vorona taitram-basy

1. sokona82 ( 11/07/2007 10:36)
Bold text

mba mangataka anio io hira io re a ra mba zo atao a
misotra
novalian'i geely ny 12/07/2007 15:08
2. naritsimba ( 12/07/2007 07:35)
hiran'iza io?
3. Samoana ( 12/07/2007 07:52)
Tsy antokom-pihira ve no mivetso azy io ? Misy hoe:

" Vorona taitram-basy aho ry devoly ka ts'hijanona intsony
Ka veloma mavesabesatra no apetrako ho anao
Leo ny mifotetak'amin-tany aho k'aleo mba hiakatr'ambony..."
( tsy tadidiko ny tonony raha tsy henoina indray )
4. geely ( 12/07/2007 15:08)
vorona aza moa mahalala mody
refa injay midona ny feom-basy

Vita tompoko!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.066