Fitiavan-janaka hafahafa
1. bobone
(
05/07/2007 06:21)
Salama daholo aloha e!
misy zavatra ba tiako ho zaraina aminareo ity reholona an!
asa na ahona ny handraisanareo azy fa tena mampihorokoditra le izy: araho tsara ary !
Nisy mpivady izay niteraka vavy tokana , ary nampihantain\'ny ray amandreniny mihitsy le zaza! ! tonga ny taona maha tanora ka nanana sipa le zanany ! , taitra mafy ny Dadany ka nidiny aman-trano tao le zanany ary nifôrseny nataony firaisana ara-nofo!
Ramatoa moa nanao Bazar na niantsena de nanararaotra le rangahy! avy eo vita tao ilay ankizivavy kely !Nitomany ary ity zaza ! de tonga Ramatoa avy niantsena de gaga nahita azy mena maso no toa malemilemy , tsy niala tamin\'ny fandriana! tsy naharitra ny reniny fa nanontny hoe fa maninona ny zanako! tsy nahasaky miteny le zaza fa matahotra an-drainy satria nambanany meso na antsy !!!
tsy nety nande nianatra intsony le zaza fa nijanona tao an-trano ! taitra le sipany satria tsy nahita azy de nianatra farany nakany an-tranony ! niresaka ry zareo ary tsy nafenin\'ity vehivavy taminy ny zava-nisy , taitra be le zazalahy ka nirintona nivoaka sady tezitra no nalahelo! tonga de namantana tany @ manampahefana ary nosamborina le rangahy ! teo vao taitra le Maman\'ny zaza fa hay lozaity nataon\'ny vadiny! nanontaniana le rangahy hoe inona no antony nanaovanao izao zavatra mandoza izao de tsotra ny namalianay zy hoe : tsy tiako ho olon-kafa no manao firaisana voalohany ny zanako fa izaho de tankina tsy naha-teny le manampahefana!sady gaga !le vadiny moa de tratra ny aretim-po mbola tsaboina hatramin\'izao!
tena fitiavan-janaka ve izany hoy nareo ???
mampalahelo an! ahoana ny handraisanareo izany???

répondu par tsiafoi1 le 06/07/2007 14:57
2. nathie86
(
05/07/2007 06:33)
fitiavan-tena sy tsy fahaizana mitaiza zany eh, fa nga ra manao sipa ny zanany d voatery hoe tonde hiroana any @sexe mintsy mo zany tena mampaonena lay eritreritra tsssssss:cry:
3. diamondra27
(
05/07/2007 06:35)
tsy fitiavan-janaka akia zany ry bobone a!
aiza ny valeur familiale @zany?
Ny fitiavana dia mitondra fahasambarana amiko kanefa inona izao no azo raha tsy areti-po sy traumatisme sy haine? ...

4. bobone
(
05/07/2007 08:27)
Nathie sy Diamondra: za hoa tena nangoraka mihitsy no sosotra satria marina mihitsy ny teninareo 2 hoe fitiavan-tena sy tsy fahaizana mitaiza mihitsy!
amiko tsy misy valeur mihitsy ny famille-ny @ izany e!maharikoriko mihitsy! sssssss
zao ny vokatry ny fitiavantena aretina , fahasimbana ny hoavin'ilay zaza manontolo avy eo koa voabaraka @ zavatra tsy voasainina akory !
Tsy tia ny zanany izy fa raha tia ny zanany izy de mananatra azy ! manoro hevitra azy @ izay tokony hatao rehefa manao sipa ny ankizy fa tsy mampitondra problème tahaka izao !
tsy afeniko anareo fa deko(sosotra) mihitsy aho !!! lehilahy adala !!! miala tsiny fa las masika be le fiteniko!

5. falifalie
(
05/07/2007 11:16)
tena marina daôly le voalazanareo rehetra teo e, fa amiko alony de ts ol tsony le rangahy io, tena efa biby mits, ny biby anie no manao toy izany e!efa tsis saina fa manaonao fahatany mits! tssssssssssss
6. caprio
(
05/07/2007 11:19)
bobone>>>tsy azoko tsara ilay we:(taitra ilay sipany satria tsy nahita azy de nianatra farany nankany an-tranony)hafahafa be ny mamaky azy
8. xxx
(
05/07/2007 17:51)
Tena tsy sambany no nahenoko ohatr'io tantara io ary tena milaza aminarero aho fa efa namoaka vava t@ namako aho fa raha hitan'ny masoko ka azoko porofoina dia vonoiko na mety hiafara @ ho aviko aza. Nisy fianakaviana iray fantatro anefa ao Dago izay nahagaga ahy fa ny fomban-dry zareo hono dia ny Ray mihitsy no tsy maintsy manala ny sarona (divorsé) ny zanany vavy hono..... Ary tsy nahateny aho fa izaho moa tsy mbola nahalala izany t@ izany fa saingy noho efa lehibe izao aho dia naharikoriko ahy ny nieritreritra azy. Ankizy lahy aho no manoratra eto fa ny zavatra mba fantatro dia tezitra koa aho rehefa maheno hoe: lehilahy efa lehibe no miaraka amin-jaza kely na tsy rainy aza ary ny lehilahy lehibe miaraka amin'ny tovovavy mbola zandriny lavitra aminy.
Betsaka ny tantara @ gazety any Eropa izay mamoaka io zava mamoafady tahaka ireny fa ny mampalahelo ahy koa dia misy Reny miara manafina aminy izany zavatra izany na dia fantany aza ny zava-mitranga fa matahotra hono izy ny hisara-bady sy ho irery dia na ilay zaza na ilay reny dia samy mijaly saina sy vatana... Tena mampalahelo ny toe-tsaina tahaka izany fa tena marina io lazaiko io fa aty@ tany mandroso ve dia tsisy saina ohatr'izany koa??? Fa rah amba zandary mantsy aho saingy angamba izay no tsy nahazandary sy polisy ahy fa tsy mandefitra @ zavatra toy izany aho fa matiko ankitsirano izao rah tratrako. Azafady raha asehoko anareo ny fisainako fa misy ny zavatra tena hoe tsy azo atao e!

9. ikaretsaka
(
05/07/2007 18:22)
misy fomba ohatran'io tokoa any @ foko (fianakaviana) sasany any amintsika
ao atsimotsimo andrefana ao: ireny le fianakaviana bebe vady sy mbola mino ny fampirafesana ireny!
Rehefa tonga ny fotoana hoe manomboka tonga fadimbolana ny zanany vavy dia manao firaisana amin'ny Rainy aloha ilay kalakely vao mahazo manao sipa!
resaka fanajana hono izany ary fomba.. ka tsy nidirako lalina na somary hafahafa amin'ilay izy aza aho!

10. bobone
(
06/07/2007 05:59)
caprio: tena tsy nety le phrase fa efa sosotra loatra za de lasa diso hatramin'ny soratra fa izao no tena izy ! mpiaraka mianatra ilay vehvavy sy le sipany , gaga izy fa tsy nahita azy nianatra intsony de lasa nakany an-tranon'ilay zazavavy ! notantarain'ilay sipakely ny zavatra nanjo azy sy ny nataon'ny Dadany de tezitra no nalahelo ilay lehilahy ka tonga dia namantana tany @ manampahefana! izay le izy e! azonao @ izay ve!
Imeva; xxx: tena marina ny anareo fa maharikoriko ohah no tena mendrika ho gadraina ilay lehilahy !ka lasa ihany ny saiko @ tenin'i Ikaretsaka hoe fomban'ny ao atsimotsimo andrefana ! andro efa mazava be izao de mbola hanaraka izany fona ve e! nefa moa rehefa fomban-tany de tsy maintsy manaraka izany ry zareo! fa manahirana ihany ny tahaka izao kah! tsy rariny mihitsy !!!

11. tsiafoi1
(
06/07/2007 14:57)
Tena efa tsy izy intsony le rangahy fa aleo gadraina no mety amin'izany