Anay io ary President-nay mihintsy e.

1. Jeankely ( 13/06/2007 09:22)
Izahay aloha dia tsy mahalala afatsy ny hoe lany President io ary na ahoana na ahoana dia President-nay io madra-pahatongan'ialahy milaza mahay.=))=))=)).Samy resaka donto ity.
répondu par kanota le 05/07/2007 09:23
2. Fiffi ( 13/06/2007 09:39)
:roll::-D:-D:-D
3. ronaldo09 ( 13/06/2007 10:07)
Misaotra ami'le fierite e!
4. Jeankely ( 13/06/2007 10:20)
Ny olona manana indray no anontaniana hoe na ho faty eo aza. Misy dia manao resaka motraka mihintsy ireto manampahaizana sasany marary loha ireto. tsy solonay vendrana ny President-nay owaowaowaowa=))=))=))
5. mimich ( 14/06/2007 08:01)
jeankely> za oh mahita we mitovy ihany nareo sy ry ronaldo9 sy ry bazylou, samy "extremiste" saingy ny 1 mpanohitra tsy misy fepetra , ny iray pomba tsy misy fepetra.
Io tsy entina amin'ny fo be fahatany oh io ny fanohanana eee!!! Raha tena tiana sy ankasitrahina izy dia mba milaza aminy ihany kosa ny tsy mety ataony , io anie oll ka mety misy ny hevitra tsy mety na mahadiso azy ee, fa tsy hoe na efa mialza ny hamono tena sy hitsambikina any an-kady aza izy de mbola lazaina ihany hoe mety fa ataovy satria tsy te hanohitra azy sy ny heviny
6. Jeankely ( 14/06/2007 08:13)
Resaka samihafa izany ry tonaka "mimich" a. Hafa ny manintsy sy mitady ny hanasoa ary hafa ny tia hamotika sy handrava. Izahay mahalala ny resaka tiana hambara sy miseho eto. Manintsy ve handoro, ho faly amin'ny Malagasy mifandroaka fa tsy mamporisika ny Malagasy hifankatia. Ny filoha tsy ho filoha mandrakizay fa hifandimbiasana io koa maninona no potehana zava-bita?
7. mimich ( 14/06/2007 08:33)
Toa mandray an-tendrony ingahy zany ry "tonaka" jeankely
Ilay fomba fanehoanao hevitra sy ilay fanohananao no no lazaiko hoe lasa extremiste loatra ianao fa tsy izay resaka mandoro sns..., zay iaraha-mahalala fa tsy mety.
Lasa borné loatra ianao ka mety mahavita mijery arina an-tava eny amin'ny olona ankasitrahina

8. Jeankely ( 14/06/2007 08:43)
Misaotra ry tonaka "mimich" ooo. Dia omeo ny milay ary e. Izaho kosa aloha tsy hanaraka ny tsy izy. Tsy hainao fa hiasan'ny tsy izy ny resaka harosonao fa tsy entina hanintsiana izany. Veloma ry tonaka=)) a
9. mimich ( 14/06/2007 11:16)
mbola tsy miova ihany fa mbola mandray an-tendrony ny tonaka"jeankely". tsy resaka fanoloana olona koa no resahina fa ilay fomba fisainanao maneho manohana hevitra.
oh manamarina ny voalazanao momba anao amin'ilay sizé ary ambadika ny ary ny fomba fanehoan-kevitra izany an!!!
mirary soa sy fahasalamana ee
10. bazylou ( 14/06/2007 12:13)
Reveo manja ary fa aza makaty misoleladelaka fa voaendy aty e!!:roll::-P:-P:-P
11. Jeankely ( 15/06/2007 07:09)
Iza no misolelaka fa tsy ialahy tia hijanona sy mamafa ny kiraron'ny any. Madagasikara anay ary izay mpitondra no solontenanay fa tsy ialahy. AZo?
12. xxx ( 05/07/2007 08:24)
radidy sy ra8 dia zerôma ihany no randria na hoe kotozafy ihany no aleksisy. Ny kely saina no tsy mahatsapa fa manohana ny azy anjambay fotsiny. Sa ahoana ry raJeankely(saina) ?
13. kanota ( 05/07/2007 09:23)
Izay eo amin'ny fitondrana no solontenan'i Madagasikara ary ny vahoaka manaraka izay tapakin'ny fanjakana. Ny olona any ivelany miresaka fotsiny fa tsy hanao raha. Raha olona iray ihany ireo iza no hafa sa ialahy zanak'AREMA koa ve mba hafa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8215