Tsy Kilalaon-jandry

21. Herimiafina ( 15/06/2007 20:45)
Fa inona no dikan'ilay kilolohana aloha e? :roll:
(Bonaniversera pissoa)
22. xxx ( 15/06/2007 21:36)
raha sanatria maty ilay zoky dia tsy maintsy adidin'ilay zandry ilay vadin-drazoky : ka asa moa io na vadiana na karakaraina fotsiny
23. cutie ( 15/06/2007 21:54)
any @ faritra sasany any Dago tena misy manao ohtran'io
24. pissoa ( 15/06/2007 23:12)
Ito ny nanazavan'i Ikalamako an'ilay "Kiloloha"
ikalamako:
pissoa : raha azoko dia izao :

loloha midika : havana akaiky tsy azon'ny tena ialana fa tsy maintsy velomina na karakaraina (izay ilay hoe mizaka loloha, mba haintsika angamba io) ka ny vadin-joky izany tsy azon'i pissoa zandrin'i zoky ialana e ! Izay aloha izao no fahazoako azy, na dia ilay kilalaon-jandry aza no nahaizako azy hatrizay fa aleo tsorina. Kanefa mety ho sady loloha izy no lalao (raha ny zava-misy mitranga matetika no jerena, adidin'ny zandry ny vadin-joky indraindray, lol).
Misaotra an'i manana19 nitsilo sy nanitsy o!
Nampidirin'i ikalamako 13 Jio 2007, 23:27


(Herimiafina : Thx)
25. mandrindra ( 16/06/2007 07:28)
cutie, inn indray izao no naondrako teo?:wink:
26. cutie ( 16/06/2007 09:23)
mandrindra aza mampime e :-D
27. mandrindra ( 16/06/2007 10:51)
ka tsy marina ary ve izany lazaiko izany? dia aiza ho aiza ilay mampihomehy?:lol:
28. cutie ( 16/06/2007 14:55)
za nga mahalala we marina :-D
le mody gisa no mampime :-D
29. cutie ( 16/06/2007 23:26)
mandrindra
vidiano kilalao ny zandry e :lol:
30. mandrindra ( 17/06/2007 10:08)
cutie, zany raha tena gisa izany tsy mapihomehy?:lol::lol:

dia inn ilay kilalaon'i zandry aloha e??
31. cutie ( 17/06/2007 14:59)
anontanio le zandry koa:-D
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 17-06-2007 12:08:58
Lohateny : Re : Tsy Kilalaon-jandry
cutie, zany raha tena gisa izany tsy mapihomehy?

fa in no tokony hampime raha zany :roll:
32. Bita ( 26/06/2007 13:34)
le zandrin'ny vadiko io izany? le entina eran'ny tsena de sakambinina, de azo ampideraina etsy sy eroa, fa ny marina tokoa fa fomba ny firenena maro io hoe raha sanatria maty ilay zokiny vavy (ny lahy aza hoe) ka manajandry ilay ramatoa dia tsy maintsy maka vady io ilay rangahy....... Saingy matetika mbola tsy maty akory ilay ramatoa dia efa mitranga io raharaha io ka anjaran'izy 2 ny mifanaraka ao raha mety????
33. xxx ( 27/06/2007 04:31)
marina izany ry bita nefa tsy ny rehetra² kosa anefa fa manana ny safidiny manko hy olona rehetra ka tsy ho afaka ny ho tereny amin'izany ny sasany,mety efa notsiriritin'ilay olona kosa angamba ilay vavy na ilay lahy dia tsy mahandry ny andro hhfatesany intsony sa hoe ozonina ho faty any ilay olona tompom-bady ,tsy mety anefa izany
34. ikaretsaka ( 03/07/2007 13:02)
hery:

Milay io rehefa bandy manana sipa vavy matoa, de le sipa manana zandry vavy bedabe.

lolohavindry zareo mihitsy (fa tsy lalaoviny :-) )



tena marina be mihitsy io....=))
35. pissoa ( 04/07/2007 00:05)
Zay koa i Ika de faly ery mahita le kajikajin'i hery :-D:-D:-D:-D:-D
36. cutie ( 04/07/2007 00:48)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-07-2007 15:02:41
Lohateny : Re : Tsy Kilalaon-jandry
Hoy i hery:

Milay io rehefa bandy manana sipa vavy matoa, de le sipa manana zandry vavy bedabe.

lolohavindry zareo mihitsy (fa tsy lalaoviny )




tena marina be mihitsy io....

de mba tantarao ny experience aza :-D
37. cutie ( 11/07/2007 01:02)
jereo nge ty e :-D
http://www.dailymotion.com/related/4024057/video/x1q471_tsiky-tsidika-kilalaonjandry/1
38. izany ( 03/05/2011 07:45)
mitondra loloha no tena izy. Ary fomba jody izy io. jereo ny tantaran'le 7 lahy nanambady ilay vadin'le zoky maty. Ny tantaran'i rota sy booza koa. hamelomaso an'ilay efa maty.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3877