Tsy Kilalaon-jandry
1. pissoa
(
13/06/2007 21:58)
Hitako tao amin'ny blaogin'i manana19 (mety efa maromaro no namaky tany ) fa "Vadin-joky kilolohan-jandry" hono no fiteny marina fa tsy "vadin-joky kilalaon-jandry" !
http://manana19.blaogy.com/post/257/3030
Hi hi hi, toa hangaina njay ry zandry mianakavy raha izao marina :-P:-D:-D:-D
http://manana19.blaogy.com/post/257/3030
Hi hi hi, toa hangaina njay ry zandry mianakavy raha izao marina :-P:-D:-D:-D
répondu par izany le 03/05/2011 07:45
2. la
(
14/06/2007 06:02)
Fa aona moa no de ho kilalaon-jandry??:roll: asakasak'izay mety ho kilalao aloa e!! de asakasak'izay ilalao koa8O:roll::oops:
4. hery
(
14/06/2007 09:49)
Milay io rehefa bandy manana sipa vavy matoa, de le sipa manana zandry vavy bedabe.
lolohavindry zareo mihitsy (fa tsy lalaoviny :-) )
lolohavindry zareo mihitsy (fa tsy lalaoviny :-) )