Fanovana tsy midika fizahavana Vetsoko TIM niala

1. rahiratra ( 01/07/2007 02:25)
Ahelin'ialahy eran'ny rehetra fa TIM niala ialahy. Raha leo ny vahoaka ka hanova tsy midika izany fa TIM niala no asisika andoha. Mandroso ary mitady vaovao ny vahoaka raha tsy azonao ny dikany. Manasa atidoha nefa iza no vendrana tsy nahalala ny haleha no miteny hoe tao no niala e, owaowaowa. Ialahy no tsy izy voalohany ary efa nanambara fa TIM niala.
répondu par kanota le 07/07/2007 05:16
2. tsoraka ( 01/07/2007 04:03)
Tsy misy ny fandrosoana azo mora ary tsy miandry ny fahanana sakafo ao ambavany ny Malagasy lazaina vendrana sy tsisy loha. Na TIM niala ilay vetsoko tsy midika izany fa mila azy koa ny vahoaka.

Fivoarana tsy misary adala
amin'ny TIM niala
3. kanota ( 01/07/2007 08:02)
Tsy mila TIM niala raha samy hanova ihany. Vetsobe
4. vetsoko ( 01/07/2007 11:55)
=))=))=))=))romotra be ny akama isany le =D=D=D
5. rahiratra ( 02/07/2007 05:51)
Ialahy mihintsy no very voalohany ry vetsoko na inona na inona hitranga. Eo io tsy izy ialahy fa niala ny vala. Lasa io tsy mila sisasisany rehefa hanova ihany. Ialhy no tena zero izany.
6. vetsoko ( 03/07/2007 13:28)
raha za no zero dia ialahy isany izany inona???!!!!double zero=))=))=))
7. kanota ( 04/07/2007 01:37)
Double zero no solomaso hijerena ny zanak'Arema tsy vahaolana. Ny avy nampiditra tamin'ny olana tsy vahaolana. Zanak'Arema mila alevina tsy miteny intsony sahalan'i Tsak tsak zato arivo.
8. vetsoko ( 06/07/2007 14:05)
ho an-dry zalahy zanak'arema izany
9. kanota ( 07/07/2007 05:16)
Ialahy TIM niala koa sady tsy hitokisan'ny AREMA ialahy fa nanjera azy ary tsy tian'ny vahoaka raha lazin'ialahy fa mijaly ny vahoaka ary tsy TIM ihany koa satria niala. NY an'ialahy no be indrindra. TIM niala no eritretina hampalaza. ODOye
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3526