MBA MANGATAKA NY TONONY NADALO TETO SAKELIDALANA

1. tsotso ( 19/06/2007 18:08)
MBA MANGATAKA RAHA MISY MAHAY ILAY HIRA NADALO TETO AN'i SAKELIDALANA MISAOTRA MIALOHA
répondu par rabilabila le 25/06/2007 21:20
2. xxx ( 19/06/2007 18:10)
ny olona anga tsy mahita raha tsy soratana ngodabe ohatran'izao?anga jamba ny olona?
3. rafify ( 19/06/2007 18:41)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sakelidalana/video/xmncr_nandalo-teto-ve nandalo-teto-ve
4. cutie ( 19/06/2007 18:58)
Nandalo teto ve
Ilay malalako
Tsy foiko indrindra ry zareo
Nandalo teto ve
Fa tsy nivily
Indrisy ry zareo

Raha sendra lavitra azy
Ngolingoly ny fo
Raha saraka azy
ALahelo no ao am-po
Veloma ihany re rahavako

Izao no hafany
Izao no teniny
Veloma indrindra
Ka aoka tsy hifanadino
Izao no teniny
Izao no hafany
Masina indrindra
Ry ilay havako zay .

5. sitlo ( 19/06/2007 19:44)
njoooooo

gasy ka manja
6. rafify ( 19/06/2007 19:46)
nandalo-teto i cutie:-D:-D:-D
7. cutie ( 19/06/2007 19:47)
ie
fa le malalako mbola tsy nandalo :cry:
8. rafify ( 19/06/2007 19:53)
ntsôooooo:cry:
9. cutie ( 19/06/2007 19:55)
fa mbola handalo :-D
10. rafify ( 19/06/2007 20:00)
anotanio izy é:lol:
11. cutie ( 19/06/2007 20:01)
iza no anontaniana:roll:
12. rafify ( 19/06/2007 20:06)
ouadray ko ny malalanao ko iza dray klé8)
13. cutie ( 19/06/2007 20:08)
ka efa we mbola tsy nandalo ka anontaniana @ in koa :roll:
14. rafify ( 19/06/2007 20:13)
asevo mandalo izy d tsisy resaka tsony é:-D (ny aminy) :-D:-D:-D
15. cutie ( 19/06/2007 20:14)
ka hoy za we mbola handalo izy fa i rafify no manita-dresaka eo:-D
16. rafify ( 20/06/2007 05:56)
ko i cutie ko loza ra ampiresaka ko:-D:-D:-D
17. Stretch ( 20/06/2007 06:40)
xxx:
ny olona anga tsy mahita raha tsy soratana ngodabe ohatran'izao?anga jamba ny olona?


=))=))=))=))=))
18. cutie ( 20/06/2007 15:21)
Mpandefa : rafify [ Valio ] 20-06-2007 07:56:21
Lohateny : Re : MBA MANGATAKA NY TONONY NADALO TETO SAKELIDALANA
ko i cutie ko loza ra ampiresaka ko

ka manaiky hampiresahako koa tsinona ka:-D
19. rafify ( 20/06/2007 15:43)
:-D:-D:-D:-D:-D
20. cutie ( 20/06/2007 19:22)
ao fa tsy ampiresahako tsony e
hangina @ zay za
bye :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.117