mila hevitra

1. lancia ( 27/07/2007 08:35)
Slt daholo, mba toroy hevitra amin'ny fomba fanalana mony ho an'izay mahafantatra.Misaotra betsaka
répondu par karinah le 06/08/2007 11:24
2. sakaizakely ( 27/07/2007 08:54)
lancia

efa mandeha matetika io resaka mony io ary samy manana ny fandraisany azy

raha ny amiko manokana aloha dia déréglement hormonal matetika no mahatonga an'io ho an'ny olona efa nahavita période de croissance. Raha tianao hiala tanteraka ilay izy dia mila manatona dermatologue ianao manao analyse hijerevana ny équilibre hormonal hijerevana ny traitement mifanaraka @ cas-nao manokana. Indraindray pillule micro dosée de ampy, indraindray voatery manao traitement de choc hafa

Misy indray ireo olona mampiasa produits hafa, izay mety hihety aminy, nefa tsy mety aminao satria samy hafa ny type de peau ohatra, na koa satria tsy resaka hoditra no mahatonga le mony, fa resaka avy any anaty araky ny nolazaiko teo.

Mazotoa e :-*
3. lemenakely ( 27/07/2007 09:24)
marina io voalaza io samy manana ny type de peau ny olona rehetra ary tsy mitovy ny antony mahatonga ilay mony fa dia tsara manantona dermatologue !
4. rhina ( 27/07/2007 10:15)
zao ki ra lancia a!
aza kitikitina fotsny d zany
rehefa manasa tarea d sasao à rano matimaty miaraka @ coton d aza atao matetika fa ohatra hoe in2 na in3 isakerinandro

fa tsy manakana ko nefa za raha te ho menamena tarehy ohatran le olona mampiasa menaka tarehy eny isotry reny toi an!

@ zay toi mba mandimandina
sa aona oz toi
5. vale ( 27/07/2007 10:17)
Lancia: Tamin'izaho mbola "ado.." dia nisy nanondro fa ny ranona voatabia mena manafaka mony, dia nampiasa zaho aloha ary afaka soaman-tsara daholo é!
6. lancia ( 27/07/2007 11:16)
Misaotra betsaka daholo ry reto a, fa handramako le ranona voatabia fa ny any amin'ny dermato nge mbola miandry rendez-vous e, fa ilay fomba fampiasana azy no tsy haiko
7. ikalamako ( 27/07/2007 13:16)
natoro ahy koa asiana dentifrice, ary henoko tamin'ny radio koa aza avy eo, satria ny fluor no miasa eto (tsy afaka hanazava be aho fa tsy nidirako lalina ny fanazavana teknika, saingy toa nety ihany aloha ilay izy raha tsy nokitikitiko ilay efa mba maimaina teo e). Andramo aloha fa tokony tsy dia hanimba hoditra satria tena juste ilay mony no taingenana dentifrice kely.
8. vale ( 27/07/2007 15:20)
lancia:

Misaotra betsaka daholo ry reto a, fa handramako le ranona voatabia fa ny any amin'ny dermato nge mbola miandry rendez-vous e, fa ilay fomba fampiasana azy no tsy haiko
Tsy asina sira na siramamy an! d atao eny @ ilay mony fotsiny. Mazotoa :miam:


9. booboo ( 27/07/2007 16:52)
ranona voatabia kounkou no haiko fa ny anay asiana sira. Ilay sira manampy @ fanamainana ilay ati-mony no. Ilay ranona voatabia indray mifoka ilay ao anatin'ny mony.

Na izany na tsy izany aza, aleo mijery doko raha tiana ho fongarina hatrany an-dreniny ilay antony mampisy mony. Na afaky ny voatabia aza tsinona ilay izy, ny antony nahatonga azy tsy voa-traiter sy tsy fantatra ka sao mihombo ho zava-doza eo....
10. vale ( 27/07/2007 17:23)
Ilay izy koa aloha raha monin-tanora d mety e, tsara kokoa manatona dermato io, mety ho ny aty koa no voa(oh: avy @ fihinanana sôkôlà be loatra na épices, na sakay na menaka...). Bon courage!
11. ikaretsaka ( 27/07/2007 17:25)
dermato ihany ..any mba sur kokoa..
12. lancia ( 27/07/2007 18:28)
vale:

lancia:

Misaotra betsaka daholo ry reto a, fa handramako le ranona voatabia fa ny any amin'ny dermato nge mbola miandry rendez-vous e, fa ilay fomba fampiasana azy no tsy haiko
Tsy asina sira na siramamy an! d atao eny @ ilay mony fotsiny. Mazotoa :miam:




de ahoana ny fanasana azy


13. lancia ( 27/07/2007 18:31)
fanafody farany sady mety tena mahomby tokoa angamba ny makany amin'ny dermato fa tena efa tsy mihinana epice sy chocolat za sady efa voky rano nefa mbola tsy afaka foana
14. fasaly ( 27/07/2007 18:32)
lancia:

Slt daholo, mba toroy hevitra amin'ny fomba fanalana mony ho an'izay mahafantatra.Misaotra betsaka

hummmm! de aza tratrany aky klou fa de mamela tache matsiravina ah! fa njy nga nahazo mony kounkou:?: :?
zà njay misy an'io refa mihinana sakafo masika:?afaka eny foana aloha fa nisy fotoana ahy naniry be tsy am atony de nande dermato de nanao traitement fanafody de afaka e!


15. lancia ( 27/07/2007 18:38)
fasaly, ka le olana nge aky le mbola miandry rendez- vous ty de nefa ny tena tsy maintsy mivoaka ny trano e
16. fasaly ( 27/07/2007 18:48)
ka tsy aleo ve miandry ny rdv pour êt sur ny ahafahanlay mony e! raha andramana dool mantsy zao sy izao lany fotoana eo raha tsy mety de mitovy ihany..;sady lay mony anie mila faharetana be fa tsy hoe mihinana fanafody anio de afaka afaka telo andro e! mila manao traitement telo volana ngamba sa enimbolana akory ny ahy izay vao afaka donky tsy maintsy sy mila mananana faharetana ihany:wink:lkiss njy!!:-*m
17. vale ( 27/07/2007 19:16)
lancia:kosehina ny borosy, le borosin-dakozia ireny, azo sasaina eu de javel koa raha mampiahiahy! de tandremo tsy kobanina tsara ah!:)
18. tslem ( 27/07/2007 19:37)
Savony soa hanasàna tarehy dia avy eo osory an'io ranona voatabia voalazan'ny namana teo aloha ireo na ranona karaoty koa hono mety,dia mahereza misotro rano 2l isan'andro farafahakeliny.
19. vale ( 27/07/2007 19:42)
ye, dia tsy asiana siramamy a, fa rano tsotra, rano madio tsisy fangarony, fadina indrindra indrindra ny kafe be loatra!:wink:
20. lancia ( 27/07/2007 19:58)
vale:

lancia:kosehina ny borosy, le borosin-dakozia ireny, azo sasaina eu de javel koa raha mampiahiahy! de tandremo tsy kobanina tsara ah!:)



ahoana kou ty borosy ty, tsy ho kiaka ve ny tarehy;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1679