mahagaga an!!
1. bazylou
(
30/06/2007 12:09)
ny arema anie ry zareo ka efa tsy teo amin'ny fitondranaintsony vao nizara izatsy sy zaroa e!! ity koa; antokon'ingahy preda mitondra mihitsy no mizara roa!! tsy mbola nisy an'io teto an-tany!!!
répondu par rahiratra le 02/07/2007 05:53
2. rahiratra
(
01/07/2007 02:17)
Ialahy no tena kentrina. Mbola tao izy dia nisy ny AREMA Razakaboana, avy eo nipoitra ny lafiny Vatomizana, sahala izay ny sakely mihaojoro. Tsy hafa ireo fa AREMA ihany. Hatramin'izao dia misy ny VAVAO Benjamin, Pierrot, Raharijaona sy ny efa volazan'ny sasany. Tsy hainao fa efa nifanalabaraka sy nifandroaka ny samy AREMA? Ny sasany birao tsihaihay ny sasany Senatora?
4. bazylou
(
01/07/2007 18:35)
eny e; zarazrao hamelezanay azy e!! sady efa mandeha izao ny penurie:wink::wink:
5. rahiratra
(
02/07/2007 05:53)
Nanino no tsy io loha-hevitr'i Vendrana io no tohizana fa avadika resaka hafa. Izay hidiran'ialahy tsy tafavoakan'ialahy fa miala ary mampiditra resaka vaovao. Bazylou tsisy loha sahala ny amboa.
