Ilay mpivaro-kena teny aminay

21. naughtyboy ( 16/06/2007 13:00)
efa nidina ny tosidra ny marozevo sa tsia aza miditra lalina @ zany mamono oul zany:-Psarotra zany ialana fondro toko fa diso fipetraka ny hevitra iny ekeko fa na i bita aza nialatsiny
ra mandahandahatra resaka sy fampandrina adrisa fotsiny de miomana fa hiala any foana ny valiny pozitifa no ilazako anio(critique constructive)sao voadika hevitra hafa ndray..samy vita iny basta
22. marozevo ( 16/06/2007 19:27)
Ny tiako ho lazaina amin'ilay hoe mamono olona teo anie dia sao miakatra loatra ny tosi-drànao ka sanatria e.....
Tsy misy tokony hohahiana izay valiny rehetra eo na positif na négatif rehefa mifandraika amin'ny loha hevitra ka... taoko izany foana no eto eh...
Ny hany mba tsy tantiko kely teo fotsiny dia ilay loha hevitra mihitsy no HS. Izay fotsiny.
Mahereza àry ianao sy isika rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0417