mila hevitra
21. lancia
(
27/07/2007 19:59)
vale:
ye, dia tsy asiana siramamy a, fa rano tsotra, rano madio tsisy fangarony, fadina indrindra indrindra ny kafe be loatra!:wink:
merci e, handramako aloha
24. vale
(
27/07/2007 20:20)
lancia:ka le voatabia anie no tiko lazaina teo a!:-D:-D:-D
vale:
lancia:kosehina ny borosy, le borosin-dakozia ireny, azo sasaina eu de javel koa raha mampiahiahy! de tandremo tsy kobanina tsara ah!:)
ahoana kou ty borosy ty, tsy ho kiaka ve ny tarehy;
25. vale
(
27/07/2007 20:28)
lancia:
[quote=vale]
:wink:
in kou ny dikan'io
________________________
za kou mba tsy mahalala, fa sary ftsn io!loll
27. ikaretsaka
(
28/07/2007 13:59)
vale:
ye, dia tsy asiana siramamy a, fa rano tsotra, rano madio tsisy fangarony, fadina indrindra indrindra ny kafe be loatra!:wink:
fa misy idiran'ny kafe ve ny mony?
29. sakaizakely
(
28/07/2007 22:31)
ika> za mbo gaga
lancia> miombonkevitra amin'i fasaly. Mandrampiandry rdv @ dermatology dia mampiasà stick manamaina mony @ farmasia mandrampaha na aleo aza camoufler-na @ fonds de teint ny tarehy toy izay manisy an'zao sy zao, sao vao maika manimba ny cicatrisation. matetika manko mamela trasy ny mony, sao anenena
Rahoviana ny rdv ?

30. lancia
(
29/07/2007 09:00)
sakaizakely:
ika> za mbo gaga
lancia> miombonkevitra amin'i fasaly. Mandrampiandry rdv @ dermatology dia mampiasà stick manamaina mony @ farmasia mandrampaha na aleo aza camoufler-na @ fonds de teint ny tarehy toy izay manisy an'zao sy zao, sao vao maika manimba ny cicatrisation. matetika manko mamela trasy ny mony, sao anenena
Rahoviana ny rdv ?
ok ky a, mbola misy 1 volana
31. miou
(
05/08/2007 12:32)
io ko miankina @zay fomba nahatongavany anie eh ! ra kofa enao de notoroako
32. karinah
(
05/08/2007 16:25)
sakaizakely:sakaizakely: tahaka ny sakafo rehetra rhf atao be loatra dia mamparary vavony sy aty, izay aloha ny mba haiko .
ika> za mbo gaga
lancia> miombonkevitra amin'i fasaly. Mandrampiandry rdv @ dermatology dia mampiasà stick manamaina mony @ farmasia mandrampaha na aleo aza camoufler-na @ fonds de teint ny tarehy toy izay manisy an'zao sy zao, sao vao maika manimba ny cicatrisation. matetika manko mamela trasy ny mony, sao anenena
Rahoviana ny rdv ?
33. karinah
(
05/08/2007 16:33)
lancia:lancia: fond de teint aloha atao,misy koa manamanina mony haingana be le karazana piqûre ireny, jereo eny @ grande surface dia efa misy, sady mora noho ny eny @ pcie!:wink:
fasaly, ka le olana nge aky le mbola miandry rendez- vous ty de nefa ny tena tsy maintsy mivoaka ny trano e
34. ikaretsaka
(
05/08/2007 17:01)
fa etre pa...
mety ilay voatabia a! le boribory bebe ranony ireny

35. lancia
(
05/08/2007 17:24)
miou:
io ko miankina @zay fomba nahatongavany anie eh ! ra kofa enao de notoroako
fa manin rah kofa
36. karinah
(
06/08/2007 10:36)
ikaretsaka::lol::-D:-D:-D:-D:oops:....:°)tena mety ireny wa,t@ mbola ado aho dia ireny no nataoko ny handrinako feno mony kely bdbeee, tondé maina aby, fa kosa raha oul fotsy Be alou dia aza manandrana fa hamela trace eo an! 8)
fa etre pa...
mety ilay voatabia a! le boribory bebe ranony ireny
37. karinah
(
06/08/2007 11:24)
lancia:
miou:
io ko miankina @zay fomba nahatongavany anie eh ! ra kofa enao de notoroako
fa manin rah kofa
______________________________________
izany aza izy hoe vhv ianao koh!