lehilà

1. xxx ( 15/07/2007 12:06)
:lol:lasa saina aho fa nahoana kay ny lhl matetika tsy mipetraka manaja vehivavy sa hoe kapay tsy hita fery zareo dia manararaotra,tena grave sa vé eken'ny lhl ko ny vavy ramandé any an-kafa,ny mavariana dia mikaoty sipa hafa zareo dia avy eo mamonjy andràma toy ny hoe tsy nisy nataony,na mody fanina e,:°)
répondu par tsoraka le 09/08/2007 05:57
2. fasaly ( 15/07/2007 12:32)
:°) no koment.....
3. ravakamalala ( 15/07/2007 12:36)
sao dia ilay vehivavy no misy tsy mendri-kaja?:roll::roll: ...
tsy haiko an! lasa saina aho :lol:
4. bobone ( 16/07/2007 05:04)
Mety koa misy zavatra tsy ampy ao @ ilay vehv mety hoe ny fanehoany ny fitiavana @ ilay olon-tiany no tsy mahafa-po azy de mahita ny tsara lavitra noho ny ao an-trano izy de lasa!
mety koa misy lay lehlh mihitsy no efa tia raha !! arakaraky ny toetran'ny tsi11 avy io e!
Ny maha-variana de ny lehl mahazo tsara manondrana ! misy koa ny vehv mahazo lhl tsara manondrana!!! tsy ao ilay fitiavana hmmmmm!!!!
5. Jeankely ( 16/07/2007 05:59)
Resaka tsy fahamatorana io. Lainga izany hoe misy tsy ampy ny an'ilay vadinao no mahatonga anao hivoaka. Ny anao koa angaha moa ampy sy tonga lafatra daholo ny momba anao. Mila mahay manontany tena koa anie e. Rehefa zatra ny milalao dia tiana ho hita daholo ny karazany, nefa ny karazany tsy mety tapitra: Matavy, matavitavy, mahia, antonony, lavabe, fohy kely, mainty be, zarazara, fotsy be, nianatra ambaratonga ambony, tsy nianatra, African, voazaha, Indian, Sinoa sns tsy tapitra. Ary dia ny Aina no fetra fa tsy mety lany. Aza gaga fa misy maty eo ampitaingenana tendrombohitra =))=))=)) satria mpanejika loatra.
6. zaagasse ( 16/07/2007 06:15)
toa tsy tana ny hevitra satria lhl ihany ny tena.marina kosa aloha le oe tsy fahamatorana sy ny hoe tsy fahaiza mionona e.isika mantsy mitady ny tonga lafatra loatra.fa samia mahay mifankatia,de atovy feno ny fitiavanao ny vadinao,ny bandy anie tokony hisaina hoe matoa nentina nody le vhv,matoa niterahana,ary mato naseho vahoaka sy teny am-piangonana de izy zany le nosafidinao,ka aza mamitaka ny tenanao sy le vadinao.ary raha misy tsy ampy zany "ny tsy ampy misy foana eto an-tany".fa ny sipa koa tsy tokony miodina raha mano an'zany ny vadiny fa tokony afahana@fahazaran-dratsy le azy.aza misaina valifaty zany fa zay le manimba.
7. ari.malala ( 16/07/2007 07:56)
pour une fois za naita lelà ni reconnaitre fa ts fahamatorana no mahatonga anzareo miodina! félicitation pour jeankely et zagaasse! fa marina mints reo teninzareo reo e! miombonkevitra!
8. simplex ( 16/07/2007 08:09)

nanin aza no nasian'A/tra vevavy sexy e? :roll:

xxx,
aza mandefa fisainana :°):P
9. Jeankely ( 16/07/2007 11:22)
Dia tena marina aloha fa ny bandy indray vitsiana no manaiky mivady amin'ny vehivavy tratrany manao fitiavana ivelany. Tia tena tokoa ny lhl aloha. Raha izy manao dia milaza izy fa ny vady amanjanako ihany no "number one" fa izy kosa aloha tsy manaiky raha ny vhv no misy mikasika. Ohhh zava-doza io ra-zaagasse an
10. sechat ( 16/07/2007 12:47)
simplex> :-D fa tsy hoe soa ihany aza fa nisy ny vehivavy sexy, fa raha tsy zany ngamba ....
11. sitlo ( 16/07/2007 14:00)
ilay safo be mantsina 8-)
12. Jeankely ( 17/07/2007 03:05)
Ny resaka lhl dia mihevitra ambony sy afaka manao izay tiany hatao ny lhl saingy tsy mety ahatanty mihintsy raha tsaingoin'ny hafa ny azy=))=))=)).Fitiavantena io=))
13. ikaretsaka ( 17/07/2007 07:31)
ravakamalala:

sao dia ilay vehivavy no misy tsy mendri-kaja?:roll::roll: ...
tsy haiko an! lasa saina aho :lol:


miombon-kevitra
14. kanota ( 17/07/2007 08:27)
Resabe izany vehivavy tsy mendrikaja izany. Misy io fa vitsy saingy ny lhl tia mitsaingoka marobe. Ao ny hoe MAHAZO FANAMPIKANINA, TSY MAHAZO EFA MANANA NY VONONA, dia ao antrano no mody mamokovoko=))=))=))
15. xxx ( 17/07/2007 17:26)
akoana ko no tian'ikanota lazaina io,azavao na izy mitsaingoka dia mamovoka ao an-trano:?:
16. la ( 18/07/2007 05:04)
Ra ny hevitro ndray dia marina aloha le nolazain'i Jeankely sy zaagasse fa tsy fahamatorana le izy ao koa le we fitiavatena, mavarina de efa fatatry ny lelahy le izy we zany nefa mbola ataony ihany. Otran'ny we ny vevavy ve no vendrana ra mba manaja anareo nefa aza mba tratran'ny vevavy miodina koa fa de fanina an!:lol::oops::wink::!:
17. princesseN ( 18/07/2007 15:18)
ikaretsaka:

ravakamalala:

sao dia ilay vehivavy no misy tsy mendri-kaja?:roll::roll: ...
tsy haiko an! lasa saina aho :lol:


miombon-kevitra



eh!eh! ny lhl mintsy no tsy mahay mionona @anany e!coureur de jupon!ts'izy rehetra an!fa ny adala ihany!
18. mandrindra ( 25/07/2007 15:57)
xxx:

:lol:lasa saina aho fa nahoana kay ny lhl matetika tsy mipetraka manaja vehivavy sa hoe kapay tsy hita fery zareo dia manararaotra,tena grave sa vé eken'ny lhl ko ny vavy ramandé any an-kafa,ny mavariana dia mikaoty sipa hafa zareo dia avy eo mamonjy andràma toy ny hoe tsy nisy nataony,na mody fanina e,:°)

farito aloha ny hoe inn no atao hoe tsy manaja. amiko indray ny fandehanana mihodina dia revy sy lalampiainana fa tsy hoe tsy fanajana izany. ary ho ahy dia ekeko ary tsy blema amiko raha mba mandeha any ankafà koa ny vehivavy.
misy milaza ao ambony ao hoe tsy ampy fahamatorana no mahatonga an'izany. inn moa no atao hoe matotra? izay rehetra tsy mihodina ve izany dia azo atao hoe matotra daholo? izay rehetra tsy maka tsirony ara-nofo ivelan'ny trano ve dia tena mirindra tanteraka ny tokatranony? tsaiklouu eeee, fa zah mpizara:lol::-D:-D:-D

19. Jeankely ( 26/07/2007 02:03)
Mandrindra any amin'ny tsy izy ianao ry namana. Izay tia haka tsirony ivelany trano dia tsara ho azy nahazo ny tsirony fa tsy mbola nisy nilaza izany ho modely mihintsy. Alefaso fodafondain'ny hafa any ivelany ny vadinao dia aza mieritreritra fa tsara izany ho anao.
20. mandrindra ( 26/07/2007 15:29)
jeankely, fa aiza moa no atao hoe? ny tsy fahafantarana afa tsy vehivavy na lehilahy tokana ve izany no atao hoe modely, toa tsy mbola nahita fanambarana manamarina an'izany mihitsy aloha aho. ilay hoe fondafondaina kosa aloha ataoko fa voambolana diso satria tsy resaka fondafonda ihany no hita any ivelany fa fy sy mamy. dia tsy izaho koa no mandefa azy fa safidy malalaka io. ny fitiavana dia tsy manapetra ka zaraiko ny ahy ho an'izay rehetra mandray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.364