Nivadika Politika SESIKIDORO hono i bazylou
1. tsoraka
(
08/07/2007 05:45)
Rehefa tsy manao copy and paste dia mikorontana bazylou mitady hamelezana ny Malagasy. Mikorontana fa SESIKIDORO. Izay koa anaran'ilay bazylou SESIKIDORO oooo=))=))=))
répondu par kanota le 10/07/2007 08:26
2. kanota
(
08/07/2007 05:48)
Angaha koa nareo mba mandoro bozaka SESIKIDORO=))=))bazylou bazylou sesikidoro.
4. kanota
(
08/07/2007 08:03)
Ry sesikidoro bazylou ve no henoina tsy asesiny ihany ny tsy ahalasa ny tanana. Faly sy mitsinjaka izy vao misy heveriny tsy mety ary iny no adikany etsy aroa. Madagasikara dia tsy maintsy mandroso rehefa samy sarotiny amin'ny ho avin'ny taniny ny tsirairay. Aza miheno vavan'amboa
5. bazylou
(
08/07/2007 10:17)
eo ireto no mizesta eo nefa ny trosan'ny secu frantsay aza tsy voaloa!! PMA e, tsy handroso mandrakizay !!!:-D:-D:-D jereo fa mihena andro aman'alina ny olona mihinana in 3 isan andro ao aminareo!! povra gasy, avy eo mitsoaka makaty daholo, hanao menazy:wink::wink::wink:
6. kanota
(
09/07/2007 00:37)
Ianao bazylou na hisesika sahala ny bozaka sesikidoro aza ny sainao izahay dia Malagasy ary ireo mpianatra marobe ireo tsy heverinay fa ho lasa bozaka daholo. Manantena hatrany izahay fa ho lasa ny taninay. Mifanoro izahay ary miezaka fa tsy miandry akory. Rehefa ny Raiamandreninareo ihany no mitondra vao firenena izany Madagasikara izany ve? Mangina fa SESIKIDORO ary ny zanak'Arema mila mandraitra vavan'amboa.
7. bazylou
(
09/07/2007 23:23)
eh ouiiii; l'espoir fait vivre les imbeciles!!!:-D:-D:-D:-D:-D
Efa feno mihitsy ny nasidin'ny sesikidoro ato an!!:@:@:@:b:b
Efa feno mihitsy ny nasidin'ny sesikidoro ato an!!:@:@:@:b:b
8. kanota
(
10/07/2007 08:26)
Sesikidoro ny lohan'i bazylou. Mifangaro daholo nefa tsy mahavoa fa tengenanan'ny olona sady hihipizan'ny zazalata
