L'independance de la France: 14 Juillet
1. niryna
(
15/07/2007 04:41)
Miarahaba an'ireo gasy ao France izahay amin'izao fetin'ny fahaleovantena izao.
Ny aty aminay koa dia mankalaza ny fetin'ny frantsay isan-taona ka feno sakafo sy filalaovana ary feno frantsay ny toerana manodidina natokana an'izany
http://www.recitus.qc.ca/histoire/2004-2005/equip51/images/France_flag.gif
http://www.topgasy.com/garden/20.jpg
http://www.topgasy.com/gardenparty.htm
Misy namana ato amin'ny serasera ve amin'ireo?:D
(l)niryna

répondu par niryna le 20/07/2007 03:01
3. ftma
(
15/07/2007 10:40)
Taty aloha ohatry ny tsy fety e, nisy bal sy feu d'artifice ny 13 juillet fa ny 14 tena ohatry ny isan'andro, na ny magasin aza nisokatra daholo, ny nahalalako hoe fetim-pirenena frantsay dia ny saina manga fotsy mena teny @ monument au mort.
4. kelly13
(
15/07/2007 10:44)
d zay kou ny mahagaga ahy, misy departement oe 13/07 ny feux d'artifice suivi ny bal populaire misy le 14/07. talou any mada une semaine sa 10 jours d manenoneno ery ny tsipôpôka fa taty omaly iany no nahenoko (na d makarenitsofina aza)
5. niryna
(
15/07/2007 17:44)
kelly13:
nahafinaritra ny nijery feux d'artifice tetsy @ vieux port
Dia ahoana aky izany misy bal mandra-paharain'andro izany?
Nisy fianakaviana taty aminay nankalazana ny fetinay(4 Juillet-fetin'ny amerikana)dia faly izy saingy lazainy fa tsy misy misokatra toy ny aty aminay hono ny tsena.Ny anay feno olona ny tsena,fety etsy ,fety eroa,misy karazana foire kely izany ary misy mizara sakafo tsy mandoa vola eny rehetra eny.
Ny feux d'artife indray dia miova isan-taona:tamin'ity taona ity dia nanao sary carreaux,voninkazo,sari-tava mihomehy,zavatra mirotsaka toy ny parachute sns.
Ny anareo ahoana?
6. kelly13
(
16/07/2007 07:58)
taty alou mba nisokatra daholo ny mpivarotra e, zay tsy mande bal populaire izany fa ho an'ny tanora izany hihihi, ny momba ny feux d'artifice indray tsy haiko oe kisarisary inn reny mipoitra ireny fa d oe mijery fotsiny e, misy le otran'ny rasta zany misy otran'ny jet de feux, ny foire kely, ny vide grenier kou mande ho azy, fa ny festival etsy avignon no mafotaka satria tsy hita tsony ze jerena sy tsy jerena, mifanitsa-kitro mintsy :-D
7. sechat
(
16/07/2007 08:34)
nyrina> mba tsetsa2 tsy ritra fotsiny ty fa aza tezitra, fa ngah moa le 14 juillet fetin'ny fahaleovantenan-dry zareo?
dia zay saika hijery feu d'artifice fa nikoretaka be le zaza de lasa nody :-D

8. niryna
(
16/07/2007 16:45)
Social Studies for Kids
Home • Fun Facts • Glossaries • Newsletter • FAQ • Forum
Bastille Day: French Independence Day
• Embassy of France: Bastille Day
• The French Revolution
The French Independence Day is Bastille Day, July 14. It's called that because it celebrates the storming of the Bastille, a famous prison, during the French Revolution, in 1789. With the taking of this prison, the movement to replace a two-person government with a representative government began.
France at that time was ruled by King Louis XVI and his queen, Marie Antoinette. It was an absolute monarchy, meaning that whatever the king and queen wanted, they got. It didn't matter whether the people were starving in the streets, so long as the royal banquet tables were full.
And it wasn't just the king and queen, either, who got to enjoy royal desserts. Rich people and others that the king and queen liked were invited to dine at the royal table or stay at the royal residence. And all the time, the mobs starved in the streets. Marie Antoinette is said to have exclaimed, to a question of what the starving people should eat, "Let 'em eat cake."
Cake, of course, might taste good, but it wouldn't keep people healthy, at least not in the long run.
So France had the very rich (symbolized by the king and queen) and the very poor (symbolized by the street mobs). Caught in the middle were the middle class, some of whom sided with royalty and others of whom sided with the poor.
These middle class people who sided with the poor soon found it very difficult to criticize the king's handling of the growing unrest. The more they spoke out, the more they tended to get thrown in prison. (It was a crime, after all, to criticize one's king or queen.)
And what prison did these people get thrown into? Why, the Bastille, of course. It was one of the more famous prisons (but by no means the only one). At one time, it had a sizable number of political prisoners, including the great writer Voltaire, who were there for no other reason than that they had spoken out against the government.
It also happened that the Bastille had a good number of guns and other weapons. This was the real reason for the storming of the Bastille. The mob had finally had enough of the king's ignoring their pleas and the queen's empty promises. And on July 14, they attacked the prison.
The mob seized the weapons they were looking for and released the prisoners inside. Ironically, only 7 prisoners were inside at the time. But the Revolution had begun.
Before its end, the Revolution and the Reign of Terror would claim hundreds of lives, including those of the king and queen. France would never be the same.
Io no tantara mikasika ilay 14 juillet.Afaka jerena koa io ao amin'ny google (teny frantsay).
Tohizako amin'ny manaraka fa andeha hiasa aho.:D

sechat :
nyrina> mba tsetsa2 tsy ritra fotsiny ty fa aza tezitra, fa ngah moa le 14 juillet fetin'ny fahaleovantenan-dry zareo?
dia zay saika hijery feu d'artifice fa nikoretaka be le zaza de lasa nody

9. sechat
(
17/07/2007 09:30)
niryna> marina le tantara saingy tsy indépendance fa passage de la monarchie mankany @ république (fiovana fomba fitondrana fotsiny).Amiko manko le indépendance otran'le cas-ntsika hoe nisy colonisation dia avy eo nitaky indépendance. Tokony hoe fête nationale fotsiny ngamba ?
10. mandrindra
(
18/07/2007 09:38)
sechat, miombokevitra aminao aho
niryna, ireo sary nataonao zao amin'ny rohy ireo anie ka sary tamin'ny 2006 eee:-w:-w

11. niryna
(
19/07/2007 04:21)
sechat:
niryna> marina le tantara saingy tsy indépendance fa passage de la monarchie mankany @ république (fiovana fomba fitondrana fotsiny).Amiko manko le indépendance otran'le cas-ntsika hoe nisy colonisation dia avy eo nitaky indépendance. Tokony hoe fête nationale fotsiny ngamba ?
Misaotra anao nanazava,nisy fianakaviana mantsy taty nijery ny 4 juillet miaraka ny afomanga dia nandeha ny resaka hoe ny anay izao amin'ny 14 juillet dia misy koa fa ny mahasamy hafa azy dia tsy mba mivoha ny mpivarotra ary manao ball mandra-parainan'ny andro.
12. niryna
(
19/07/2007 04:22)
mandrindra:
sechat, miombokevitra aminao aho
niryna, ireo sary nataonao zao amin'ny rohy ireo anie ka sary tamin'ny 2006 eee:-w:-w
Ie ,satria mbola tsy mivoaka ny vaovao tamin'ny fety io.Sady sao mba misy namantsika ato mba mahita ny sariny indray:D:D
13. sechat
(
19/07/2007 13:26)
nyrina> dia mba manao ahoana ny fankalazan-dry zareo anle 4 juillet ? De le misy défilé ohatran'ny antsika rehefa 26 reny ve ?
15. niryna
(
20/07/2007 03:01)
boubounezy:
tsara kia niryna fa ary ny anareo tany nanaona??:-*
Bjr aky boubounezy a,tsy hita intsony aky indry a.Ny anay nahafinaritra(4 Juillet),feno olona ny amorondranomasina,maka loko sy mpitsangantsangana.Feno kilalao koa eny rehetra eny.Toy ny isan-taona dia nisy fifaninanana mihinana hot dog(saosisy atao ao anaty rano ilay izy,karazany hafa )dia misy olona maro erak'izao tontolo izao mandray anjara.Efa misy peta-drindrina eo nilaza ny olona sy ny isan'ny hot dog laniny sy ny taona nahareseny.Raha tsy diso aho dia 52 no isa farana tamin'ny herintaona ary tamin'ity indray dia lasa 64,mandeha amin'ny radio ilay izy ary manaraka daholo izay tsy mijery sy tsy mahita.Dia feno fampisehoana eny amoron'ny sambo,misy manao fampisehoana yoga ka boritra kely toy ny sceau no habeny kanefa tafiditra ao anatiny ao ilay rangahy,sns, misy fivarotana sakafo maro karazany ary misy sakafo maimaipoana.Nisy mahandro kitoza dia tena mitovy ny tsiron'ny kitoza any dago mihitsy.Ny alina dia misy afo-manga ary maharitra eo amin'ny 30 mn eo,feno olona ny toerana rehetra, ny embouteillage moa dia tsy lazaina intsony ary ny arabe sasany mikatona.Toy ny isan-taona dia misy zavatra vaovao foana alefany,mandeha ordinateur moa ny fomba fanaovany ilay sary,tena mahazo vola ireo sinoa ireo fa ry zareo no mandray anjara amin'io hono.Tamin'ity taona dia nahita tarehy mitsiky izahay,sary carre ngeza be,triangle,sary zoro maro,zavatra mirotsaka dia lasa toy ny parachute sns ..maro e,sady nahafinaritra no faly daholo ny olona