tour de france

1. diamondra27 ( 08/07/2007 09:58)
tena mba nankasitraka sy nahafinaritra ahy le idée we atao any londres ny départ tour de france
ny commentaire momba ity tour de france ity koa;
sady mba nahita an-tsary mihetsika le tour bridge, la city cornichon na we: suppositoire na fusée, ary le pont sy cathédrale de st-paul nanaovana ny mariazin'i diana sy charles..., le dôme de millénium
c'est tout pour le moment:wink:

nareo ve tena manaraka le sport sa le paysage no jerenareo?

de miandry ny tena départ any @ banlieu zany zao aloha
répondu par vale le 09/07/2007 16:48
2. ikaretsaka ( 08/07/2007 12:11)
arahina aby na ny sport na paysage ka..
ny anay aloha dia team discovery ihany amin'io e

fa za mpanao velo fa tsy gidraka be ohatran'ireny (Tana-Ambatolampy no mba lavitra indrindra) fa mahafinaritra ka... mikoty aby na paysage na vaky pneu na ny fe reraka be na ny frein mamotsitsa indraindray
3. xxx ( 08/07/2007 12:44)
ny anay aloha dia team discovery ihany amin'io e
Raha vao mandresy eo zao io dia voapoizina EPO indray ...
(Tana-Ambatolampy no mba lavitra indrindra)
Kay, efa lavitra zany kle! nenay vtt Sambaina - Faratsiho no mba lavitra indrindra
4. naughtyboy ( 08/07/2007 13:30)
vao avy nijery nivatana ny depart-n'io tao trafalgar square fa nafana ny ambiansy sady vao voalohany t@ tantara no natomboka teto londres,betsaka tsara toko reo landmark ny anglisy nahafinaritra lalovany ny mpifaninana:wink:
5. diamondra27 ( 08/07/2007 15:47)
ikaretsaka:

arahina aby na ny sport na paysage ka..
ny anay aloha dia team discovery ihany amin'io e

fa za mpanao velo fa tsy gidraka be ohatran'ireny (Tana-Ambatolampy no mba lavitra indrindra) fa mahafinaritra ka... mikoty aby na paysage na vaky pneu na ny fe reraka be na ny frein mamotsitsa indraindray


_________________________


:-D:-D:-D tsara le mahita tanàna ka
ataovy fa fahasalamana io e!
de mazotoa , efa manao be nareo zany koa !

6. diamondra27 ( 08/07/2007 15:49)
xxx: hay enao koa tia vélo an!

naughtyboy: ye tena sambany @ tantara ary ni-apprecier doly ny rehetra sady tsy misy attentat aloha pour le moment
7. vale ( 08/07/2007 16:33)
Diams: izaho koa dia tena mankasitraka(l); hay diam koa manao io taranja io:?:
Ikaretsaka: ka io miankina aminao ihany na zatra na tsy zatra koh ! na koa tia sport ianao na tsia, raha efa izay no nihainanao h@ fony kely dia mandeha ho azy io.
Ny ahy izao ny record-ko lycée André Resampa, Antsenakely: aller retour x2 par jr (taloha); rehefa week-end koa mbola miampy !!:°)
Tsara ny manao sport!, sady mahatanora koa anie io e !:°) no mi-évacuer stress ihany koa.
8. ikaretsaka ( 08/07/2007 16:40)
vale... ireny course en ville ireny ange tsy kaonty raha isika mponin'Antsirabe sy ny tanana sasany (izay mampiasa ny bisikleta ho fitaovana ohatra)! e!

fa tsara.. andramo
Tana -Tanjombato aloha, dia @ heriny tohizo hatreny andoharanofotsy, dia Mavoloha, dia eo @ izay no manapa kevitra hoe handeha bypass sa hanohy mianatsimo...
9. vale ( 08/07/2007 16:56)
:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
10. vale ( 08/07/2007 16:58)
Ika: mijanona kely klou... de misotro rano dia mahavita distance lavitra be koh !:°)
11. ikaretsaka ( 08/07/2007 17:26)
raha ilay manaraka pace dia raha vao mijanona amin'ireny dia miakatra ny krampy ka.. fa asiana rano amin'ilay gourdes anankiroa eo akaikin'ny cadre iny dia iny aloha no petahana..

fa ny tsara koa ho an'izya te hanandrana na manana opportunity afaka manao izany dia:
1) ny manao Ihosy na Ranohira ka hatrany Ilakakasady paysages milay be no betsaka plat ka tsy mandreraka loatra no tsy dia mafana loatra, sady tsy be fiara (anisan'ny mangatsiaka any Mada koa manko i Ranohira)

2) raha tia ny gidraka dia manao moramanga mankany manjakandriana iny!
na Ambositra Ambohimahasoa!

3) Raha tia aventure dia Ambohimahasoa- Ifanadina!

Tsara ny bisikleta ... amiko dia io no parfait indrindra @ sport
12. vale ( 08/07/2007 17:51)
krampy aia koa ee, angaha tsy mihinan-tsira lôtra no mora voan'ny krampy!
fa ny hoe parfait kosa aloha tsy misy ohatry ny lomano kosa, sport complet mihintsy iny koh !
13. vale ( 08/07/2007 17:53)
ikaretsaka:

raha ilay manaraka pace dia raha vao mijanona amin'ireny dia miakatra ny krampy ka.. fa asiana rano amin'ilay gourdes anankiroa eo akaikin'ny cadre iny dia iny aloha no petahana..

fa ny tsara koa ho an'izya te hanandrana na manana opportunity afaka manao izany dia:
1) ny manao Ihosy na Ranohira ka hatrany Ilakakasady paysages milay be no betsaka plat ka tsy mandreraka loatra no tsy dia mafana loatra, sady tsy be fiara (anisan'ny mangatsiaka any Mada koa manko i Ranohira)

2) raha tia ny gidraka dia manao moramanga mankany manjakandriana iny!
na Ambositra Ambohimahasoa!

3) Raha tia aventure dia Ambohimahasoa- Ifanadina!

Tsara ny bisikleta ... amiko dia io no parfait indrindra @ sport

Efa nandramanao aby izany ve ireo?:-P


14. vale ( 08/07/2007 17:58)
ikaretsaka:

vale... ireny course en ville ireny ange tsy kaonty raha isika mponin'Antsirabe sy ny tanana sasany (izay mampiasa ny bisikleta ho fitaovana ohatra)! e!

fa tsara.. andramo
Tana -Tanjombato aloha, dia @ heriny tohizo hatreny andoharanofotsy, dia Mavoloha, dia eo @ izay no manapa kevitra hoe handeha bypass sa hanohy mianatsimo...
ieeee! ...ka izany hoe tsy mijanona mihintsy aho na ny week-end aza fa raha vao afaka tonga dia lasa izao, sady mahafinaritra koa anie e !:-D..izahay mpiara-miasa taloha miara-manao fotoana mihintsy mandeha any vinanikarena iny taloha aza !


15. ikaretsaka ( 08/07/2007 18:31)
nandradramana aby fa tana ambatolampy ihany no vitako le tena style mpanao course biskleta ireny (ilay mandeha moyenne 35-50km/h) fa ny sisa dia mandeha tsotra fotsiny
16. vale ( 08/07/2007 18:44)
:°) tôko efa tsara aza izany koh !..tena tsara manko eh!:}
17. diamondra27 ( 09/07/2007 01:13)
ika: sao de variana @ fitadiavana tourmaline ao ilakaka indray :lol:

vale sy ika: de aona raha mihaona @ camion , tsy ho tsofon'ny rivotra ve?
18. Rasiligaoma ( 09/07/2007 03:24)
nen'Ikaretsaka kosa tafahoatra e. ny anao efa niveau sport! efa avo loatra
fa ilay manao azy fialam-boly koa tsara...
mandeha moramora dia maka sary paysages sady mikaly ihany rehefa mandalo hotely gasy dia mijanona rehefa reraka,
ny ahy iny carillon iny no tiako, fa atao miadana.
iny miakandrefana iny koa: Fenoarivo, Arivonimamo, mamely bononoka rehefa tonga any dia rehefa miverina ka reraka dia mandeha taxi brousse
19. vale ( 09/07/2007 14:20)
diam: tena mbola tsy hitako io cas 1 io!:lol:
20. ikaretsaka ( 09/07/2007 14:33)
diam: tsy maninona ka! fa maka sisiny tsara fotsiny dia mihaino sy mijery tsara heo miala any ny cams dia miomana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4547