?????

1. bazylou ( 29/06/2007 23:38)
Niditra tao anaty taxi borosy hono mopera fa handeha ho any ambany vohitra. Nipetraka izy , ary vao tafatombina izy dia nijery tao ankavanany , dia taitra ary hoy izy hoe "" Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy,"" sady nofihininy mafy ny lohaliny. Vita izay afaka roa minitra taorian'iny dia nijery ankavia indray izy ,taitra be ary hoy izy "" fa manafaha anay amin'ny ratsy""=))=))=))=))
répondu par sympa le 01/07/2007 17:01
2. rahiratra ( 30/06/2007 06:04)
Te hanoratra nefa mitapy
3. sympa ( 01/07/2007 17:01)
Otrany efa reniko tato ity blagy ty :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0394