colissimo - coliposte

1. sakaizakely ( 18/06/2007 10:30)
tsy misy azo atokisana ry reto fa rehefa tonga ny peps de mialangalana dol reto fonksionera mpandany lera any am poste ireto a !

misy colissimo suivi contre signature izay efa herinandro tsy hita hoe aiza ny niafarany. ze antsoina iray tsy mamaly na raha mahazo olona ianao afaka adiny iray à 0.34€/ mn dia ataony baolina ping pongy asainy miantso birao hafa foana de misangodimpanina eo ianao. Tena mahasosotra ny fe-ko mihitsy klé:evil:

tiako tenenina, na manao colissimo suivi aza, azondry zareo chourer-na ihany iny de enao mitonantonana miandry tsy misy eo.
bande d'incompétents @ asa fa raha resaka chourave de 1°!!! :evil::evil::evil::evil:
répondu par sympa le 21/06/2007 08:53
2. kelly13 ( 18/06/2007 12:11)
tratra kou anga njy? za klou d fay tena fay tateraka e! non seulement le boite tsy tonga a destination fa mody naveriny taty amiko, mais boite gôka no tao, d nanao reclamations etc... d arirarirandry zareo! :twisted:
3. lost ( 18/06/2007 13:05)
sakaizakely sy kelly13>>> otran'io d zarany ra tsy manaraka aza ianao,fa misy fandaharana ao radio RTL la semaine d 9h30 à 11h30(fandaharan'i Julien courbet) Raha eto France nareo,fa mahasoa sady manampy!!!
4. Fiffi ( 18/06/2007 13:20)
soahiany fa mbola tsy tratran'io zah an ! rahatsizany manko....:arrow:
5. sympa ( 18/06/2007 13:38)
rahatsizany manko.... De inona kay ny tohany ry Fiffi :-D:-D
6. Fiffi ( 18/06/2007 13:40)
de miady koh ! :-D:-D:-D
7. tslem ( 18/06/2007 14:00)
tena marina ve? soa ihany fa mbôla tsy nanao an zany, msôtra anareo aloha fa mba misy hitandremana e!!!
8. sympa ( 18/06/2007 14:03)
Fiffi :arrow: :-D:-D Tsy hitambarandreo eo daholy enao ve :-D:-D
9. sitlo ( 18/06/2007 16:59)
ary tokony ho tompondakan'i Madagasikara amin'ny ping pong nge izany ny mpiasan'ny poste eh.
10. bazylou ( 19/06/2007 00:57)
io anie ilay nolazaiko hoe alefaso amin'i Rojo ny entana e!! ianareo tsy mety mino ...
11. Jeankely ( 19/06/2007 03:48)
Ao ve bazylou??=))
12. Fiffi ( 19/06/2007 07:07)
heu....nga tsy resaka fandefasana colis eto frantsa io ?
13. sympa ( 19/06/2007 10:45)
bazylou :arrow: voamaika iny no tena tiandreo satria hoe mihidy tsara le entana de aleo iny no alaina :-D:-D
14. bazylou ( 19/06/2007 23:24)
dia aleo asiana rehefa manaiky omena azy!!
15. bazylou ( 19/06/2007 23:26)
dans les deux sens ny ataon'i ROJO
16. sympa ( 19/06/2007 23:50)
bazylou [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Boulet/boulet-d-or-2943.gif[/IMG] :-D:-D


[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/j-ai-rien-fait-138.gif[/IMG]
17. sakaizakely ( 21/06/2007 08:35)
ny olana dia mialangalana daholo ry zareo de tsy hitanao hoe iza no hiadiana. Za ato nefa efa vonona ny gants de boksa fa le adversa mial pas doly.

Ary @ centre de tri-distribution'i Genevilliers ary de milaza le oul am SAV ve hoe tsy hitsangana andeha hitady ze colis-nao hono izy fa mamaly tél no asany. Ary misy anarivony maro ny entana trier-ndry zareo any.

k'inn fotsiny no ananana syst informatique raha tsy hitany akory hoe aiza ity zavatra ? Nefa ange mandeha code barre daholo ny entana e ?
De asesiny hoe asaivo manao réclamation le mpandefa.
Ieeeeeeeee, za kou manko tsy manakatao de hiandry anareo manao pingy paongy eo tapabolana nefa tokony livré 48h chrono le entana.

Le mpandefa koa tsy mety azo tél mihintsy raha tsy omaly de zay vao nanao 2è envoi, k'asa raha ho very koa.

Fa ny foutage de gueule manaraka dia ianao koa no asain'ny SAV colissimo manao fikarohana : tadiavo any @ birao paositra misy anao sy ny centre de tri, fa ry zareo Colissimo tsy mety hihetsika fa manafana vodintseza fotsiny.

Ny soa ihany, dia ilay mpandefa no miantoka sy manolo ny entana very, manana assurance ry zareo. Fa na dia izany aza dia very fotoana ihany ianao, indrindra raha maimaika ny ilàna azy.

Dia izay fa rehefa misy vaovao dia ilazako nareo
:-*
18. sympa ( 21/06/2007 08:53)
sakaizakely :arrow: :@:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4022