koragno-mangigina

1. ratonga ( 22/06/2007 17:57)
http://www.dailymotion.com/related/1359820/video/xt5ex_kaiamba-koragno-mangigina/1
répondu par Bita le 03/07/2007 17:46
2. rafify ( 22/06/2007 18:02)
mrci ratonga mlay fa mampatsiaro ny fahiny:lol:
ty ko http://www.dailymotion.com/related/1360041/video/xt5a2_kaiamba-fehiloha-mena/1 favy an!!:lol::lol::lol:
3. melody ( 22/06/2007 19:36)
ratonga: marina mihintsy ny lazainy rafify, tena mampahatsiaro ny fahiny marina e, misaotra akia!:-*
rafify: tsy mbola henoko indray io hira io an!
4. fasaly ( 22/06/2007 19:47)
oé! nampatsiaro ny fahiny mitsy io ! lay disk discomad be reny! tsy tiko tamzany ny miaino anreny disk discomad reny fa zefa be nefa zao milay ery ny mieno azy:-P:-D
merci ratonga:-*:wink:
5. marylou ( 23/06/2007 13:36)
lolllllll, rafiffy :-D:-D:-D:-D

6. Fiffi ( 23/06/2007 16:52)
ratonga: :*:*:*:* hummm.....misaotra akia nizara an ! mampiheritreritra ny....marina le hira an ! :-D:-D:-D
7. melody ( 23/06/2007 20:17)
Fiffi: faly be zah fa eto indry:-*:-*:-*:-*:-*
ary ahona indray ity akia
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rambao/video/x1h66m_rambaovato-fehizoro-lool-hasina/1ary ity koa:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rambao/video/x1qjnn_rambao-mahereza/1
9. cutie ( 23/06/2007 21:57)
ratonga
mandreraka be ny mijery an'le izy fa miovaova tampoka :-D
10. Fiffi ( 25/06/2007 05:39)
mampi-te handihy be le izy ! :-D:-D
11. Bita ( 03/07/2007 17:46)
Misaotra lesy Ratonga fa dia hokoraigna mangingina an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509