain'le namany mahereza e!bye
4. cocovola
(
31/07/2007 14:15)
Namaky ny ttsinao aho ary tsapako ny alahelonao, alaivo tsotra fotsiny ilay izy e.
Hitan`ity ranamana fa mety ny manakorontana ny fiainanao dia korontany koa ny azy fa ohatra ny tsy ampy azy angamba ny fiainany!
Antsoy ny vadiny dia teneno izy hiteny ny vadiny tsy hanakorontana ny fiainanareo. Rehefa hitany fa mikorontana ny azy dia ho tsapany amin`izay izay iainanao...

5. ikaretsaka
(
31/07/2007 14:39)
ny fahitako azy dia samy tia tena sy matahotra na ianao na ilay namany..
ilay namany matahotra hoe very namana
ianao matahotra hoe very olon-tiana
dia lasa nareo sy le namany no miady dia ilay olontsiana no voaporiporitra..
minamana amin'ilay namany dia milamina io e.. mitadiava fika hinamananao aminy!

6. xxx
(
31/07/2007 14:45)
Ny fahitako azy indray de le olon-tianao mitsy no tena efa vendrana. Asaovy misafidy izuy na enao , na le namany , na asaovy mandanjalanja ze tokony ataony izy.
Mahereza.
Mahereza.
7. xxx
(
31/07/2007 16:24)
Efa cas iainako @ olona miaraka amiko io, misy namany mi influencer azy foana fa io namany io aloha tsy hoe tsy tia ahy fa efa de nature ratsy toetra:x, fa ny hitako mety dia mitia be le olona miaraka aminao, mampiseho hoe tena tia azy @ izay n'inon'inona influence ataon'olona dia izy efa mahatoky ny fitiavanao azy!:* Fa ny tena tsy azo atao dia ny mandrara ilay olon-tinao tsy hifanerasera @ namany satria mba efa nandramako io fa nivadika taty amiko ihany!!:oops: Dia ezaho fotsiny ny mody mifanerasera @ le namany na par hypocrisie aza @ izay prouvé @ le olon-tinao fa tsy ianao no ratsy fa le namany mihintsy! bonne chance!!
8. lemenakely
(
31/07/2007 18:14)
faniriantsoa:
miarahaba anareo rehetra mpamaky
tena mifankatia izahay sy ilay olon-tiko ,nefa indrisy fa dia misy namany anakiray tsapako fa manome hevitra azy ary miteraka korontana eo amin'ny fiainam-pitiavanay . Tsy haiko izay tena dikany anakorontanany an'ilay namany anay , izaho anefa tena tsy mila ady aminy ilay namany , misy fetrany anefa ny fandeferana ka indray andro dia tena sendaotra aho ary niteny t@ ilay olon-tiko ary tena niteraka ady teo aminay , efa in-2 moa izy efa noteneniko taminy fifandraisan'izireo dia mba nijanona izy , taty aoriana anefa dia niverina indray , refa niady izahay dia tena namoaka vava be tamiko ilay olontiko nefa tsy fombany mihitsy izany , ary na izaho aza tena gaga, fantatro avy hatrany nefa fa io namany io no tena manome hevitra azy mihitsy , tsapako mantsy fa olon-tsotra tokoa io olon-tiko io fa noho ilay namany io no tena manome hevitra azy . Ilay namany io nefa dia efa manambady ary efa miteraka mihitsy , ary ry zareo nefa tsy hoe mpinamana hoe mifankatia ambadika fa mpinamana tsotra , ary efa nolazainy ilay olontiko nefa dia hoe efa mpitantara olana aminy hono io namany , tsy dia nahoako moa izay finamànany ry zareo any fa ny tena tsy tantiko dia ry zareo mitsikera ny fiainako , ary ny mampalahelo ahy moa dia ilay olontiko mintatara izay zava-miseho eo amin'ny fiarahanay roa (ohatra miady kely ireny zahay) . Tena hitako mahazo loha amin'io namany io mihitsy ilay olon-tiko ary tena manome olana eo amin'ny fiarahany , tena hitako mamparary ny fok mihitsy aloha ilay izy e! tsitako mihitsy izay hatao , zaho nefa dia efa miezaka foana ny mba hanao izay hampifaly azy , aho moa aza dia miteny aminy hoe raha misy zavatra tsy tantinao hoy aho hataoko dia teneno amiko fa aza ny olona any ivelany no ilazana azy ,satria hoy aho zaran'ny olona ngeh isika hikorantana e!
Dia tsy hitako re rey olona izay hatao aminy an! ????......
Fosotra ve no tsy ambolem-boavahy tsarovy fa na mpivady aza ianareo dia tsy maintsy misy foana ny olana fa dia na miroso na mihemotra ! izay no atao hoe lehilahy ....
9. xxx
(
31/07/2007 18:26)
Fosotra ve no tsy ambolem-boavahy tsarovy fa na mpivady aza ianareo dia tsy maintsy misy foana ny olana fa dia na miroso na mihemotra ! izay no atao hoe lehilahy ....
Marina zany fa raha mbola pble kely ohatran'io no tsy hay vahana de ho sarotra ihany ny hamaha ze ho manaraka eo :)
10. rhina
(
01/08/2007 08:19)
zao e ra tena tinao iz ka tena tia anao koa le oe olona tinao io d tsy mahasakana ny fitiavanareo ny fanakanan'ny hafa fa zao kosa nefa sao d mba enao ihany no tia anz d majary ts mety fa adiadio tsara fa aza tokapo ohatran'ny siny
ar rehefa mfakaty d mfakaty fa raha tsy izany d avelao any n fifankatiavana fa ny mpanenjika ne ts maints misy e! fa ao aoriana foana reny zay d
mahereza

11. Angolaina
(
01/08/2007 09:14)
aza atao mahakivy zany fa tsy lany ratsy fanahy sy mpisompatra ny tany, arakaraky ny hanakorontanany anareo aza no vao maika mifankatiava tsara, @ zay fantany tsara fa tsy misy dikany ny ataony fa ny fitiavana no lehibe indrindra e:-*
12. yandah
(
06/08/2007 07:33)
marina ny an'i Angolaina eeee ny fifankatiavanareo no ambony indrindra aingony daholo ny ambony zay andraisana azy. Voamaika ary zany mampamiratra le sambo kelinareo satria misy manampy ny aingony eee.
13. nomenaj
(
07/08/2007 13:56)
zao cherie a!amboary ny saina sy ny fo,dia mnomboka izao dia ovay ny fomba famindra;zany ve dia ataonao hankarary ny fonao,zaho tsy mitatara ny momba antsika,zaho tsy ra mampirafy anao,ny tiako ho lazaina aminao di aizao,arak aireny teny nataoko anao,zaho natory teny,isika nifamaly tao ampandriana iny di ahovay ny toetranao,mahaiza manaja,sy amanana fahalalampomba,dinio tsara vao manao zavatra,,na fihetsika na fiteny,fa manimba anao iznay,tsy vendrana daholo ny olona eo anatrehanao;na bordelle daholo,fa mifanaja!aza manao degadegany,arya za tia afinafina,raha tia ahy ianao dia tokony mba hasianao hajany ihany aho na eo imason'olona ,na isika roa!fa tsy hatao toy ireny,zaho tsy dia tia miteny lava,na mimenomenona,fa kosa mora mandray fanampahankevitra !
aza malahelo,mivavaha mafy!zaho tsy hoe tsy tia anao,ary zaho tsy miresaka inona,fa zavatra tsara no resahiko,ary ny olona tsy ratsy saina aminao izany!zay fa dia mahatoky ny fahndrenao aho!bisous!!!