Tsy hain'i Zoharimihaja ny mitarika ny TIM
1. rabaradaka
(
12/07/2007 08:13)
Vao voafidy hitarika indray ny TIM io razoky io dia efa niteny aho hoe tsy vitany io TIM io. Dia hoy nareo menakavy tamin'izay hoe io ndray Rabaradaka. De zao hitatsika zao ny fisavorotahana. I Zoharimihaja izay hirakiraka tao amin'ny IKO ka tsy manana notion politique mihitsy nefa ny antoko lehibe. Io no hampidarako an-dRavalo. Mba tsarovy izay resako izay. Tsy vitan'ny hoe miharo azy Ravalo fa ny vahoaka mihitsy no leo TIM.
Zay fa ny anay teamindray zao.
Zay fa ny anay teamindray zao.
répondu par kanota le 12/07/2007 13:40
2. kanota
(
12/07/2007 08:59)
Rehefa tokony hidaboka dia anjarany izay. Raha mahay dia mba alaivo fa inona no mampibaradaka? Raha tsy handaka baolina miandrasa koa ny mpijery ampiditra but
3. Jeankely
(
12/07/2007 13:18)
Inona no manahirana anao amin'ny antokon'ny sasany. Izay mahasoa ny anao zahavina. Mirotsaha ny antokonao amin'ny manaraka dia hita hoe mahay ianao.
4. kanota
(
12/07/2007 13:40)
Fa rabaradaka angaha TIM sa TIM niala sahalan'i vetsoko? Taiza no nisy TIM hiresaka hoe mahay ny mpitondra ny Arema. Don't put your nose into the others business. Olona mibaradaka koa andeha ho aiza sa hibaradadraka eran'ny Nosy=))=))=)).
Tsisy nahay sahala ny ankoho fa rehefa mandihy sahafa solafaka ihany dia @ izao makany makany =))=))=)) bazylou bzaylou=))=))Tezitra za=))=))Hahaha
Tsisy nahay sahala ny ankoho fa rehefa mandihy sahafa solafaka ihany dia @ izao makany makany =))=))=)) bazylou bzaylou=))=))Tezitra za=))=))Hahaha