Aiza no ahitana fifaliana?
1. niryna
(
11/07/2007 06:33)
Raha asiana mifidy ianao,inona no manome anao fifaliana? fahasalamana, fahafahana,vola sa zavatra hafa?
Raha mijery ny tarehintsika eo amin'ny fitaratra isika :Inona no tazantsika? moa ve mahita soritra fifaliana sa endrika mototra sy feno tebiteby na feno fankahalana?
Mora ve ny mianatra mifaly sa sarotra ?
Misy olona mantsy tsy mba mitsiky na manana fo faly mihitsy.Inona no nataonao mba hampitsiky ireny olona ireny ianao:roll:
Ao anaty fifaliana,midera an'Atra!
Ao anaty andro sarotra,mitadiava an'Atra!
Ao anaty fahanginana,mankalaza an'Atra!
Ao anaty fahoriana,antsoy Atra!
Amin'ny zavatra rehetra,matoky sy misaora an'Atra!
Fantany ny momba antsika,henony ny vavaka ataontsika,hitany ny ataontsika,ary tia antsika sy miaro antsika Izy .Miantso antsika Izy mba hiverina any Aminy.
Vola ve mahasambatra?Raha misy zavatra tiantsika ka miezaka isika ahazo an'iny,roa na telo andro,moa ve mbola faly ihany isika sa mitady zavatra hafa indray mba hitadiavana an-drafifaliana?
(l)niryna

répondu par boraingy le 27/07/2007 16:18
2. bobone
(
11/07/2007 07:22)
niryna: misaotra anao fa tena lalina be le fanontaniana
fa amiko na manana ny ampy natsy manana na salam tsara na tsy misy maha ory rehefa tsy eo Atra de zava-poana izany! izy ihany no manome ny olona araka izay anjarany avy ! fa rehefa ao ny Tompo na manana olana azy de mistiky foana toa faly foana ! hoy ny teniny hoe mifalia mandrakariva hoy izaho indray mifalia ka izany ho tsara hiankiana @ Tompo
Mankasitra e!
Ao anaty fifaliana,midera an'Atra!
Ao anaty andro sarotra,mitadiava an'Atra!
Ao anaty fahanginana,mankalaza an'Atra!
Ao anaty fahoriana,antsoy Atra!
tena izany no tokony hatao
:wink::-*:-*(l)

3. bozyboleta
(
11/07/2007 14:34)
Io samy manana zay ataony hoe fifaliana sy mahafaly azy. Misy fifaliana anaty (1) sy ivelany (2). Fifaliana maharitra (1) sy mety miova na mora levona (2)
1. Fifaliana anaty miantraika @ fanahy. Ny ana ze kristiana de ny fananako ny Tompo de tena fifaliana goavana anatiko.
2. Fifaliana ivelany miantraika @ fo, vatana sy saina @ maha-olombelona. Ho ana ze olombelona tsy tanteraka de betsaka ny mahafaly ana sy tsy mahafaly ana @ zavatra ivelany, ary refa faly za de tena hita @ endriko; de sal@ zany koa refa tsy faly tonde hitan’ze mijery hoe naninn koa io? (za klou mbola tsy nijery fitaratra tezitra e!):-D:-D
Amiko mila miaraka reo fifaliana anaty sy ivelany reo vao tena hoe feno ny fifaliana ho an’ny olona. Satria na faly aza ny fanahinao nefa ny vatanao mangirifiry, enao be adin-tsaina sns, tsy milamina ihany. De sal@ zay koa raha hoe manana an’ty retraretra ty enao nefa ny ao anaty fanahinao tsy milamina.
Ny proportionnalité no samy hafa hoe iza no mibahana kokoa, ny fifaliana anaty sa ny ivelany.
De arakarak'io no hijeren'i Niryna hoe "aiza no ahitana fifaliana"

4. atmos
(
11/07/2007 21:39)
Rehefa manana ny fandriapahalemana ao anaty ao (paix interieur) io ny ahy ny fifaliana ho ahy.
6. cutie
(
11/07/2007 23:30)
Aiza no ahitana fifaliana?
refa eo akaikin'ny tiana rehetra , tsy an-kifidy :lol:
miombon-kevitra @ atmos koa :lol:
8. diamondra27
(
12/07/2007 08:14)
ity ny ahy
"mifalia mandrakariva" I TES 5:16
raha manaiky io teny SM io ianao sy mangataka mba ho tanteraka aminao io dia ho fifaliana tokoa eo @ fiainanao.
Vao haingàna aho no nalahelo ,vao t@ ity WE ity, nanembona satria fomban'ny olombelona no mahatsiaro refa misy maty ao @ fianakaviany akaiky, saingy avy hatrany aho dia nahatsiaro io SM io ary nivavaka mba ampian'i Tompo hanala io fanjombonana io hiala ao amiko. Vokany : na de teo aza izany de tsy mahasakana ahy tsy hifaly t@ fiainako.
Raha misy olona tsy manam_pifaliana eo @ manodidina aminao dia aza tonga kosa aloha de toriana be fahatany ilay olona fa mba mila fantarina ny antony , zay vao aroso ny hevitra we : zao sy zao no mety aminy
Ny vola no fototry ny ratsy rehetra
izay tia harena de tsy mihary ho an'i Tompo fa an'ny tenany...
Ilaina ny vola fa tsy iny no tokony atao zava-dehibe eo @ fiainanao.
Mazahoa fifaliana daholo ô

9. ikaretsaka
(
12/07/2007 22:25)
mitovy @ atmos aho eto.
tsy ahita fifaliana mihitsy ianoa raha tsy ao anatinao (paix sy joie interieure)
ary miala amin'ny fifaliana anaty aby ny fifaliana rehetra.
rehefa faly ny conscience anao dia faly aby ny manodidina

10. ari.malala
(
13/07/2007 06:26)
Mitovy fijery @ ika sy atmos. Rehefa misy fiadanam-po sy fifaliana anaty dia izay no tena fifaliana sy fiadanana e! Homeko anareo ny fiadanako hoy ny Tompo, dia izay tokoa no irariana hoantsika rehetra, ny hanana ilay fifaliana anaty sy ny fiadanam-po avy @ Tompo.
11. niryna
(
13/07/2007 07:13)
Miampy ny teniny namana dia tsy hanana fifaliana mihitsy isika raha tsy manankina ny fiainantsika amin'ny Tompo.Satria Izy efa nanome hery antsika ny tsy hieritreritra ny ampitso( tsy ny ho avy io ) fa ny olona izay mety hitranga rahampitso izay mbola any an-kibon'ny omby.Hoy izyFa katsaho aloha ny fanjakan'ny lanitra dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.Ary amin'izany dia aza manahy ny amin'ny ampitso hianareo;fa ny ampitso hanahy ny azy.Ampy ho an'ny andro ny ratsy miseho aminy Matio 6:33-34
12. ikaretsaka
(
13/07/2007 11:46)
dia izay voalazan'i niryna indrindra izay mihitsy..
mankany @ tompo.. fa ny anatintsika aloha no amboarina hahafahantsika mifanantona aminy

14. xxx
(
14/07/2007 02:53)
rehefa faly dia mba mahaiza mizara hafaliana. Rehefa malahelo dia mahaiza mitadyhafaliana any @nakizy madinika na ny olona tso-po
15. niryna
(
14/07/2007 06:30)
ikaretsaka:
dia izay voalazan'i niryna indrindra izay mihitsy..
mankany @ tompo.. fa ny anatintsika aloha no amboarina hahafahantsika mifanantona aminy
Marina izany ary ny ohabolana manambara sy mampianatra antsika mba hiova fo fa Ny fo ravoravo mahasalama tsara.Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.
Izay mahafihim-bava no manam-pahalalana.Ary izay mahatsindry fo no manantsaina.
Na ny adala aza ,raha tsy miteny ,dia atao ho hendry.Ary izay mahafihim-bava dia toa manan-tsaina
Oha 17:22,27,28
Na inona na inona fahoriana mahazo antsika voasarona daholo izany rehefa manana fanantenana avy amin'ATra isika.Fenoy fitsikiana ny fiainana fa io no fanafody iray lehibe manala ny adintsaina.Indrindra raha mikatsaka an'ATra isika ka manankina ny fiainantsika aminy.
Katsaho aloha ny fanjakana sy ny fahamarinana dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.Mat 6:33:D
16. ikaretsaka
(
14/07/2007 16:00)
dia mandiniha tena amin'izay aloha ary alohan'ny hilazalazana andininy.
17. marozevo
(
14/07/2007 16:26)
Fenoy tsikitsiky ny fiainana.... d'ac !
Impiry mitsiky dia impiry tezitra na sosotra amin'ny namana ?
Impiry mandinin-tena dia im-piry miaky hadisoana ?
Toko sy andininy firifiry ?
Fanitsiana nataon'ny namana efa firifiry ?
Impiry ....

18. niryna
(
15/07/2007 06:41)
marozevo:
Fenoy tsikitsiky ny fiainana.... d'ac !
Impiry mitsiky dia impiry tezitra na sosotra amin'ny namana ?
Impiry mandinin-tena dia im-piry miaky hadisoana ?
Toko sy andininy firifiry ?
Fanitsiana nataon'ny namana efa firifiry ?
Impiry ....
Ilay fifaliana dia efa ao anaty ary afaka volena,fa ilay miaraka amin'ny Tompo sy manankina ny fiainana amin'ny andro aman'alina no tena mahafeno ny fifaliana.Satria maharesy ny fahavalo maro isika raha miaraka aminy,miova daholo ny fihetsika feno fankahalana sy fanankianana olona isan'andro,ary miezaka ny misaina vao miteny na mety mahafaly ny manodidina sy ny mpiara-belona na miverina aty amiko irery ihany ilay fankahalana sy fo tsy manana fifaliana.:roll::roll:
I Kor 14:20 Aza mba ho zaza amin'ny fahalalana raha lolom-po dia aoka ho zaza bodo izy,fa amin'ny fahalalana kosa aoka ho lehilahy tokoa:D:D
Sady izao koa ange e,izay vava avoakanao no hitsarana anao isan'andro ,ny fihetsika sy ny tarehy mirana fotsiny dia mitsika manaraka anao ny manodidina8)8)
Ny vokatry ny vavan'ny olona no ahazoany soa;fa ny hampidi-doza no mahafaly ny mpivadika.Izay mahambim-bava no miaro ny ainy,fa izay vavana dia haringana. Ohabolana 13:2-3
Andramo anie ny miarahaba olona tsy fantatra e,dia hitanao fa variana izy,avy eo anefa lasa misokatra aminao ny fony ary dia manomboka eo ny firesahana ...miantefa amin'ny filazana ny fitiavan'Atra antsika sy ny famonjena nomen'i Kristy ho antsika.Izay ilay fitsikiana,ampiarina amin'ny fiainana fa tsy vitan'ny soratra fotsiny.Sarotra tanterahana fa saingy raha tena mino an'i Kristy dia mianatra sy miezaka manaraka ny teniny:arrow:foana tsikelikely ny fankahalana sy ny fitenenanana manindrona olona.:arrow:Aza atao amin'ny olona izay zavatra tsy tianao ataon'ny olona aminao8-)
19. niryna
(
15/07/2007 20:50)
Sendra nifanaraka ny sujet nomeko ny torotenin'ilay pasitera androany:D
"stumbling on happiness relationship" no noresahiny.
Na hoe inona no mety mahatonga ny fiarahana ahita fitiavana?
*Ny fahazoana famonjena hoy izy no loharano mahatonga ny olona ho faly:Miaraka amin'Atra.
Ny fahoriana izay nomeny antsika koa hoy izy dia mahatonga antsika hitady Azy.
Ilay hoe Atra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany dia toa diso raha araka ny maha kristiana antsika:arrow:Atra manampy ireo izay tsy afaka manampy ny tenany intsony.Rehefa tena lany aiky isika fa tsy misy intsony ny vahaolana dia lasa manantona any Aminy.
*Ny fanaovana exercices io dia antony iray mahatonga ny olona hanana fifaliana koa hono satria lasa matanjaka,mahazo rivo-baovao,miala ny hasorenana,tsy dia marary firy.
*Ny fivavahana dia anisany iray koa hoy izy:mbola monen'Atra tombon'andro isika afaka midera Azy sy manompo azy,mandeha miangona.Mahita ireo namana maro mila Azy,miara-mitafa sy mifanampy ary mifanohina.
Ny fiarahana na ny fitadiavana namana mba hiaraka na hizara ny fahoriana dia anisany iray mahafaly antsika eo amin'ny fiainana
Mitadiava namana ahafahanao mizara izay ao am-ponao.
1- Namana mitovy ,misy zavatra hiraisana,na miaraha manao zavatra hitoviana,na miezaka ny hifanaraka amin'izay atao fa io no mampatonga ilay tady mafy ny fatorany.
2- Firaisana:Nataony parenthese kely ity resaka ity kanefa tsara ho fantatra hoy izy fa ao anaty baiboly ilay izy(ralehilahy,ravehivavy,manaja ny vadinao sns.Mila mizara fitiavana,mifamboraka izay tsy mety,tsy mifanome tsiny lava ary adidy ny fanomezana fahafaham-po ny tsirairay.)
Tafiditra ao koa hoy izy ny resaka fivavahana,mifanampy sy mifampizara ary miaraka mivavaka ,fenoy fitiavana sy finoana an'ATra ny tokantranonareo hoy izy.
3- Fifonana na apologize:
-Raha manao fahadisoana ianao hoy izy dia mahatatesa ny valiny(tsy maitsy manaiky izany isika fa nanao fahadisoana)
- Azavao hoy izy ny antony fa aza miala pas:Ohatra hoe:arrow:Tara tamin'ny fotoana ianao dia miala tsiny kanefa avy eo ianao nilaza fa tsy tafafoha.Miala tsiny ianao hoy izy mitombona fa ilay tsy tafafoha tsy mazava ilay fialantsiny ka manjara mahatonga ilay iray ho tezitra
- Ampahafantaro ilay olona nanaovanao fialantsiny fa tena menatra sy nalahelo an'ilay olona ianao sady tsy nety ilay nataonao hoy izy
- Hiezahana atao ny fanarenana ilay tsy nety ka tsy haverina intsony.
4- famelankeloka:io no tena zava-dehibe amin'ny fiarahana hoy ilay pasitera,tsy maintsy mianatra ny mifamela heloka isika.
Ireo no toriteny azoko androany nifanaraka ny sujet nomeko.:D:D