Aiza no ahitana fifaliana?
21. niryna
(
18/07/2007 04:53)
ikaretsaka:=))=)) fa ahoana?
tiako be le eo @ ilay point faharoa : firaisana!
ankoatran'izay .. marina ny azy.
Jesosy no mpankan'ny mpanjaka,manome antsika tanjaka sy fifaliana raha sendra lavo na mandalo fiainana sarotra isika,ao amin'ny irery ihany no ahitana fanantenana.Rehefa manana fifaliana isika dia mandeha ho azy koa ny fiadanana satria tsy mitebiteby intsony,mahafantatra fa Izy no manome antsika ilay hery sy fanantenana.(l)(l)(l)
22. ikaretsaka
(
18/07/2007 12:24)
ko samy manana ny tiany sy manaitra azy ny toriteny ko..io no hitako fa tiako sy manaitra ahy
dia ity koa
amiko io dia t ny pretra sy ny konfesy, any io sady tsy miboraka no miaraka amin'Andriamanitra , no voavela...
dia ity koa
Ny fiarahana na ny fitadiavana namana mba hiaraka na hizara ny fahoriana dia anisany iray mahafaly antsika eo amin'ny fiainana
Mitadiava namana ahafahanao mizara izay ao am-ponao.
amiko io dia t ny pretra sy ny konfesy, any io sady tsy miboraka no miaraka amin'Andriamanitra , no voavela...
23. niryna
(
19/07/2007 04:23)
ikaretsaka:

Hay va re e
26. boraingy
(
27/07/2007 16:18)
niryna:
Raha asiana mifidy ianao,inona no manome anao fifaliana? fahasalamana, fahafahana,vola sa zavatra hafa?
Raha mijery ny tarehintsika eo amin'ny fitaratra isika :Inona no tazantsika? moa ve mahita soritra fifaliana sa endrika mototra sy feno tebiteby na feno fankahalana?
Mora ve ny mianatra mifaly sa sarotra ?
Misy olona mantsy tsy mba mitsiky na manana fo faly mihitsy.Inona no nataonao mba hampitsiky ireny olona ireny ianao:roll:
Ao anaty fifaliana,midera an'Atra!
Ao anaty andro sarotra,mitadiava an'Atra!
Ao anaty fahanginana,mankalaza an'Atra!
Ao anaty fahoriana,antsoy Atra!
Amin'ny zavatra rehetra,matoky sy misaora an'Atra!
Fantany ny momba antsika,henony ny vavaka ataontsika,hitany ny ataontsika,ary tia antsika sy miaro antsika Izy .Miantso antsika Izy mba hiverina any Aminy.
Vola ve mahasambatra?Raha misy zavatra tiantsika ka miezaka isika ahazo an'iny,roa na telo andro,moa ve mbola faly ihany isika sa mitady zavatra hafa indray mba hitadiavana an-drafifaliana?
(l)niryna
Raha misafidy aho dia ny fahafahana no ahitako fifaliana. "Afaka ny gadrako...." hoy ilay hira izay "nandevozina aho taloha afaka aho ankehitriny hody ao aminao Tompo o!"
Anisan'ny tena ankafiziko io hira io fa asa lahy raha ny fahazoako ny teny hoe ao Aminao fa tsy hoe any Aminao sy koa ny hoe ankehitriny fa tsy ny ho avy no mahafaly ahy. Raha mbola ho avy manko dia tsy ho faly velively aloha aho izao fa hitaintaindava ambodiriana eo hoe horaisiny sa tsy horaisiny?