iza ary izany?

1. xxx ( 22/06/2007 16:03)
niteny le ol iray "tu vois cette montagne !"
namaly ny 1 " non j'y vois rien"
inona ary ny originen'le 1?
répondu par sympa le 30/06/2007 15:23
2. sympa ( 22/06/2007 17:04)
xxx :arrow: Ivoirien :-D:-D
3. pissoa ( 22/06/2007 17:45)
:-D:-D:-D
4. diamondra27 ( 23/06/2007 10:36)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-06-2007 18:03:52
Lohateny : iza ary izany?
niteny le ol iray "tu vois cette montagne !"
namaly ny 1 " non j'y vois rien"

azo tohizana ve?

inona ary ny originen'le 1?
de namaly le faharoa we:goa de loupe 2
de ozizy le nametraka fanontaniana hoe: poika
de inona aza le izy?
:-D:-D:-D
5. diamondra27 ( 23/06/2007 10:38)
de namaly ke faha3 hoe: s'il vit (SYLVIE) c'est parce qu'il n'est mort:-D:-D:-D:-D
6. diamondra27 ( 23/06/2007 10:41)
f'angah tsy la nana = sipa de côte d'ivoire ndray moa le izy?
l'ananas de côte d'ivoire:oops::oops:
7. Bita ( 24/06/2007 10:25)
tu t'on me vas? (ti toa mivaha) chanson de qui?
8. Samoana ( 24/06/2007 21:04)
Namaly an'i Bita ilay sipa benono hoe:
"Elvissss!!!!! Presse-les!!"
9. Bita ( 25/06/2007 06:42)
demander (nde mandeha):lol::lol::lol:
10. tslem ( 25/06/2007 07:14)
Samoana:

Namaly an'i Bita ilay sipa benono hoe:
"Elvissss!!!!! Presse-les!!"



:-D:-D:-D
11. bidagda ( 25/06/2007 10:56)
samoana!!! prof philo nay no nampianatra anay io elvis io sao prof nao koa?:^)
12. sympa ( 27/06/2007 16:39)
8-) :-D:-D
13. xxx ( 28/06/2007 19:26)
inona ary zany?
torana i maguy ry Rina !
torana i maguy ry rina !
torana i maguy ry rin'thierry eee!

manintainy tao nilalao !
manintainy tao nilalao !
manintainy tao nilalao zizi eee!
14. sympa ( 29/06/2007 13:06)
15. bidagda ( 29/06/2007 13:19)
koragn'mangingina, koragn'mangingina cheri eee!
manitra malalao manitra malalao
16. sympa ( 30/06/2007 15:23)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2249