Ilay mpivaro-kena teny aminay

1. rrgmt ( 13/06/2007 14:02)
Noravan'ny fivondronana ny fivarotany dia nikatona tsy nisy intsony. Nitombo iray ny tsy an'asa8-)
répondu par marozevo le 16/06/2007 19:27
2. sonwin ( 13/06/2007 14:16)
:roll:
3. Fiffi ( 13/06/2007 14:16)
sao de misy fahadisoana ? eto am fivavahana sy finoana ? :roll:
4. ikaretsaka ( 13/06/2007 14:34)
mivavaha ho azy izany ko!
5. rrgmt ( 13/06/2007 14:41)
Mivavaka ve dia ampy sa inona koa ny endrika hafa?
6. sonwin ( 13/06/2007 15:20)
fa inona daholo no endrika hafa efa nataonareo teny?
7. pissoa ( 13/06/2007 16:27)
mivavaha be da be ho azy izany koa :lol:
8. pissoa ( 13/06/2007 16:55)
hi hi hi !
fa maninona ilay izy no nakatoka kay aloha e ?!
9. Bita ( 14/06/2007 17:31)
Tsy fantatrareo angaha ilay tantaran'ilay vehivavy Janga tao @ SM, Rahaba Janga no niantsoana azy. Inona no zavatra mba nahaliana anareo @ io vehivavy io. Ny nandraisany ireo vahiny, ny marimarina kokoa dia ny nanafenany an'ireo vahiny ary rehefa handeha ireo vahiny dia hoy izy ireo taminy hoe: asio ra eo @ tolam-baravaranao dia ho anisan'ny voavonjy ianao. Mba hamarino kely hoe azafady io zavatra lazaiko i o fa ny fantatro dia hoe anisan'ny manan-tantara ao @ SM izy. Tsy hoe: manaiky ny fijanganjangana na fifavorata tena aho fa misy ilay Maria izay nanasa ny tongotr'i Jesosy t@ menaka lafo vidy ary + ny volony ary araka ny fahalalako azy dia vehivavy toa tsy mendrika ny fitondran-tenany t@ ireo mpiaramonina taminy. Koa tsy afaka milaza zavatra maro aho fa ny fantatro dia efa nisy hatrizay ireny olona ireny, tsy fantatro na anjarany fa ny haiko hoe aleo mihaino hoe vehivavy janga toy izy PD (lehilahy miaramandry @ lehilahy)
10. Bita ( 14/06/2007 17:33)
azafady fa lasa tany @ mpivaro-kena ilay mpivaro-tena ka tena hialana tsiny be dia be
11. marozevo ( 14/06/2007 22:07)
Ny ohatran'izao ilay mahasosotra fa aoka ho tsorina.

Tena tsy hitako mihitsy izay hifandraisan'ity lohahevitra ity amin'ny fivavahana. Asa ianareo na mahita aloha fa izaho dia tsy mahita mihitsy, indrindra raha tarafina amin'ny vontoatin'ny interventions voalohandohany ao.

Izaho anefa nanokatra lohahevitra teto, roa andro lasa izay, IALAHY no lohateny nataoko. Tena misy resaka fivavahana tao anatiny, nefa nesorina. Tsy nanao réaction aho satria heveriko fa misy antony matoa nesorina ilay izy.

Tsy hoe mialona akory sanatria raha miteny izany, fa mba manontany fotsiny... Inona marina moa no atao hoe "fivavahana sy finoana" é ?. Antony mitovitovy amin'io no nialako kely teto herintaona lasa izay... fa amin'ity kosa aho tsy hiala fa aza matahotra ianareo.
12. marozevo ( 15/06/2007 07:50)
13. naughtyboy ( 15/06/2007 15:59)
io le voalaza fa mora tohina atsy ambadika mahasosotra @ ahoana e?:lol:sao de tapaka lalandra fa mora2 ihany
-le resaka"IALAHY "zao de mazava fa tsy misy ifandraisany @ fivavahana sy finoana fa fiarahamonina ekena? sa ifanditra @ mpiandraikitra ko?:°)
-MISY IFANDRAISANY TOKOA ny resaky bita satria tantara nisy ao SM ny fanontanina manitikitika azy tsotra ahoana no fijeriny fiarahamonina sy ny fivavahana manoloana ny zv misy toy reny, misy andraikitra ao..na de oe ivavaka ho azy fotsiny aza
fa tsy oe refa tsy mifanaraka @ saina de fariparitana fotsiny tsisy ifandraisany..
tsikera tsikera ndray nga no betsaka any @ zao:-D:-D
aza mbo tampenambava ny hafa refa tsy manankevitra ny tena tompoko o..
14. marozevo ( 15/06/2007 16:53)
Noravan'ny fivondronana ny fivarotany dia nikatona tsy nisy intsony. Nitombo iray ny tsy an'asa


Tsy naveriko nosoratana io fa nataoko copie/coller.
Inona no resaka fivavahana amin'io ?
15. naughtyboy ( 15/06/2007 17:05)
refa tsy ekeny saina de ajanony sa tsy fantatry marozevo ko fa ela no nisy mpiandraikitra nijery reny sa te hiady toerana ho mpiandraikitra ko..
16. marozevo ( 15/06/2007 17:08)
Miakatra izany tosi-dra izany marina...
Valio fotsiny io fanontaniana io dia ampy raha vonona hifanakalo hevitra e !
Sao dia heverinao fa mitovy aminao daholo ary ny olona eto ?
17. naughtyboy ( 15/06/2007 17:28)
tosidra nle sosopoana ve?:-D:-D:-D
io tohiny lazainy bita io no nisarika ny saiko fa tsy ny fanontaniany oul miakatrakampoana to marozevo
tsy otrany marozevo za akory ka mieritreritra foana hiavaka @ oul rehetra misaotra tompoko:-P:-:-D
18. marozevo ( 15/06/2007 17:33)
Izay indrindra àry... I Bita aza efa niaiky fa diso toerana ny interventiony koo... Izany ka olona.

Efa hita izao fa tsy misy resaka fivavahana dia asesika ihany... Ahatsiarovako ilay hoe "kendan'ny nasesiky ny tanany".

Tsy hitako loatra izay antony anoratako eto raha hanao dian'ondry hitovy be daholo.

Ampiakaro ihany ra Naougty fa mbola tsy tafakatra amin'ilay mahatapaka lalan-drà ah...
19. naughtyboy ( 15/06/2007 17:36)
amiko mitovy ny oul eto ary anisany hajaiko zany lavitra ahy ny iseho hafa no ireo farany mitadiava
oul azo amboarina fotsiny @ hevitra 1 sy valo fa lany andro mitonatonana aty amiko O.K Ciao =))
20. marozevo ( 15/06/2007 17:45)
Mandehana amin'izay àry sao dia mamono olona eto aho ko lé...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1084