Black jack's (izao isika izao rehefa any aoriana e!)

1. Bita ( 03/07/2007 17:43)
Raha mba misy mahay ny toniny ity rey olona dia mba alefaso azafady. Misaotra mialoha
répondu par RyAnona le 23/07/2007 13:10
2. ikalamako ( 03/07/2007 20:56)
tsy "we are the world" version gasy ve io e!

Izao isika izao
Rehefa any aoriana
Izao isika izao no hanamafy indray
Ilay firaisan-kina
Be ireo mila famonjena
Mahonena mosarena
Saingy olon'izao tontolo izao
Toa an'izaho sy ianao



3. mandrindra ( 06/07/2007 08:57)
tsara io an
4. RyAnona ( 23/07/2007 13:10)
ka da tsy misy mahay koa ve fa ny haiko dia io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0463