lehilà
21. Jeankely
(
27/07/2007 05:26)
Ho an'i mandrindra aloha dia mahereza amin'ilay hoe "tsy resaka fondafonda ihany no hita any ivelany fa fy sy mamy. dia tsy izaho koa no mandefa azy fa safidy malalaka io. ny fitiavana dia tsy manapetra ka zaraiko ny ahy ho an'izay rehetra mandray". Tsy mahatototra an'io ialahy na hitondra camion aza e=))=))=)). Tandremo fotsiny hitako maray fa himohezako. Sady mahay mizara no matanjaka=))
22. la
(
28/07/2007 08:18)
mandrindra> ny atao hoe manaja (amiko) dia fanomezanao lanja sy fitiavana izay olona efa mba nofidinao tao anatin'ny maro.
Matoa ianao natao mariage tamina olona 1(iray)teo anatrehan'andriananitra sy ny fianakavina, dia iny olona iny zany no nosafidinao tao anatin'ny maro, noho izany mila ny fanajana avy aminao izy.
Zao ry mandrindra no tokony ho fantatrao, ra ianao miodina araka ny lazainao, be sipa, manitsakitsaka tokatrano; dia ilay vadinao no mahazo loza voalohany satria ra misy mahita ianao dia ozy ny olona we: "iny ilay vadin'i....";
Ra ianao no afabaraka; sahaza ho anao zany satria ny anao sitrapo, fa mba eritrereto ilay vady.
Mety ozy ianao we inona moa no idiran olona amizany? marina fa tsisy idirany ny fiainanao, nefa enao miara miaina amin'ny olona tsimaintsy mijery ny olona.
Ny tsara sy manaja ary ny bogosy tsy lany na ho an'ny lehilah io na ho an'ny vehivavy; fa hafa ihany ilay tokana e!!
Hafa ihany koa anefa ra efa ifanarahana ny anareo mivady!! samy mazaka zany nareo de samia mazoto tandremo mifamono:)
:lol::roll::!::idea:=((:oops:

23. mandrindra
(
01/08/2007 11:30)
jeankely, zo ny mihomehy fa raha izaho marain'izany:wink: no andrasanao vao hihomehy ianao dia nofy ihanyyyyy
la, tsy tokana ny safidy fa maro.
izaho tsy afa-baraka, ny vadiko tsy afa-baraka, izay miaraka amiko rehetra koa tsy afa-baraka. fa ny vavan'ny mpijery no mitsoantsoana, satraia mieritreritra izy ireo fa ny azy ihany no marina. saingy fahamarinana notsoahiny avy aiza moa izany? misy ny mieritreritra toa ahy fa tsy sahy fa matahotra ny vavan'olona, ao koa ny manao toa ahy fa tsy sahy milaza ampahibemaso noho ny tahotra na henatra ihany koa. ny ahy kosa dia hirahiraiko eran'ny lalana satraia izay no hitako fa mety hatramin'izay ka hatramin'izao ary ho mandrakizay. izany fizarana fitiavana sy fangalana fafiny izany dia milay be amiko, izaho kosa anefa tsy mba manao tondro molotra izay tsy miombokevitra amiko:D

26. Jeankely
(
03/08/2007 07:52)
Mameleza mafy ary fa samy miaramahita ny vokany e. Aza tratra antitra fa latsain'ny safikely.
27. mandrindra
(
05/08/2007 11:03)
jeankely, ny vokany, izaho salama tsy marofy ary mirandava izao. ary nareo izany anie mpaminany e, tonga dia hitanareo ny ho avy hoe misy zafikely handatsa, sao dia mba hitanareo konkou ny numero hivoaka amin'ny loto manaraka?:lol:
28. Jeankely
(
07/08/2007 04:30)
Aza taritina any amin'ny lavaka ny olona fa tsy mety izany. Mba tompon'andraikitra ka manaja tena.
29. mandrindra
(
07/08/2007 12:36)
fa iza no notarihiko teto aloha e??? dia aiza izany lavaka hitan'i jeankely hitarihako ny ol izany?
30. la
(
07/08/2007 15:29)
calme mandrindra a!! tsy raisina antendrony ze lazain'ny olona fa azonao zany!!
Zao no ahitana we mety ny mijanona amina vady 1 (iray)ary zay no tokony ho izy ny arrondissement tsy mety manoratra olona 2 tsy divorsé, na olona mbola manambady!!
Le izy tsy mila boky mivoka na tatara raketina vo we zay le mety fa ita eny amin'ny fiarahamonina sy ny fiainana!! fa zao nenao zany mba te ihavaka kely de zay le mety aminao, tsy ididrana hadiadina fa de zory zatsy izy, ataovy maro ny akizy, lolll
Eto tsy de we fanalana zy fotsiny fa mab misy serieu ihany de zay no tsy de anaovana torohevitra mivilana
Bonne continuation mandrindra :!::arrow::-$^:^

31. tsoraka
(
09/08/2007 05:57)
Raha adinonao na tsy hainao ny zavatra avy nosoratanao akaiky kely eo ambony eo dia mba averiko koa ho fantatrao ny hijoka nolazainao eto.
"farito aloha ny hoe inn no atao hoe tsy manaja. amiko indray ny fandehanana mihodina dia revy sy lalampiainana fa tsy hoe tsy fanajana izany. ary ho ahy dia ekeko ary tsy blema amiko raha mba mandeha any ankafà koa ny vehivavy.
misy milaza ao ambony ao hoe tsy ampy fahamatorana no mahatonga an'izany. inn moa no atao hoe matotra? izay rehetra tsy mihodina ve izany dia azo atao hoe matotra daholo? izay rehetra tsy maka tsirony ara-nofo ivelan'ny trano ve dia tena mirindra tanteraka ny tokatranony? tsaiklouu eeee, fa zah mpizara"
Izany ve no tompon'andraiktra?