bob marley

1. imeva ( 28/06/2007 16:12)
Fahafahana no tena fahazoako ny hiran'io olona io. Fahafahan'ireo mainty tsy ho amin'ny fanavakavahana intsony. Mba hanana ny zo maha-olona.
Ankehitriny anefa lasa imagen'ny olona tia mifoka zava-mahadomelina ilay izy. Ny olona manana volo rasta dia lasa midika avy hatrany fa mpifoaka daina. Ary ny loko mavo-mena-maitso-mainty dia midika avy hatrany fa fanalalahana ny mariwana.

Famonoana ilay ady nataon'i bob marley ve sa tena izany tokoa fa izaho no tsy nahazo ny tonon-kira?
répondu par bilakarenjy le 15/08/2007 21:42
2. tess ( 28/06/2007 16:17)
ny itaivako an'i bob ndray dia ny hirany ihany ...tsy mieritreritra hafa tsy izay aho fa refa miregarega mandihy am hirany aho de lafatra be!
3. Fiffi ( 28/06/2007 17:20)
hummm......milay be Bob Marley kah !
http://fr.youtube.com/watch?v=tfW-Ku2DuAk
4. maditra ( 28/06/2007 17:42)
Redemption Song!!! hmm
Remember me!!! hmm
Reggae forever
5. Fiffi ( 28/06/2007 20:35)
hummm......milay be an ! :)
6. xxx ( 28/06/2007 21:04)
tena milay fa mpifoka rongony izy ary tsy niafina ny @ izany! Tsy taty aoriana ny nahafantarana fa nifoka zava-mahadomelina izy, efa fantatra t@ izy nihira ireny sady tsy olana anie izany tany aminy e!
ilay dread looks indray dia lasa lamaody nony maty izy fa maloto be anie ireny e! tsy vahana, tsy bangoina fa sasana eo ambonin'ilay randrana eo! Raha mazoto imeva dia tairo fa safidinao io!:D
7. Fiffi ( 28/06/2007 21:22)
xxx:

tena milay fa mpifoka rongony izy ary tsy niafina ny @ izany! Tsy taty aoriana ny nahafantarana fa nifoka zava-mahadomelina izy, efa fantatra t@ izy nihira ireny sady tsy olana anie izany tany aminy e!
heu.....aleo aloha jerena kely ny tantara momba ny rongony hoe mpifoka rongony izy.....misy fahadisoana be manko raha lazaina hoe "mpifoka rongony izy" satria:

-Ny RASTAFARISME=RELIGION----- DIEU=JAH aleo ny tantara no vakiana....

http://www.reggae.fr/artiste-biographie/57_Bob-Marley.html
http://lionkaya.com/rastafarisme/hist_rasta.html
http://lpdw.free.fr/jamaique/rastafari.htm
http://www.dnd.ca/hr/religions/frgraph/religions26_f.asp

ka io hoe mifoka rongony io de voalaza tsara fa ilainy am hi-communikény am ny Dieu-ny !



8. pissoa ( 28/06/2007 21:33)
tsy azoko ny tian'i Fiffi ambara :roll:

heu.....aleo aloha jerena kely ny tantara momba ny rongony hoe mpifoka rongony izy.....misy fahadisoana be manko raha lazaina hoe "mpifoka rongony izy" satria:

ka io hoe mifoka rongony io de voalaza tsara fa ilainy am hi-communikény am ny Dieu-ny !

Ka ilaina amin'ny hi-cmmunikeny @ Dieu-ny koa tsy mpifoka v izany izy ? :roll:
9. sitlo ( 28/06/2007 23:26)
Dia tsy haiko re fa izaho koa tany dago nanana an'ireny bracelet rasta ireny dia nanontanian'ny olona foana hoe misy dikany ve iny. Dia ny farany nasoriko ilay izy.
:@
10. tess ( 29/06/2007 05:00)
fa izaho tia rasta anefa tsy mpifoka rongony:o
fa izaho mpaka fy an'i bobo anefa tsy mpifoka singara
fa izaho tia reggae anefa tsy mamondrongony
11. Fiffi ( 29/06/2007 07:58)
pissoa:

Ka ilaina amin'ny hi-cmmunikeny @ Dieu-ny koa tsy mpifoka v izany izy ? :roll:
pissoa: tsy de aiko tsara akia ny manazava azy fa tena mazava be ao am le hoe jereo eto io an !
zany hoe: mifoka rongony izy fa tsy raisina angamba hoe zavatra ratsy am-zareo io an ! satria io rongony io de ny ahazahoany mi-communiqué am Andriamaniny...zany hoe foi an'zareo le izy !

hafa manko le lazaina hoe: ireny olona ireny mpifoka rongony sy ny hoe io ny finoany mifoka an'io mba ahazahoany mifandray direct ve ? am Andriamaniny ! zany hoe io Andriamaniny io de resaka réligion le izy ...rastafarisme=réligion ary ny Dieu=JAH


12. wooda ( 29/06/2007 09:59)
"Coming in from the cold" man!

Bob Marley forever ny aty! :-D:-D
13. naughtyboy ( 30/06/2007 13:11)
atraty io makafy ny hirany + the wailers reny fa tsy itako ze olana @ daina fohany sa manohitohina ny fahasalamana na fianany hafa v zany
14. bilakarenjy ( 15/08/2007 21:42)
http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/165/REMIX_BOB_MARLEY_
de klikeo ilay play this entire playlist
fa ho henonao izany reggae nohavaozina izany ary be mpanao tokoa .Ny an'i Bob aloha no tena hovain-dry zalahy @ izany .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2447