Fiainana andavanandro
1. mahitsih
(
15/06/2007 14:41)
Lasa ho'ah ny saiko @ ity resaka JIRAMA ity eh! Fa tena mijaly ny vahoaka satria tapaka foana ny aty aminay, ka mieritreritra aho hoe saody ary tokony homena izay tena mahavita azy sa ahoana ny hevitrareo?...
répondu par sympa le 18/06/2007 00:17
2. cbd
(
15/06/2007 15:59)
Atramin'izao aloa de mbola tsy nahitana vahaolana ny momba ny JIRAMA, ka iza koa moa tsy mpitondra ka tsy aiko ny tokony ato @ izany :roll: Fa aiza no misy anareo tapatapaka izany :?:
3. Fiffi
(
15/06/2007 17:23)
heu....mazana kosa aloha ny zavatra mahazo ny olona lainga lainga an ! ohatra zao hoe tsy misy jiro intsony manomboka am 3h du matin...marina fa hoe ora fatoriana zany nefa ao ny miasa...de ahoana ? de ny frigo sy ny congel zany mba ahoana ???:roll::roll:
5. kally
(
15/06/2007 20:15)
Ka raha aminn'y telo maraina moa maninona loatra fa indraindray andro @ 7 hariva sy @ 8 be izao, ianao eo am-pisakafoanana hariva iny no tapaka izy.
7. sakaizakely
(
16/06/2007 08:05)
Fiffi a ! soa ihany fa tsy mbola équipé frigo sy congel doly ny vahoaka fa perta be raha izany...
Io wa de miseho dadany doly ze mitondra eo nefa samy tsisy mavita azy akory. Ny secteur misy andry zareo mino aho fa garanti tsy misy tapatapaka izany. Mbô hein !
Io wa de miseho dadany doly ze mitondra eo nefa samy tsisy mavita azy akory. Ny secteur misy andry zareo mino aho fa garanti tsy misy tapatapaka izany. Mbô hein !
9. bazylou
(
17/06/2007 11:28)
reveo fa ianareo no nifidy azy e!!:wink::wink::wink::wink::wink::-D:-D:-D:-D
10. Fiffi
(
17/06/2007 11:41)
kally:ka inn aza no azo atao ? sa ve hijanona ao am maizina be ao kosa ?
Izay ve no tena vahaolana?:roll: