tsy lafo ny......!
1. fiderana
(
18/06/2007 11:13)
Ny vidin'ny sigara 2 dia mahazo simenitra 1kg, tsy lafo ny simenitra!.....
Ny vidin'ny menaka 1 litatra dia mahazo solika 2litatra, tsy lafo ny solika.....!hihihih...... :-D:-D:-D:-D:-D:P
Ny vidin'ny menaka 1 litatra dia mahazo solika 2litatra, tsy lafo ny solika.....!hihihih...... :-D:-D:-D:-D:-D:P
répondu par sympa le 19/06/2007 20:38
5. agoago
(
18/06/2007 14:32)
Ny ahy ho aho a@ zao fiakaran'ny vidina menaka izao, manontany tena aho hoe "ohatrinona ary ny hividianan'ny olona ny menaka 1 sotro ndray ary izao, any ambanivolo any", satria misy mividy amin'ny sotro tokoa any ho any, isaky ny hanokona ny sasany vao mividy menaka hanendasana.
Misy havanay mivarotra mantsy any ambanivolo any dia miresaka an'io, hanontaniako azy zao rehefa tafahoana izahay"hoe ohatrinona ary zao ny menaka 1 sotro ndray any amindry zareo".
Ta@ ny vidiny talohan'ny fiakarany io efa mividy amin'ny sotro io ny olona a

7. xxx
(
18/06/2007 16:06)
fiderana:
Ny vidin'ny sigara 2 dia mahazo simenitra 1kg, tsy lafo ny simenitra!.....
Ny vidin'ny menaka 1 litatra dia mahazo solika 2litatra, tsy lafo ny solika.....!hihihih...... :-D:-D:-D:-D:-D:P
Fenoy tsara fa aza atao tapatapany fa miova ilay hevitra :
- Tsy lafo ny simenitra miohatra @ sigara
- Tsy lafo ny solika miohatra @ menaka
12. fiderana
(
19/06/2007 06:19)
xxx: misaotra aloha nanitsy ilay hevitra ê!, fa raha tsikaritrareo dia misy pub mitovitovy @ io mandeha isan\'andro @ fahitalavitra eto @ tanana, fa dia saika lany andro à fitadiavana menaka tsy mandry ny mponina ety aminay, ka izay no mba nanoratana io mba ho lasa hatsikana kely:P
jeankely: aza asiana totohondry izany zah fa sao maika mialafo eo ny menaka:P:P:P:P:P8).
jeankely: aza asiana totohondry izany zah fa sao maika mialafo eo ny menaka:P:P:P:P:P8).
13. diamondra27
(
19/06/2007 06:36)
zay le mahavoa an'i le blagy ra vô tsy maharaka de tsy mimé
za zao saika hiteny we:
2 x sigar = 1kg simenitra
1l d' huile = 2l solika
de nitady we inona moa zany le question?
heveriko we: tadiavo ny prix mora sy lafo @ireo?
Na koa hoe: jeu de 7 erreur le izy :oops: :-D:-D
fa le teny gasy aza tena tsy azo, ciment ve zany simenitra zany e?
ary inona ny atao hoe: solika?
miala tsiny ry reto fa tena very a!

14. Bita
(
19/06/2007 06:55)
Akohokely 1 Sobika dia mahazo Fiara 2 chevaux 1. Tsy lafo ny 2 CV an!
Kapsily 5 (sarona tavoahangy na labiera) dia mahazo motosikileta: mora mihitsy ny moto.
Kapsily 5 (sarona tavoahangy na labiera) dia mahazo motosikileta: mora mihitsy ny moto.