Rahoviana no hisy fotoana hifidianana AREMA. hihihihibazylou
1. rahiratra
(
02/07/2007 09:07)
Raha tsy fidiana izy dia rahoviana no hisy fotoana hifidianana AREMA. hihihihibazylou. tsy miverina intsony dadatoa=))=))
répondu par rahiratra le 03/07/2007 06:51
2. ranitse
(
02/07/2007 09:11)
Hahaha. Aho efa nanambara hoe andao haroso President bazylou. Izay iray lany izy sy Maiol. hehehehekotobazy
3. tsoraka
(
02/07/2007 09:42)
Angaha tsy mba miresaka io Solika io bazylou. Lasa sa mibolitra indray e?
4. ravatorano
(
02/07/2007 13:35)
za koa aloha manoana ny akamako bazylou e izay manakevitra tsara miitsy .Ny AREMA aza handray anjara amin'ny fifidiana arehetra ho avy io kouh satria izany no tapak'ireo lohandohan'ny mpisoroana ao aminy d h hita eo indray e sady ny tim ity efa mitady hitresaka
5. Zazala
(
02/07/2007 20:01)
Marina fa mijaly ny vahoaka izao. Ohatry ny hilaozanareo misangy lava ty fihainana efa ratsy ty.
http://www.madagasikara-soa.com/tribunes.php?ID=33
http://www.madagasikara-soa.com/tribunes.php?ID=33
6. bazylou
(
03/07/2007 00:46)
i dadatoa dia tsy tafaverina intsony fa ny ekipany mbola manao baolina :wink:daholo , ary izy no mitana ny saosy an!!!
7. rahiratra
(
03/07/2007 06:09)
Manao baolina ao amin'ny fitondrana sa any amin'ny sisiny sa niverina niofana tsara?
8. Zazala
(
03/07/2007 06:38)
http://www.madagasikara-soa.com/chroniques.php?ID=38
http://www.madagasikara-soa.com/chroniques.php?ID=37
http://www.madagasikara-soa.com/chroniques.php?ID=37
