MBA MANGATAKA NY TONONY NADALO TETO SAKELIDALANA
1. tsotso
(
19/06/2007 18:08)
MBA MANGATAKA RAHA MISY MAHAY ILAY HIRA NADALO TETO AN'i SAKELIDALANA MISAOTRA MIALOHA
novalian'i rabilabila ny 25/06/2007 21:20
2. xxx
(
19/06/2007 18:10)
ny olona anga tsy mahita raha tsy soratana ngodabe ohatran'izao?anga jamba ny olona?
3. rafify
(
19/06/2007 18:41)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sakelidalana/video/xmncr_nandalo-teto-ve nandalo-teto-ve
4. cutie
(
19/06/2007 18:58)
Nandalo teto ve
Ilay malalako
Tsy foiko indrindra ry zareo
Nandalo teto ve
Fa tsy nivily
Indrisy ry zareo
Raha sendra lavitra azy
Ngolingoly ny fo
Raha saraka azy
ALahelo no ao am-po
Veloma ihany re rahavako
Izao no hafany
Izao no teniny
Veloma indrindra
Ka aoka tsy hifanadino
Izao no teniny
Izao no hafany
Masina indrindra
Ry ilay havako zay .
Ilay malalako
Tsy foiko indrindra ry zareo
Nandalo teto ve
Fa tsy nivily
Indrisy ry zareo
Raha sendra lavitra azy
Ngolingoly ny fo
Raha saraka azy
ALahelo no ao am-po
Veloma ihany re rahavako
Izao no hafany
Izao no teniny
Veloma indrindra
Ka aoka tsy hifanadino
Izao no teniny
Izao no hafany
Masina indrindra
Ry ilay havako zay .
17. Stretch
(
20/06/2007 06:40)
xxx:
ny olona anga tsy mahita raha tsy soratana ngodabe ohatran'izao?anga jamba ny olona?
=))=))=))=))=))
18. cutie
(
20/06/2007 15:21)
Mpandefa : rafify [ Valio ] 20-06-2007 07:56:21
Lohateny : Re : MBA MANGATAKA NY TONONY NADALO TETO SAKELIDALANA
ko i cutie ko loza ra ampiresaka ko
ka manaiky hampiresahako koa tsinona ka:-D
