Tsy antokom-pihira ve no mivetso azy io ? Misy hoe:
" Vorona taitram-basy aho ry devoly ka ts'hijanona intsony
Ka veloma mavesabesatra no apetrako ho anao
Leo ny mifotetak'amin-tany aho k'aleo mba hiakatr'ambony..."
( tsy tadidiko ny tonony raha tsy henoina indray )