maika laotra nareo izany!!
1. Aino
(
02/07/2007 20:34)
vao miaraka erin-andro mahery kely hono dia raharaha na koa soratra sahady no ketrehany famille:roll::?::°):-w
répondu par ikaretsaka le 06/07/2007 15:31
2. diamondra27
(
02/07/2007 20:54)
tsy mahagaga zany , en général le famille manao an'izany de intéressée fa tsy tena fitiavana.
Ny antony de satria mety ho lany zara le sipa de zara aza misy miaraka de tonga de amporisihina handroso @ mariazy... Mba mailo ihany
faharoa ndray: mety variana @ asany le olona de mba zay vao niaraka t@ le moitié de asaina miaraka fa sao tara nohon'ny lafiny maro(taona mandeha, ny olona retra manambady nefa ny zanany mbola tsy hita ze izy)
fahatelo: mety mba te-hanana zafikely koa le RAD handova etc... any @ film ndray no ahitàna izany
Pour sauver l'honneur zany e!
zay aloha ny fahalalako azy fa mety ho diso aho.

4. la
(
03/07/2007 04:33)
le mampiesona ngamba alo tsy de tsara lotra fa aleo mifanazava de miresaka tsara, marina fa ny tanjona refa miaraka; ka matotra ny fiarahana; dia ny hivady nefa tsy hirotorotoana izany fa aleo milamina araka ny tokony ho izy de misesy amin'izay mety.
Bonne chance e!:):!::idea::arrow:
Bonne chance e!:):!::idea::arrow:
5. ari.malala
(
03/07/2007 07:48)
hay efa toetran'i bazylou le mampiesona sy mankahala olona! mba aigri zany raha olona! mampalaelo!
6. majakely
(
03/07/2007 11:02)
la hevitra tsara zay ...mifanazava ihany de miresaha ,tsisy zavatra tsy vitany resaka sy fifanazavana
9. xxx
(
03/07/2007 13:12)
Amiko indray dia tsy voatery ho olana mihitsy izany. Ohatra : raha olona roa efa mpifankalala toetra ela be ( izany hoe mpinamana na mpihavana alavitra ), dia tsy olana amiko. Tokony ho fantany fotsiny fa tsy maintsy hozakainy izay vokany na "surprise" mety hipoitra avy eo : izany hoe : tsy tokony hisaraka intsony (masina manko ny fanambadiana).
Ary izao koa : aleo manenina amin'izay fanapahan-kevitra noraisin'ny tena, toy izay manenina satria nanaraka ny hevitry ny hafa.
Chacun peut faire ce qu'il veut, mais chacun doit assumer ses actes. donc, faut seulement prévoir les conséquences posssibles.

10. imeva
(
03/07/2007 13:47)
Saika tsy azoko ny nolazain'i xxx teo fa satria hoe vao niaraka erinandro nefa efa nifankahalala ela be. :)
Fa izay marina, mety efa fantany efa ela be ianao sy ny toetranao dia tiany ho ampakarina. Saingy ianao moa izany tsy mahafantatra azy tsara dia azavao azy ny resaka. Tokony tsy hampaninona ny fifanazavana raha tena eo tokoa ny fitiavana.

11. fanaina
(
03/07/2007 16:15)
raha izaho aloha dia nampiandry eh!! efa ela taona maro no namatarako azy, saingy izaho mihintsy no tsy hiroboka ny @izany.
mbola tsy ao anatiny lisitra ny @izany. fa ny famille-any no maika tsy haiko hoe ahoana.
mbola tsy ao anatiny lisitra ny @izany. fa ny famille-any no maika tsy haiko hoe ahoana.